Patrick souplesse

1. tslem ( 17/10/2008 07:38)
Tsy haiko na fanatanjahantena izy ity na hatsika sy lalao fa dia atoko ato aloha:


Iza kay no nahafantatra na nahatadidy na nandre fa taloha nisy an'izay olona izay atao oe "Patrick souplesse" dia izy io toa kilemaina raha tsy diso ny fitadidiako,dia toa tômôbil 4l ireny aza toa nandeha teo amboniny teo,zay no tsaroako fa mbola kilitika kely aho tam zany.Raha misy mahatsiaro oe dia mba tantarao eto!Dia mbola any ve izy io?
novalian'i sitlo ny 03/02/2009 02:27
2. Simpona ( 17/10/2008 09:59)
Tadidiko io nanao fampisehoana miits taloha, tam zany RNM , RTM manko eihany no misy de mande amin'ny RTM ny pub. Tsy haiko izy na mbola velona na tsia fa tsy heno intsony izy zao
3. jemimah ( 17/10/2008 12:30)
mbola velona soa-matsara i patrick ary ao lareunion ao izy mipetraka
4. naughtyboy ( 18/10/2008 14:52)
ie itako t@ nanao vakansa tany lery teo tsenan'i St Paul ary lasa nihanatavy ka..
5. tenagasy ( 18/10/2008 15:33)
Mankamamy!

Efa miha-antitra kosa angamba de tsy Souple tsara intsony fa efa miha-henjana! :lol: :*
Vazivazy iray andalana iny an!

Mirary soa!
6. sitlo ( 03/02/2009 02:27)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1462