Fanatanjahantena

kiadi ( 06/04/2008 18:50)
mardi io!! manomboka ny loka aza! zah manomé2 an'i liverpool! :wink: ... suite
répondu par ikaretsaka le 10/04/2008 02:19
rajoelina ( 06/04/2008 17:37)
... tsy fandraisana anjara amin'ny ''Jeux Olympiques''. Zany hoe: tsy mandray anjara ihany koa i Madagascar tahakany tsy mandray anjara amin'ny ''Coupe du Monde''. Malagasy =D ... suite
xxx ( 05/04/2008 15:59)
xxx ? misokatra ny adihevitra.... suite
répondu par ravatorano le 10/04/2008 13:58
rajoelina ( 03/04/2008 21:30)
...Kay ny Belgique tsy mandray anjara @ EURO'08 ihany koa. ^:^ ^:^ ... suite
répondu par euh le 04/04/2008 13:56
rajoelina ( 03/04/2008 09:13)
Fenerbahce, 2 - Chelsea 1 Arsenal, 1 - Liverpool, 1 ..... Roma, 0 - Man U, 2 Schalke 04, 0 - [b][u]FC Barcelona 1[/u][/b] ;-) ... suite
répondu par milaibe le 03/04/2008 09:51
rajoelina ( 29/03/2008 08:30)
FIFA? ny politika gasy [i]hono[/i] ny antony izao,ary sambany aho vao nahita lohahevitra fanantajahantena malagasy nivoaka tamin'ny gazety taty ivelany, kay TSY zavatra tsara akory no novakiako tao... suite
répondu par ravatorano le 10/04/2008 14:04
rajoelina ( 27/03/2008 21:10)
''Mitady asa i ronaldinho'' Firy taona ny mpilalao avy any bresil, no maharitra indrindra ao amin'ny Barsa ?... suite
répondu par Ralay le 28/03/2008 17:32
rajoelina ( 26/03/2008 19:58)
France - Angleterre zah maka France... suite
répondu par rajoelina le 27/03/2008 10:16
kiadi ( 26/03/2008 12:47)
http://info.rsr.ch/fr/rsr.html?siteSect=5001&broadcastId=565218&bcItemId=8897529 azavaiko ho an'ny tsy francophone! io ranamana io de "commentateur" foot ao @ tf1. anisan'ny mpikarakara ny "telefo... suite
répondu par ikaretsaka le 27/03/2008 01:53
ronaldo09 ( 21/03/2008 08:30)
Dia mampamangy any amin-dry puyol sy ry Eto'o indray fa dia vita hatreo ny amin'i Barca satria dia resin'i Valencia tamin'ny isa 3-2 , raha ny tena izy dia 3-0 satria samy hors jeu na i ragidro(Eto'o... suite
répondu par ikaretsaka le 27/03/2008 19:46
Mandefitra ( 18/03/2008 07:44)
Hafanafana ny dingana farany : 1/4 As Roma#Manchester United Arsenal#Liverpool Stuttgart#Barcellone Fenerbache#chelsea Malalaka ndray barca sy chelsea eto ... ho henjakenjana ny safidy @ ireo ... suite
répondu par simplex le 02/04/2008 21:03
ronaldo09 ( 12/03/2008 12:01)
Za gaga mihitsy amintsika mpandray anjara mavitrika eto amity takelaka natokana ho an'ny fanatanjahantena ity ary ny tiako hasian-teny dia isika mpitia ny baolina kitra :Raha ny lohahevitra mipoitra... suite
répondu par ronaldo09 le 02/04/2008 11:22
rajoelina ( 11/03/2008 21:50)
Za maka France. ary elah ronaldo09:?: ;-)... suite
répondu par ikaretsaka le 12/03/2008 21:22
Razouzou ( 10/03/2008 19:29)
tsy mamely mihintsi ny fitondrana am zao fotoana zao. Zay de noravaina am zao ny FMF noho ilay rotaka tany mahamasina.Araka ny vaovao de hahazo "sanction" i madagasikara ka mety tsy hanao eliminatoir... suite
répondu par penina le 24/03/2008 17:47
ronaldo09 ( 10/03/2008 15:09)
Resy an-taniny ndray ny Barca omaly ary 3-1 fa nolavina ny baolina fahatelo matin'ny Vilareal!!!I Real anefa nandresy an'i Espanyol 2-1 ary manana isa 62 izao ary isa 8 be izao no elanelan'isa zany m... suite
répondu par ronaldo09 le 11/03/2008 12:33
Razouzou ( 09/03/2008 17:38)
Araky ny vaovao dia nanao conference de presse ny Minisitra Patrick RAMIARAMANANA fa dia noravana ny FMF ka dia delegation spéciale no hitantanana ny foot. Byebye FMF zay tsy namely mihintsy :lol::l... suite
répondu par zandikely le 09/03/2008 22:12
ronaldo09 ( 07/03/2008 09:30)
Ho an\'i rajoelina mihitsy ity lohateny ity: Ireto avy no azo isokajiana fa matanjaka sy mahay ary manana ny mahaizy azy ny ekipa iray :Eo aloha ny tanjaka ara-bola ,ka ireto omeko eto ambany ireto ... suite
répondu par ronaldo09 le 10/03/2008 15:05
rajoelina ( 06/03/2008 00:33)
aiza ary i ronaldo09:?::lol:=)) ;-)... suite
répondu par naughtyboy le 08/03/2008 12:13
Razouzou ( 04/03/2008 18:39)
Raraka ihany koa ajesaia na dia naresy 1 sy zero any costa do sol aza.Zany ny midika fa ny footy gasy de tsy tafa mihintsy.Préliminaire ela defa mihintsana.Tsy haiko fa taloha mba nandradraina ty aje... suite
répondu par andryrabe le 12/03/2008 13:57
rajoelina ( 03/03/2008 17:32)
Ny manao fifandraisana ara-nofo ve ao anatiny fanatanjahantena:?: ;-)... suite
répondu par eisy le 07/03/2008 11:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3366