video NBA All star game

1. eisy ( 19/02/2007 13:14)
Ahôna e! sao ianareo de mba misahalala site ahafahako maka ireny match All-star game ireny indrindra ireo taloha fa tena mitady aho re olona fa tsy mahita mihintsy a.
Ny tena tadiaviko aloha de ilay tamin'ny 2000, 1999 no mankanye ....de mba gratos azafady e
novalian'i eisy ny 20/02/2007 08:39
2. eisy ( 19/02/2007 13:19)
Aty amin'ny tanàna manko tsy de mahita firy sady na misy aza de ratsy be ilay sary na lafo be , de izay manana cable sy Parabole ihany no mahita..... indrisy
3. mits ( 19/02/2007 22:45)
slt zoky!!


tsy de masaka ny all star t@ ty na teo @ game na t@ dunk!!
fa tsy azoko hoe hi telacharge ve ainao za hijery fotsiny!!
maztoa !
4. eisy ( 20/02/2007 06:15)
fa tsa masaka ahona? za aloha mbola tsy nahita e! fantatro fotsiny ny valiny. Za lesy tena hitelecharger mihintsy fa tsy hijery fotsiny , efa nanandrana tamin'ny emule aho fa tsy tafa sady ela be...ao amin'ny torrent tsy misy.Tsy haiko hoe aiza no ahitana?? fa gratos a
5. Fiffi ( 20/02/2007 06:52)
http://www.youtube.com/watch?v=weHi9l2S2Po
6. eisy ( 20/02/2007 08:39)
fohy lôtra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3798