Fanatanjahantena

xxx ( 27/03/2009 19:50)
Fa inona mahintsiny ilay problème tsy nahatonga any SEBAM amin'ity e??? Fa miha snob koa ve ny membran'ny CEN e?? Sa tianà handresy ARMADAS????... tohiny
xxx ( 23/02/2009 17:43)
[u][i]Ny vokatra:[/i][/u] Lyon-Barça: 2-1... tohiny
novalian'i westlife ny 06/03/2009 10:52
ainaheri ( 14/02/2009 08:14)
Mba nanaraka hatr@ farany aho fa nandreraka ahy ny toe-tsain'ilay philomene,d hoy aho oe,d zay marina ve ny toetsaina refa maizina?? Nefa i Jade tsy nitazona alahelo azy t@ izy nanapaka flechen'i Jade... tohiny
novalian'i ndenn ny 21/02/2009 18:34
xxx ( 14/02/2009 07:56)
[img]http://img18.imageshack.us/img18/7186/r8tgvow0.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2009 06:03
Razouzou ( 13/02/2009 12:23)
Tongava daholo aty Nantes fa efa vonona ny ekipanay hifampitana anareo. :-P :-P aza adino ny mitondra gloum sy ny bina fa hirevy rehefa vita ny spaoro... tohiny
mala ( 27/01/2009 21:46)
ötrany hafahafa lé projet fa zao: efa mpanao fanatanjahan-tena ny tenanay fa tsy maintsy nijanona no antony tsy fananana mpampikotrana efa t@2004 zany. Nefa té hiverina hanao izany... Nanohatra i... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:20
ravonjison ( 09/01/2009 12:36)
Tena mba mila ny adiresy email na telefaonina n'ny académie de danse K'Art eny Antanimena aho raha toa mba misy mahalala ianareo. Misaotra mialoha e.... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:36
ainaheri ( 05/01/2009 12:13)
Maninona no mbola natao ihany Dakar 2009?, nefa any amerika latina no natao zany @ ty taona ty noho ireo terorista... tohiny
novalian'i miarina ny 06/01/2009 08:12
xxx ( 19/12/2008 20:17)
Manao ahoana daholy tompoko, mba saika hampatsiahy fotsiny hoe ho antsika eto paris sy ny manodidina dia: rahampitso asabotsy sy alahady 20 -21 dec 2008 izany dia misy tournoi volley sy basket ao clic... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/01/2009 17:24
tenagasy ( 10/12/2008 09:47)
Mankamamy! Mba ahoana ny fijerin-tsika azy ito? Izaho manokana aloha dia tsy afenina fa ohatry ny misy zavatra tsy mampahazo aina ahy izany amin'izy io! OH: - Mahasaropiaro ny CIO --> CNO --> ... tohiny
ravatorano ( 24/11/2008 05:10)
Kitra – Tompondakan'i Madagasikara Norombahin'ny Akademia Ny Antsika ny amboara Tsara fanombohana ry Ibrahim tamin'ity lalao ity, izay nahay nifehy ny baolina 8 taona aty aorian'ny nitsangan... tohiny
tenagasy ( 15/11/2008 19:30)
Makamamy! Toa tena tsy nahomby ny mpikatro-tsika malagasy t@ ity indray mitoraka ity! Hatao ahoana fa fombany izany eh! http://www.fipjp.com/ (telo miaraka) http://www.fipjp.com/ (tifi... tohiny
bibidia007 ( 24/10/2008 06:26)
Resaka be fona rangah ity bôlna ity eto an-tanana fa aona mitdsiny eh! Tena mandreraka ny maheno hoe: nadray vola tary hoe ny BAREA, fa aona de aona ny teo-tsaina entina miatrika fifaninana ami'izany... tohiny
totty ( 21/10/2008 20:56)
faly miarahaba antsika rehetra. nody mandry ny andrarezina eo amin ny filalaovana baolina lavalava na ny rugby,tsy iza fa i l avant bras,mpilalao fahiny tao amin ny ekipam pirenena malagasy ary mpan... tohiny
bazylou ( 18/10/2008 12:17)
Ministère des Sports Jean Louis Robinson critique Laurent Gbagbo Lors de leur passage en Côte d’Ivoire, les Barea ont reçu 500 US dollars américains du président ivoirien, Laurent Gbagbo. U... tohiny
tslem ( 17/10/2008 07:38)
Tsy haiko na fanatanjahantena izy ity na hatsika sy lalao fa dia atoko ato aloha: Iza kay no nahafantatra na nahatadidy na nandre fa taloha nisy an'izay olona izay atao oe "Patrick souplesse" dia... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/02/2009 02:27
ratonga ( 16/10/2008 19:25)
Rugby - Tullow Turaid Cup La palme à Madagascar Pascal Dimbiniaina, auteur de trois essais à Londres. Les jeunes rugbymen malgaches ont brillé de mille feux au tournoi Tullow Turaid ... tohiny
novalian'i Ralay ny 17/10/2008 07:27
bazylou ( 11/10/2008 16:25)
nataon'ny elefanta najifa le gasy e!! 3-0... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/10/2008 12:19
Razouzou ( 09/10/2008 20:19)
ito misy lien mety hahafahantsika mijery ny fifandonany Elefanta ivoirianina sy ny omby masiaka gasy http://www.abidjan.net/ tsindrio Regarder en direct la TV. :P :P ty mba pronostikako 6 - 0 any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/10/2008 16:00
mosabe ( 28/09/2008 10:14)
Eny tsy diso ianao namaky !! http://en.wikipedia.org/wiki/Zach_Walters TENA CHAMPION DU MONDE NEDALA MIBARIBARY NY SAINA SY NY HIRAMPIRENENENA MALAGASy http://www.youtube.com/watch?v=xDkeC... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0679