Fanatanjahantena

jentilisa ( 23/03/2007 15:34)
Somary ataoko amin'ny teny frantsay izy ity satria mba fanomanako ny amin'ny alahady e! Souriez! souriez! (Souri(s)ez!) Nous allons gagner Si Les Elephants ont peur de souris Alors les barea vont... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/03/2007 08:53
tya ( 20/03/2007 12:24)
Manao ahoana, miantso an'ireo vehivavy mahay volley ka mazoto te hanao volley @ RNS hanampy équipa tsy ampy isa. Omeo eto ny valiny izay vonina.... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2007 16:24
bazylou ( 19/03/2007 00:13)
http://barea.footblog.fr... tohiny
novalian'i DotMG ny 26/03/2007 06:48
xxx ( 07/03/2007 13:26)
iza no efa nanandrana?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 21:20
salmo1 ( 06/03/2007 22:27)
Barcelona 1-2 Liverpool Liverpool 0-1 Barcelona Nihitsana ny favory baolina kitra @ izao tontolo izao... tohiny
novalian'i salmo1 ny 09/03/2007 16:26
bazylou ( 05/03/2007 22:43)
ajesaia vs ismailia,, toa ratsy ny probabilite ny match retour na dia mikiry ny haharesy aza ny gasy..... tohiny
ronaldo09 ( 05/03/2007 13:34)
O ry mpitia ny baolina kitra a!Be ny resaka mandeha fa tsy tokony ho i Drogba mihitsy no ho mpilalao mendrika aty Afrika fa i Eto'o Za anefa miteny fa i Drogba no hitako mahay noho i Et'o!Nefa moa s... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2007 10:46
xxx ( 02/03/2007 12:06)
Ahoana no atao raha te-hitanjaka...[img]http://[/img]=))=)): =))=))=))... tohiny
eisy ( 19/02/2007 13:14)
Ahôna e! sao ianareo de mba misahalala site ahafahako maka ireny match All-star game ireny indrindra ireo taloha fa tena mitady aho re olona fa tsy mahita mihintsy a. Ny tena tadiaviko aloha de ilay... tohiny
novalian'i eisy ny 20/02/2007 08:39
Stretch ( 13/02/2007 19:39)
Ghana sy Senegal any am championnat du monde, eliminé fa petite nation. Ny tena nampanotany tena ahy hoe fa anga any amreo firenena ireo misy station na ski ? ? ... tohiny
novalian'i onjah ny 17/02/2007 17:39
ratonga ( 09/02/2007 23:31)
http://www.tfc.info/fr/Actualite/601004/Accueil_premium/2802/Bonus_match_CFA_Madagascar ... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/02/2007 09:08
kitjo ( 07/02/2007 01:41)
En attendant sa finale du double reportée à cause de la pluie nous saluons cette bonne initiative ce samedi de Natacha Randriantefy qui sait joindre l'utile à l'agréable de la compétition. ... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 16:35
Jao99 ( 01/02/2007 11:54)
tsy mahay n'inona n'inona tsony ronaldo... tohiny
novalian'i zandikely ny 02/02/2007 03:22
ravatorano ( 26/01/2007 06:43)
Ingahy Philémon Rabarison izany zao no minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ! Inoana fa hitondra hery vaovao ho an izany minisitera izany izy ary koa hanavao mihitsy ny rafitry ny fanatanjaha... tohiny
novalian'i Radama4 ny 24/02/2007 08:40
ronaldo09 ( 24/01/2007 10:45)
Zao manko dia mandeha ny OPEN D'AUSTRALIE! Ny demi-finale dia toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana Dames: Maria Sharapova(Russie) et Kim Clijsters (Belgique) Serena Williams(USA ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/01/2007 15:42
kitjo ( 20/01/2007 14:34)
1ere mi-temps zay no vita efa 2-0 mitarik i Liverpool manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary...... tohiny
ronaldo09 ( 15/01/2007 11:28)
Tot. Aller Retour PSV - Arsenal 20/02 07/03 Real Madrid - Bayern 20/02 07/03 Lille - Man. United 20/02 07/03 Celtic - Milan 20/02 07/03 Inter de Milan - Valencia 21/02 06/03 Porto - C... tohiny
lemenakely ( 12/01/2007 19:59)
Re araka ny vaovao mari-pototra fa andeha hifindra lasy any LOS ANELES ingahy BECKAM DAVID izany hoe tsy hilalao ao @ REAL intsony izy fa hilalao any AMERIKA indray.Voalaza fa io n... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/01/2007 01:10
ronaldo09 ( 25/12/2006 11:34)
Amin'io taona 2007 (marsa izy izay) no hihaona ao Mahamasina (Antananarivo )ny Elefantan'ny Cote d'ivoire sy ny Barea de Mada . Hoy aho hoe :manana fanantenana ve isika Mpitia baolina fa handresy ... tohiny
ronaldo09 ( 18/12/2006 10:26)
Dia Vitaq izany iny ny coupe intercontinental ka resy ny ekipan'i Ronaldinho nanoloana ny International .Ho an'izay tsy naharaka mivantana izany avy any Japon moa dia 1 no ho 0 no nisarahana ka ny L... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0481