Fanatanjahantena
Aino
(
09/07/2006 17:57)
aleoko @ izay ajanona ity teak teak ity fa tao ho very namana aho ny farany!! tao matahotra manko ny sasany saode voalako hono, nefa aho tsy andako azy ankory ka ny tsara dia ajanona 2 izay fa zavatra...
suite
répondu par Aino le 10/07/2006 12:15
lanto
(
09/07/2006 09:08)
[11:43] * Angie mahita fa efa antitsa wa zidane lol tsy bogosy tsony
[11:43] runo tsy menatra mitsy zah manohana azy fa mitovy zahay
[11:43] *** Blue_champion (...) entre sur #serasera
[11:44] A...
suite
répondu par fasaly le 10/07/2006 03:46
lapino
(
08/07/2006 15:43)
Nadal sa Federer? :°) (Wimbledon)...
suite
répondu par ja le 10/07/2006 09:46
Ralay
(
08/07/2006 01:44)
Hifarana ny mondialy ery efa fantatsika ny hanao ny lalao famaranana fa ny Italianina sy ny Frantsay.Iza no ary alaintsika amin'ireo ekipa ireo ary firy ny score vinavinaintsika? Misokatra ny lalao. N...
suite
répondu par MCZ le 10/07/2006 11:45
xxx
(
06/07/2006 06:56)
Asa aloha ianareo raha mitovy hevitra amiko fa ity Mondial 2006 ity no isan'ny Mondial ratsy indrindra. Tsy hoe akory resy ny ekipa nalaiko dia miteny izany aho fa ny zava-misy mihitsy no manosika ahy...
suite
répondu par sasa le 10/07/2006 03:44
Aino
(
05/07/2006 20:29)
mbola mizotra ny lalany fanjeseny faona aloha i France hatraminy izao!! mety aharitra hatraminy farany ihany ve izy hireto na ny fijerevana azy? ...
suite
répondu par Aino le 08/07/2006 09:14
fijo
(
05/07/2006 20:25)
na dia tsy nanohana ny ekipa frantsay aza ny tenako,tamin'ity tompondaka eran tany farany ity,dia mihaiky kosa fa hoazony io amboara io amin'ity,ary tsy hisy hafaka hilaza intsony,fa novidiany io,fa t...
suite
répondu par fijo le 12/07/2006 19:25
MCZ
(
04/07/2006 10:35)
Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianaka...
suite
répondu par rapala le 17/07/2006 07:38
jentilisa
(
03/07/2006 14:06)
Marihina dieny mialoha fa sarotra ho an'ny mpankafy ity ekipam-pirenena ity ny hamaky ny soratra voasoratra ao amin'ny blaogiko eto http://jentilisa.blogspot.com/
izay vakiana ao amin'ny tahirin'ny 2...
suite
répondu par jentilisa le 08/07/2006 06:33
soasoafy
(
03/07/2006 11:06)
Manaraka catch @ tv record foana aho isak ny sabotsy hariva,teo aloha nisy ihany ny tv plus fa izao tsy nisy intsony, ho anareo mpanarak fandaharana lalao catch ,ahoana ny fijerinareo an'le fampijalia...
suite
répondu par Dan le 17/08/2006 08:16
saty
(
03/07/2006 09:04)
ny fahitako azy atramizao dia manana solotena iray iany i Afrika satria nisy ekipa iray iany nisolo tena azy amizao lalao iraisampirenena izay dia tsy iza fa i France......... gaga tokoa ny tena ra ma...
suite
répondu par fijo le 07/07/2006 18:52
lemenakely
(
01/07/2006 19:42)
Firenena samy européanina daholo no hanao demi -finale .FRANCE-PORTUGALE
ALLEMAGNE-ITALIE
raha ny fijeriko azy manokana dia
ALLEMAGNE-FRANCE no finaliste...
suite
répondu par sasa le 05/07/2006 02:51
pissoa
(
01/07/2006 18:56)
57 mins: GOAL Brazil 0-1 France
Zah tsy hianatra tsony fa hanao baolina raha mandresy eo France :cry:...
suite
répondu par fijo le 06/07/2006 03:26
jentilisa
(
01/07/2006 07:55)
Araka ny hitako any ambadimbadika any dia Epaniôla no hitsara ny lalao andrasan'ny maro anio. Mpitsara Eoropeana saingy fantatra mazava fa vao resin'i Frantsa i Espaina. Ahiana ny fitongilanana raha ...
suite
répondu par sasa le 04/07/2006 03:44
jentilisa
(
01/07/2006 05:35)
Asa na izaho no tsy dia maharaka loatra fa toa tsy dia mahalala mpilalao breziliana milalao any Angletera na any Alemaina aho.Mahalala ve ianareo?...
suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 07:22
lapino
(
30/06/2006 16:39)
Fa mendrika azy ihany ny fandresen'ny rainiboto! :)...
suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 07:25
Optik
(
30/06/2006 05:37)
Tehaka hoan'ny maka Brazilia rehetra eee!!!
@ sabotsy ariva tsisy miala eo ambody télé tsika menakavy hijery ny frantsay miraoka pelouse!!!!
El fenomeno!!!...
suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 07:26
jentilisa
(
28/06/2006 07:19)
Eritreritra ny ahy mahita sy nahita hatramin'izay ny zava-nitranga amin'ity resaka position de hors-jeu ity. Efa tsy mety eken'ny fifa ny fampiasana ny sary amin'ny televiziona. Mahay mampiasa io posi...
suite
répondu par lapino le 01/07/2006 08:46
lemenakely
(
27/06/2006 22:34)
isa 3 - 1 no nandresen'i FRANCE ny ESPAGNE ka ny nahatsikaiky kely dia ny but voalohany frantsay RIBERY iny angamba no LIBERTE
ny faharoa dia mainty hoditra i VIEIRA izy no EGALITE ary tavaratra(kabi...
suite
répondu par Samoana le 28/06/2006 13:42
Aino
(
27/06/2006 19:23)
hihihi hita mihintsy hoe tsy mamely espagne, na tsy manaraka za aho dia hita hoe tsy mamely ry zalahy....
suite
répondu par Samoana le 28/06/2006 13:58
