Fanatanjahantena

ravatorano ( 24/08/2007 10:58)
Raikitra ary izao fa dia hatao eto Madagasikara ny lalao famaranana ny RUGBY CAN 2007 ny 26 sy 29 Septembre 2007 ho avy izao etsy Mahamasina. Ireto avy ireo firenena mandray anjara amin'izany : Keny... tohiny
novalian'i Balack ny 24/09/2007 15:10
bazylou ( 18/08/2007 19:16)
rangahy itydia mbola resy ihany , en plus eo an tanana ihany, tsssssssssss:°):°):°)... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/08/2007 19:12
zama91 ( 18/08/2007 16:51)
tena mbola tsy naheno vao2 mihitsy aho fa dia firy sy firy le baolina dia iza avy no nahafaty tao... tohiny
novalian'i lost ny 19/08/2007 17:42
ronaldo09 ( 17/08/2007 20:04)
Vitantsika 3-0 i La reunion ,hoy za ka iza no hifanamby amiko?... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 19/08/2007 19:04
bazylou ( 17/08/2007 00:01)
faharoa ihany ny gasy!! beuurk Médailles Or Argent Bronze Total Comores 0 1 6 7 Madagascar 56 35 31 122 Maldives 0 0 0 0 Maurice 11 ... tohiny
novalian'i tenagasy ny 19/08/2007 08:05
miou ( 16/08/2007 18:05)
manin kay ny resaka mekanika no atao sport nefa misy fanatanjahan'tena mbola enjana noho io tsy mba raisina ho sport sy ananganana federation sns eh, mba sendra niserarana le eritreritr'eh, ka mba m... tohiny
novalian'i tenagasy ny 18/08/2007 16:53
Fiffi ( 10/08/2007 11:48)
PROGRAMMESPROGRAMMES 09-08-2007 En direct du stade MAHAMA SINA - CEREMONIE D'OUVERTURE à partir de18H00 10-08-2007 FINALE KARATE, FOOTBALL - MAU vd MAD, VOLLEYBALL : MAU vs SEY, FIN... tohiny
novalian'i miou ny 14/08/2007 16:35
totty ( 09/08/2007 15:59)
hiatrika grand gala any Frantsa (Marseille) amin ny volana septembre hoi avy izao,izany hoe ny 5 na 4 izy ireo no mihainga:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2007 10:24
miou ( 06/08/2007 11:29)
lay fernando alonso oa tô be fialonana ba an'Hamilton anh , sa ahoana hoy nareo ? ... tohiny
novalian'i rojol ny 05/09/2007 20:24
simplex ( 30/07/2007 07:45)
ito ny [url=http://www.jioi2007.mg/]tranokala offisialy [/url] :p... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2007 19:10
cmbolatiana ( 18/07/2007 11:53)
Mila fanampiana aho reto a, tena mandidy ahy ny dokotera mba hanao sport ka maniry aho ny hanao danse sportive eto Tana no misy ahy. Misy afaka mba manome tél na adresse ahafahako manao izany ve? Mi... tohiny
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:25
jijaman ( 13/07/2007 10:21)
Ahoana ny fanomanana ny jeux des îles eto @tsika ty eh na ny mpilalao na ny kianja Toa mbola goragora be ihany le izy koh.Aiza mbola tsy mivoka daholo ny fandaharam-potoanan'ny lalao rehetra ... tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:36
bazylou ( 08/07/2007 23:14)
http://www.rugbyinternational.net/ ny maki ... tohiny
novalian'i totty ny 09/08/2007 15:57
diamondra27 ( 08/07/2007 09:58)
tena mba nankasitraka sy nahafinaritra ahy le idée we atao any londres ny départ tour de france ny commentaire momba ity tour de france ity koa; sady mba nahita an-tsary mihetsika le tour bridge, ... tohiny
novalian'i vale ny 09/07/2007 16:48
naughtyboy ( 24/06/2007 15:18)
vita zany transfert lery fa isalotra akanjony barcelona lery @ saison manaraka eo tena banga b loatra i Arsenal nilaozany nefa na i A.Wenger aza mety anaraka an'lery ra vao tapitra ny contract-ny Riij... tohiny
bazylou ( 18/06/2007 07:01)
mada,fabon, 0-2 !!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/06/2007 01:40
meva2 ( 15/06/2007 09:26)
Bjr daholo, Izaho dia mitady namana hiarahana milalao tennis.Raha toa ka misy intéressé dia aza misalasala sady mety hahafinaritra koa ny fihaonana ara- panatanjahatena. Ny toerana dia : Suresne... tohiny
bazylou ( 07/06/2007 18:03)
no nanaovan'ny cote d'ivoire ny barea , beurkkk tena tsy hanao raha ireo ,:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:52
nathie86 ( 04/06/2007 11:34)
Mety mba hisy fiovany v ny baolina kitra Malagasy tô faharesena fôna ny azo zay manomboka ny nahafatesan'i Ntsoa. Mbola hisy avenir v d mety hanova zvt v ny fanovana ny mpanazatra lava ty eh.:)... tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:57
julianna ( 03/06/2007 16:53)
hono ho aho e fa nahoana isika eto madagasikara no tsy sia taitra amin'izany fitaizam-batana izany e nefa dia ilaina tokoa izy io amin'ny asa sy mba tsy hahamora antitra sns e sa aona ny hevitrareo... tohiny
novalian'i baobad ny 27/11/2017 16:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.155