Fanatanjahantena
salmo
(
03/10/2006 13:45)
Zah kou ti hanao ôtrizao any Mahamasina http://www.youtube.com/watch?v=X_-lbBQmsZ4&mode=related&search=...
suite
répondu par ronaldo09 le 12/10/2006 08:08
Aino
(
28/09/2006 19:25)
mba anisany tiako hoa ny manao sport ka de tsy haiko laotra fa de tiako hatao dol izao rehetra izao!! ka mba tsara ve raha toaka 9h isank-erinandro no ora hanaovako sport? izany hoe vao hanomboka fa t...
suite
répondu par Aino le 30/09/2006 14:44
Aino
(
25/09/2006 14:36)
ho anareo izay makafy foot, le 22 octobre Madrid Real- FC Barcelone...
suite
répondu par ronaldo09 le 10/11/2006 12:54
miantra
(
25/09/2006 13:57)
Mba misy club gasy ve ho an'ny ankizy kely (Ã partir de 4ans ) ohatra:
ohatra tennis, foot, judo, lomano....
Raha sendra misy , misy afaka manome ny coordonnées ve eto?
Misaotra mialoha....
suite
répondu par miantra le 26/09/2006 15:41
fanjaandria
(
23/09/2006 09:35)
ho an'ny vehivavy te hilalao bolina volley fa mitady ankizy maro² mba hamoronana équipe vao²izay hanomboka @ ny alatsinainy ho avy izao 25 septembra 2006 sy zoma @ ny 19h - 21h ny entraînement.
h...
suite
répondu par fasaly le 27/09/2006 16:12
hery
(
12/09/2006 16:08)
Amin'ny 20 oktobra ho avy izao no hotanterahina ny Hazakazaka Lavitr'ezaka Iraisampirenena Antananarivo faha 10.
Ireo rehetra handray anjara dia afaka mifandray amin'ny
Stade d’Alarobia, BP 3370,...
suite
répondu par hery le 12/09/2006 22:26
boubounezy
(
07/09/2006 08:18)
azo atao ny tsy miditra club ra tsy dé misy fotona lotra enao fa afaka mividy cd na cassette vhs mba anaovanao gym ao antrano fa éfficace kou ireny. efa miaraka @ mouzika spéciale mifanaraka @ lé ...
suite
répondu par cutie le 11/09/2006 09:34
Ralay
(
06/09/2006 17:13)
Somary tara ihany nefa sao dia misy liana.Ny ahy aloha dia dia manome 2 sy 1 pour la france anio alina fa dia ho hita eo....
suite
répondu par naughtyboy le 12/09/2006 16:48
Razouzou
(
02/09/2006 18:23)
dia io indray izany ny valiny nataony ny omby gasy kely tsika .Hita tokoa ny tsy fahaizan-tsika baolina ka dia resiny Gabon amin'ny isa mazava 4-0 isika .Mapihomehy ihany ary tsy misy fanefitra intson...
suite
répondu par lesabs le 08/12/2006 00:14
jentilisa
(
01/09/2006 08:14)
Noho iska aty ampiasana daholo angamba amin'ny fotoana andehanan'ny baolina basikety dia lasa tsy maharaka na inona na inoa mihitsy isika.
Andeha aho mba hitantara manakaiky ny mivantana ity lalao it...
suite
répondu par Fomena le 07/09/2006 14:44
ravatorano
(
28/08/2006 11:52)
Rugby - Coupe d'Afrique
Les Makis bousculent les Zambiens
L'équipe nationale de rugby n'a laissé aucune chance à son homologue zambienne. Les Makis ont laminé l'imposant pack de leurs adve...
suite
répondu par Razouzou le 29/08/2006 10:48
mandrindra
(
18/08/2006 10:48)
hanomboka rahampitso 19 aogositra 2006 ny championnats du monde basket lehilahy. amin'ny 3 septambra ny finale.
Groupe A : argentina, frantsa, nigeria, serbia montenegra, liban, venezuela
Groupe B: ...
suite
répondu par mandrindra le 18/08/2006 22:13
lemenakely
(
26/07/2006 05:52)
Mahavariana tokoa ny momba ny JIOI na jeux des îles de l'océan indien 2007 izay ho atao any an-tanindrazana ,fa tsy mbola misy tokontaniny mihintsy.Raha ny lôjikan-javatra 4 taona mialoha dia efa m...
suite
répondu par raketaka le 20/08/2006 22:48
LazaDaddy
(
26/07/2006 00:39)
Amin'ny Asabotsy 12 Aogositra ny RNS. Tongava maro hanohana ny ekipantsika (Penang vs Selangor) hahaha!Ireto avy ny lalao atao:
- Ping Pong (olon-tokana)
- Badminton (olon-droa lhl/vhv)
- Ice Skati...
suite
répondu par cutie le 10/08/2006 12:47
fijo
(
25/07/2006 21:39)
fantatra izao fa i "donga" no hitantana sy hanazatra an'ny ekipan'ny brezily.antenaina ngamba fa hisy fiovana io ekipa tian'ny maro io,fa raha ilay farany teo tna maha kivy kle...
suite
répondu par ronaldo09 le 01/09/2006 16:47
fijo
(
25/07/2006 21:32)
vita ny europetanque d'azur 2006 tany nice.
ekipa gasy no nanao ny famaranana,saingy dia resy (13/2)ry zalahy.
za tsy hiresaka le izy resy na nandresy,satria ny lalao misy resy sy mpandresy foana.fa...
suite
répondu par lesabs le 08/12/2006 00:21
mandrindra
(
21/07/2006 11:30)
mahafinaritra ny tour de france tamin'ity indray mitoraka ity fa hatramin 'izao dia mbola tsy fantatra hoe iza no ahazo azy. ny telo voalohany dia segondra vitsivitsy monja no manelanelana azy ireo. Ã...
suite
répondu par xxx le 28/07/2006 07:39
fijo
(
20/07/2006 18:29)
ndao ary hovana kely ny resaka,ity mpanjakan'ny hazakazaka vehivavy ity indray no ndao resahana kely.
fantatra ny resabe tsy nahitana profo nianjady taminy teo aloha teo.nefa izao dia io fa miverina ...
suite
répondu par kelly13 le 24/08/2006 10:08
Fanja1
(
20/07/2006 12:52)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138504&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
suite
répondu par fijo le 25/07/2006 21:37
HESHA
(
18/07/2006 05:20)
Salama daholo.
Mba saika hanontany ra mba misy mahay hoe aiza avy ny terrain azo ilalaovana badminton eto antananarivo de aona no fidirana membre na club.
Misaotra mialoha...
suite
répondu par HESHA le 22/07/2006 10:33
