entrainement via mail

1. mala ( 27/01/2009 21:46)
ötrany hafahafa lé projet fa zao:
efa mpanao fanatanjahan-tena ny tenanay fa tsy maintsy nijanona no antony tsy fananana mpampikotrana efa t@2004 zany. Nefa té hiverina hanao izany...
Nanohatra iany moa zany nandritra an'zay fotoana zay fa tsy tafa mintsy lé tsy manana entreneur na farafaharatsiny programme d'entrainement. Lomano no taranjan'ny tenanay.
Ka sao dia mahay oul nareo (na mpianatra am EPS andafy na à Dago mety vao maika tsara na koa tena entreneur mintsy am zany taranja zany) mba afaka mifampitafa par mail fandefasana ny entrenement/jour sy ny évolution...ötrötr'zay zany lé système
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:20
2. xxx ( 28/01/2009 19:13)
mala:

ötrany hafahafa lé projet fa zao:
efa mpanao fanatanjahan-tena ny tenanay fa tsy maintsy nijanona no antony tsy fananana mpampikotrana efa t@2004 zany. Nefa té hiverina hanao izany...
Nanohatra iany moa zany nandritra an'zay fotoana zay fa tsy tafa mintsy lé tsy manana entreneur na farafaharatsiny programme d'entrainement. Lomano no taranjan'ny tenanay.
Ka sao dia mahay oul nareo (na mpianatra am EPS andafy na à Dago mety vao maika tsara na koa tena entreneur mintsy am zany taranja zany) mba afaka mifampitafa par mail fandefasana ny entrenement/jour sy ny évolution...ötrötr'zay zany lé système


8O Mba hafa kely kou zany eritreritrao zany an! fa inona no tena tinao hatao marina raha hilomano no taranjanao ka hoe mila entraineur? nga ianao hanao compétition . Raha te hiverina hanao fanatanjahan tena ianao dia ataoko fa tsy mila entraineur izany fa volonté no tena hilaina sa kosa hoe mila olona hiaraka aminao hilomano ianao , izay indray dia zavatra hafa . 8O
3. Lejoba ( 30/01/2009 16:54)
izao izany hono ilay eritreritra eh : alainy @ webcam izy milomano dia alefany eto. dia hoy ny mpanazatra @ mail hoe tsy mety ny mouvement toy izao, izao no hitan'ny chrono, ataovy toy ity ny respiration.
Ny namana afaka miteny ny heviny momba ny lokon'ny maillot, ny gabarit sns
Sa tsy izay ry mala?
:lol: :lol: :lol:
4. xxx ( 30/01/2009 17:48)
Lejoba:

izao izany hono ilay eritreritra eh : alainy @ webcam izy milomano dia alefany eto. dia hoy ny mpanazatra @ mail hoe tsy mety ny mouvement toy izao, izao no hitan'ny chrono, ataovy toy ity ny respiration.
Ny namana afaka miteny ny heviny momba ny lokon'ny maillot, ny gabarit sns
Sa tsy izay ry mala?
:lol: :lol: :lol:




:lol: :lol: :lol: zay ndray no tsy hitako , fa @ fomba ahona koa nefa no hanaovana izany na misy wbcam aza ??? Entina any @ piscine ny laptop ve ? :-D :-D
5. ravatorano ( 03/02/2009 05:29)
tena latsaka koa za amin'ilay xxx ty kle
6. xxx ( 03/02/2009 10:36)
:lol: koa tsy azoko tsinn ny tiany hatao koa, hilomano ono izy dia mila entraineur nefa par mail , am fomba ahona no hanaovana izany ??? dia rah hampiasa wbcam njay aza dia entina any @ piscine zany ny laptop raha manana , hihihi héhéhé mahita hatao ka !!! :-D :-D
7. rhina ( 26/09/2009 11:20)
i xxx tena manao izay himeezana fotsiny

sody mba sponsor kosa ary no tadiavinao fa tsy mpampikotrana ianoa ne zao ra mande eny @ st michel amparibe moa sa ampahibe dia misy tena mpampikotrana mahay ao dia afaka mikotrana ao enao

sady zao e: ny tokony nataonao an dia miditra @ reny fikambanana reny oh: ao @ st michel misy any akafa koa mety misy fa ao lo zao no fantatro tsara dia zay ao nareo mifanaraka dia aseonao ao tsara zany fahaizanao zany dia mba asao zay rehefa misy competition mba ijerenay anzany

tena tsy mianiani an !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3806