Fanatanjahantena

tontavao ( 09/01/2008 19:50)
Raha toy izo foana no ifantenana ny mpilalao ao amin'ny Barea dia nofy izany mba ho lasa lavitra izany. BAREA d'ANALAMANGA no misy eto fa tsy BAREA DE MADAGASCAR mihitsy akory. MBA MILAZA HOE IANARE... suite
répondu par ronaldo09 le 21/01/2008 11:15
ronaldo09 ( 25/12/2007 10:22)
Tsy hoe mihantsy ady fa mba resaka atao fotsiny e!Samy mpitia baolina kitra za sy leiry ,ny ahy Real Madrid no ekipa tiako indrindra ary ny an'lery ny FC Barcelone .Afak'omaly nihaona ireto ekipa ro... suite
répondu par niryna le 28/12/2007 19:09
ronaldo09 ( 24/12/2007 11:47)
Victoire du Real Madrid qui fut supérieur au FC Barcelone et qui repart du Camp Nou avec sept points d'avance. Le seul but de Julio Baptista a permis de ramener la victoire des terres barcelonaises. ... suite
salmo1 ( 18/12/2007 18:04)
[quote=ronaldo09]Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho! Nandritra ny val... suite
répondu par shevaspeed le 27/12/2007 13:52
ronaldo09 ( 18/12/2007 11:14)
Dia amin'ny alahady 23 decembre izao izany ilay daty andrasan'ny mpitia baolina kitra rehetra indrindra ho antsika izay mpanaraka ny LIGA any Espagne. I Barcelona no handray an'i Real Madrid ao Cam... suite
répondu par ronaldo09 le 25/12/2007 15:28
salmo1 ( 14/12/2007 22:18)
:-D Ireto italiano ireto efa zatra mpiangatra maintsy amin'ny resaka baolina kitra, na Football. Aiza ve ranga kou ny ekipan'ny Sevilla ( Escudo http://www.vayatele.com/images/sevillafc.jpg )Espag... suite
répondu par ikalamako le 17/07/2006 19:19
salmo1 ( 11/12/2007 13:39)
Real Madrid...8Pts Olympiacos....8Pts W. Bremen.....6Pts Lazio............5Pts Farany lalao grupo C Real Madrid - [b]Lazio[/b]. [b]Olympiacos[/b] - [b]W. Bremen[/b]. ..... Ra [u]mandresy... suite
répondu par salmo1 le 17/12/2007 18:10
zandikely ( 02/12/2007 14:29)
À l'issue du tirage au sort qui s'est déroulé, dimanche 2 décembre à Lucerne, l'équipe de France connaît désormais la liste des adversaires qu'elle devra affronter pour atteindre la phase fin... suite
répondu par naughtyboy le 13/12/2007 23:09
salmo1 ( 29/11/2007 11:05)
[b]O. Lyon 2 - 2 FC Barcelona[/b] Barcelona efa tafakatra. [b]Werder Breme 3 - 2 R. Madrid[/b] Mbola tsotsofina vao tafakatra i Real. [b]Sevilla 3 - 1 Arsenal[/b] Sevilla efa tafakatra [b]V... suite
répondu par salmo1 le 29/11/2007 18:28
suzuki ( 22/11/2007 09:25)
za nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika. mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!), f... suite
répondu par tontavao le 12/01/2008 14:29
suzuki ( 21/11/2007 10:53)
iza nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy:?: sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika. mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!... suite
répondu par salmo1 le 21/11/2007 11:31
ronaldo09 ( 16/11/2007 10:24)
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho! Nandritra ny valandresaka natao... suite
ronaldo09 ( 16/11/2007 10:19)
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho! Nandritra ny valandresaka natao... suite
répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:26
salmo1 ( 16/11/2007 10:16)
Mitady maillot miisa 20 za ty, zany oe mbola hovidina. Mba mangataka hevitra amnareo fotsiny za oe: inn no loko tena tsara indrindra:?: ;-)... suite
répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:23
ravatorano ( 05/11/2007 05:06)
Araky ny notanteran'ny l'Express de madagascar azy anio maraian ity vaovao entiko eto ity fa za tsy afaka nijery an'ilay fihaonana na dia naniry mafy no ho tany aza : Football - THB Ligue des c... suite
répondu par sitlo le 08/11/2007 14:43
jord ( 24/10/2007 16:32)
salama aby oh. efa niss resaka an io iany tao ami karajia fa mbola tsiss vokany atramizao. Dé atsipy njay leé hevitra we maninn ra atsangana le ekipa basket ball serasera dago. Efa mafantatatra an i... suite
répondu par sarobidy le 06/11/2007 07:47
salmo1 ( 20/10/2007 21:34)
Eng 6 - 15 Surafrica [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/yahoo-supercontent.gif[/IMG] Zavatra namenatra naneran-tany: Ilay[b] amboara niala ny vodiny[/b].=)) ... suite
répondu par mandrindra le 23/10/2007 17:31
salmo1 ( 16/10/2007 13:30)
ronaldo09: handao hijery baolina tsika sy elah :lol: Real Madrid ¿ - ? FC Barcelona Real Madrid: - [u]Mpitsara[/u] mila solomaso, Penatiany Eto'o fingany Roberto Carlos, tsy izy hono :-D^:^ ... suite
répondu par ronaldo09 le 09/11/2007 12:16
ronaldo09 ( 16/10/2007 11:58)
Raha nataoko izaho samy irery ny fanadihadiana momba ny fifidianana ho depiote ny 23 sept teo ary raha ny vokatra izay hita fa nanjakan'ny TIM dia mazava hatrany fa tsy mahovoka ny mpanohitra ny fit... suite
répondu par sarobidy le 02/11/2007 12:35
tezitra ( 16/10/2007 11:03)
6 et 2 hono; et alors? Za tsy Faly, raha tsy CÔte d'ivoire ny Drogba no resintsika [b]Mba ambitieux fa tsy Bandy rerakin'ny RAMADAN no resintsika d 'efa dedaka ny sasany ![/b] AZA MANAO ESPRIT... suite
répondu par Rojoukel le 30/10/2007 20:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0369