Fanatanjahantena

ravatorano ( 23/06/2008 04:59)
mahamenatra ihany izany nefa dia izay no tena miseho amin'ny faharesena azon'i barea tany mozambika farany teo. Niondrika tamin'ny isa telo sy donga ry zalahy tany ary dia nitondra atody b nody aty g... suite
répondu par endrika01 le 23/06/2008 12:36
endrika01 ( 21/06/2008 15:49)
Nareo namana ao i Dago,mbo ampitapitao ny lalao kanety be e,mcie a :-P... suite
répondu par endrika01 le 22/06/2008 17:58
salopard ( 20/06/2008 13:43)
antony telo lehibe izy io: -Bleu ny anaran'izy ireo, ary akoho no logo, nefa akoho bleu, tsy mbola nisy izany; na orange, na fotsy, na mainty, etc... ny akoho fa tsy bleu. toin'ny gisa mainty ihany... suite
répondu par MimiSimply le 20/06/2008 20:59
ronaldo09 ( 20/06/2008 08:57)
Nahafinaritra satria tsy nandray anjara ny Anglisy,nahafinaritra satria nihinana ny anganony ny frantsay ,nahafinaritra satria nangoron-damba ny portigey ary mahafinaritra satria hody tsy ho ela koa... suite
répondu par brau le 08/07/2008 11:22
endrika01 ( 19/06/2008 18:14)
Raha raraka ny France,andrandrao kosa ny ekipa hafa e.Zah zao mbola miandrandra ny ITALY sy ALLEMAGNE efa resy ny ANGLETERRE=))=))=))... suite
répondu par endrika01 le 02/07/2008 12:08
ainaheri ( 19/06/2008 11:07)
Mbola tafajanona ve ingahy rainy sa voatsipaka?? Ary raha soloina d iza no azoazonareo??... suite
répondu par Ralay le 20/06/2008 14:55
enric ( 18/06/2008 10:38)
Voasakany mpandrina i rajou fa tsy manaraka fitsipika!!! EURO'08 Viva España!!... suite
répondu par kelly13 le 18/06/2008 20:26
rajoelina ( 18/06/2008 06:47)
Any Afrique antsimo indray e! Mandrampihaona @ 2010. Fa vetivety io d tonga. Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... [b]Ribery[/b] niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly... suite
répondu par naughtyboy le 18/06/2008 16:30
ravatorano ( 18/06/2008 04:56)
Resin i Pays Bas roa sy donga ry zareo roumanie ary la Frantsa kosa dia niondrika tsy ampihambahana teo anoloan'ilay Italie tamin' ny isa roa sy donga ihany koa.Tena tsy zakan'ny frantsay mihitsy ilay... suite
répondu par peugeot le 18/06/2008 13:15
rajoelina ( 15/06/2008 21:13)
Ny Match any [b]Holande[/b] sy Roumanie aloha zao no tena sarobidy @ [b]18h 00mn[/b] , zany oe mila maresy ry [b]Holande.[/b] Zah maka Holande @ Talata 17 Juin :-D Raha maresy [b]Holande[/b], de... suite
répondu par vaninna le 18/06/2008 09:43
xxx ( 15/06/2008 13:18)
mba misy afaka milaza ve ny fitantarana antsombitsombiny match barea sy mozambique sy ny fomba filalaon'ny gasy... suite
répondu par xxx le 15/06/2008 13:50
rajoelina ( 13/06/2008 21:37)
Pays Bas [b]6 pts[/b] Roumanie [b]2 pts[/b] [b]France[/b] [b]1 pts[/b] Italie [b]1 pts[/b] Talata ho avy izao: Pays Bas - Roumanie [b]France[/b] - Italie Mila mandresy any Roumanie ny Hol... suite
répondu par Ralay le 18/06/2008 14:53
ikotoleta ( 13/06/2008 17:28)
Pronostic Euro 08 :arrow: [b][size=16px][color=blue]CROATIE[/color][/size][/b]... suite
répondu par ainaheri le 15/06/2008 11:36
fijo ( 12/06/2008 22:15)
isika gasy moa somary manisy sira kely ihany,ka asiako fanamarihana kely,ny momba an'i "jean louis ravelomanantsoa"ilay voalaza ary malaza fa nandresy tamin'ny lalao olimpika natao tany mexico tamin'n... suite
rajoelina ( 08/06/2008 07:19)
Enjana be koa iny But matiny Republica Checa iny ah... le baolina nankavanana le mpiandry tsatokazo nankavy :-p Suiza [b]0 - 1[/b] R. Checa Portugal [b]2 - 0[/b] Turquia ............. [b] ... suite
répondu par RATOVOARY le 14/06/2008 06:55
rajoelina ( 07/06/2008 06:10)
[i][b][color=blue]Allez les bleus!![/color][/b][/i] Barea kaka! Barea kaka! Barea!... tohizo ;-)... suite
répondu par kiadi le 07/06/2008 23:40
rajoelina ( 06/06/2008 03:55)
[img]http://static.flickr.com/63/170536504_6f116e3293.jpg[/img] [b]Sôde mba mahita site web hazahoana hividianana [u]bracelet[/u] ( angamba no anarany amin'ny teny frantsay) mitovy amin'ny tanana ... suite
répondu par rajoelina le 08/06/2008 07:02
nenina ( 05/06/2008 19:43)
Manaj e !De tena mahagaga tokoa fa de mbola miverina faoan satria aiza ve ka andro 2 na telo alohan'ny match vao tonga ireo baréens mialao any ivelan'ny Mada. Fa tsis vahaoloan v sa hatahoran ho resy... suite
répondu par RATOVOARY le 06/06/2008 05:47
zama91 ( 01/06/2008 23:07)
avy nanao match nul tany botswana ny barea ary ny cote d'ivoire nandresy an'i mozambique 1a 0.Mathematiquement possible ny hanao coupe du monde ny gasy satria ny 2 premier ny groupe misy antsika tafat... suite
répondu par RATOVOARY le 18/06/2008 14:20
AINA77 ( 29/05/2008 10:23)
Amiko aloa de tsy mitombona mitsy ny we mila alikôla ny vatana ra ùmanao sport , eny fa na dia we kely aza satria tsapako aminy vatako izany , ... suite
répondu par ikaretsaka le 04/06/2008 02:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434