Fanatanjahantena

RATOVOARY ( 28/05/2008 13:26)
Classement FIFA fantatra farany @ 1poule @ MADAGASCAR fifanitsanana CAN2010 sy MONDIAL 2010: Cote d'Ivoire : 22° Mozambique : 71° Botswana : 112° Madagascar : 146° Mety hanao ahoana ny mety h... tohiny
novalian'i kiadi ny 09/06/2008 14:39
kiadi ( 28/05/2008 13:02)
2002 tsy lany i anelka fa voasomgon'i cissé! 2006 bola tsy lany fona i anelka fa bola voasongon'i cissé ihany na de tsy afaka nanao aza cissé fa tapaka! 2008 cissé tsy lany tsony fa voa... tohiny
novalian'i kiadi ny 28/05/2008 21:54
ronaldo09 ( 21/05/2008 09:40)
Anio no andro nandrasan\'ny mpitia baolina kitra eran-tany satria rahariva no hiaka-tsehatra ny ngeza roa tonta dia i Chealsean\'i Didier Drogba sy Mnchestern\'i C.Ronaldo !!!Anio zany no mety ho ta... tohiny
novalian'i simplex ny 24/05/2008 22:11
kiadi ( 20/05/2008 11:38)
http://www.dailymotion.com/playlist/xg9q3_kouemon_baston/video/x2c5yx_best-of-ko-2007_extreme... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/05/2008 09:40
rajoelina ( 17/05/2008 06:01)
Mba avelao lesy ny jobagasy hijinja kôfy vazaha, fa [b]hahaingako elah ah[/b]:!: :?: :-p :lol: :-D ;) Sipakely europea lesy bobaka ah! ^:^ ;-)... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/05/2008 09:02
vaninna ( 15/05/2008 18:34)
Mba ovaina tsy ho boribory baolina foot ndray ny resaka; fa boribory tavy tokony hàlana é inona ry reto ny mahasamiafa ireo 3 reo? samy mampahia ve, toa etape 3 samiafa aminà discipline iray iany ... tohiny
novalian'i tess ny 17/05/2008 11:16
ravatorano ( 15/05/2008 04:46)
[b]fanatanjahantena Fitsarana Voatsipaka ny didy fandravana ny FMF[/b] Haharaka ireo lalao isan-kerinandro ataony ve ny Barean’i Madagasikara amin’ny volana jiona, raha tafaverina eo... tohiny
tlay ( 12/05/2008 13:08)
sali doly e! za ranga mba nadinika iany hatram'izay fa otrany betsaka ny namana mifakahala ato @serasera ato a! ko maninona ra manao organisation oe, asina ony zany COMPETITION serasera a! de atao COM... tohiny
novalian'i rajoelina ny 14/05/2008 07:13
ronaldo09 ( 08/05/2008 06:49)
Montsana ary tena montsana tanteraka ny FC Barcelone ,ekipan'i rajoelina ,razouzou ,salmo ary anabavin-dry zareo i aino ......4 no ho 1 no isa nisarahana tao Bernabeu ,araka ny efa nambaran'ingahy ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 15/05/2008 11:59
rajoelina ( 07/05/2008 07:18)
Ra @ ity resaka ity indray aloha de ny vaza no tena mpanalika, tsy mety hangina, makatsy sy makeroa... de mbola ampiana any Atoa ronaldo09 ihany!!!!!!!!!! [b]Real Madrid - FC Barcelone[/b] androany... tohiny
rajoelina ( 05/05/2008 07:53)
Allez les bleus! Maka Frantsay zah, @ (l) ary elisany?... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 08/05/2008 06:52
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:05)
Ho anareo mpankafy Barca ,toa an-dry rajoelina , razouzou,sy ny namany : Tena tafakatra i Barca satria nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Nolavin'n... tohiny
novalian'i rajoelina ny 05/05/2008 07:49
Razouzou ( 02/05/2008 08:23)
Araka ny vao² dia nesorina tsy ho ministra ny sport ingahy ramiaramanana noho ilay dissolution ny fmf ,izay naha tonga ny gasy tsy afaka mandray anjara am mundial 2010. Noho ny negociation teo am p... tohiny
novalian'i ille ny 05/05/2008 17:20
ikotoleta ( 30/04/2008 23:34)
Liverpool sa barsaa mandresy? :arrow: TGV ary ve elà e :lol: 8) :P :roll: :wink: :idea: :?: :!: :arrow: :-D :-P ;-) ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 03/05/2008 11:17
rajoelina ( 24/04/2008 11:55)
( Liverpool 1 - Chelsea 1 ) Ra vao sahala 1 sy 1, na 2 sy 2, na 3 sy 3, na 4 sy 4 sns... de tafakatra i Barsa. Ra maresy koa Barsa, de tafakatra:lol: miandry ny vavany ronaldo09! ;-) ... tohiny
julianna ( 16/04/2008 13:10)
slt daol par hasard sode mis maay tennis kay d mb mapianatr kel f za te anao e ok e :... tohiny
novalian'i kiadi ny 16/04/2008 22:05
ronaldo09 ( 15/04/2008 09:38)
Afaka andro vitsivitsy dia higadona indray ny manasa-dalana eo amin'ny CL taranja baolina kitra aty Eoropa ,hisongadina ary anisan'ny be mpiandry ny lalao hiahaonan'ny Manch.Untd sy Barca...Ity far... tohiny
novalian'i maradona ny 26/11/2009 11:39
ravatorano ( 11/04/2008 06:51)
Araky ny voalazan ireo gazety maro mpitatitra vaovao ary santionan'ito aseho etsy ambany itsy dia vita hatreo izany aloha ny fandraisan'i Madagasikara anjara amin'ny mondial 2010 ary dia manaraka ho a... tohiny
novalian'i remena ny 16/04/2008 17:06
xxx ( 10/04/2008 10:14)
Raha nanaraka nareo dia diso fanantenana ny Anglisy rehetra t@ herintaona satria hoe azon'ny ny ligues des champion .Kanjo inona fa no ravan'ny Ac -milan tsikelikely .Niverina indray izy izao ary ireo... tohiny
salopard ( 09/04/2008 16:44)
ankotran'ny, Darfour, Birmanie, Tibet, Ouigours, sy Tibet dia victime koa ny lambahoany SOTEMA, sy ny soga COTONA, ary ny friperie ambodin'Isotry, sy sab-nam D'ailleurs ny filoha hajaian Ravalom... tohiny
novalian'i zoky ny 14/04/2008 05:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0706