Fanatanjahantena

eisy ( 03/03/2008 14:00)
Ny hevitro no ho lazaiko ka asa raha ho tohizanareo Tato ato dia toa izao ny fandehan'ny baolina kitra gasy 1-isaky ny mba manao fifaninana iraisam-pirenena any ivelany dia mitondra faharesena fô... tohiny
novalian'i eisy ny 05/03/2008 07:52
ronaldo09 ( 03/03/2008 12:38)
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2008 10:18
ronaldo09 ( 03/03/2008 12:24)
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ... tohiny
mabloo ( 03/03/2008 09:50)
mampalahelo be ny zava-nitranga tao mahamasina omaly araka ny vaovao azo omaly !!fa ahona ny tena marina momba ilay resaka e! fa nanin no mbola nampidirina ny olona nefa efa fantatra fa tsy ho raikit... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/03/2008 05:48
Papoose ( 28/02/2008 06:35)
Mahita @ vaovao foana za fa sahirana ny mpilalao gasy @ fandehanana @ comptetition internationale @ famatsiana ara-bola. ray zao le cas na equipe na boule dia manaraka ndray ty le equipe na box moa i... tohiny
rajoelina ( 27/02/2008 09:12)
Ny lalao ''amboaran'ny mpanjaka'' izay hatrehany Barselona sy Valencia androan'ny amin'ny 10 hora hariva, dia haleoko kokoa mijery andry zalahy mivantana amin'ny kianja toy izay amin'ny televison, fa ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 03/03/2008 12:01
ravatorano ( 20/02/2008 10:38)
Raha ny voalzan'ny filohan'ny federation foot eto gasikara izany dia mety hanao lalao fitsapana maromaro any ivelany ny barea mba hahafahana miatrika ny can manaraka Sports FOOTBALL Ahm... tohiny
rajoelina ( 19/02/2008 11:40)
Roma - Real Madrid. Tsy maninona maintsy, rehefa resiny Roma sy vitany tsy tafakatra amin'ny Champions ny Real de efa OK, ny tanjontsika fotsiny dia tsy haresy na tafakatra ny Real Madrid fa avelao... tohiny
novalian'i rajoelina ny 04/03/2008 22:03
ronaldo09 ( 19/02/2008 07:35)
Hanomboka anio ny lalao 1/8 amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra,lalao efatra no azontsika rehetra mpitia ny baolina kitra arahana anio ireto avy izany -Shalk... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/02/2008 23:52
ronaldo09 ( 15/02/2008 21:22)
Za mba manana hevitra aroso ho an'ny Ministeran'ny fanatanjahantena na ny federasiona malagasy momba ny baolina kitra :isika maniry mafy ery ny handray anajara amin'ny CAN nefa mandrak'ity ny androan... tohiny
novalian'i eisy ny 07/03/2008 12:02
mmmhh ( 11/02/2008 08:59)
Ahoana ny fahitanareo ny nataon\'i Song reny, baolina efa teny aminy de maninona zao rah navoaka touche tany?!!! nefa le goal-ndry zalahy efa mba nanao mafy an, tena mahavoa le goal e! Atao ahoana m... tohiny
novalian'i suzuki ny 15/02/2008 06:29
lazounet ( 09/02/2008 11:57)
Alors que: - le prix de l'essence ne cesse d'augmenter à Mada. - la population peine à trouver ce qu'il doit manger aujourd'hui - les malgaches s'appauvrissent à vue d'oeil.... [b]Je ne compr... tohiny
novalian'i melody ny 12/02/2008 16:36
tontavao ( 08/02/2008 10:22)
Cameroune-Egypte Pronostic: Cameroune 1 ,Egypte 2 ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/02/2008 20:50
galaka ( 06/02/2008 11:40)
Tena tsy de fantatro aloha izay antony manosika ny fanjakana sy maire @'izy ity fa de anaovana amboletra ny famadihana ho tribonaly ny kianja filalaovam-baolina eto Sab/Nam nefa de tsy misy terrain a... tohiny
novalian'i melody ny 11/02/2008 21:49
xxx ( 01/02/2008 10:44)
Mba rahoviana re ny antsika eh? Raha hiatrika ny CAN 2008 ireo Lions de la Teranga du Sénégal dia nomena fampirisihana 80.000.000 FCFA isan'isany ny mpilalao! Mba eritrereto anie ra-olona eh! ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 04/02/2008 12:54
tezitra ( 24/01/2008 12:22)
TSONGA a donné une bonne raclée à NADAL à l'open d'australie, il est au final ca aussi c'est fort, c'est la force du melange de couleur, vazaha-gasy, cotier-merina,etc... On va defon... tohiny
ronaldo09 ( 21/01/2008 11:34)
Dia nanomboka omaly iny ny fiadiana ny amboaran'i Afrika eo amin'ny taranja baolina kitra ,omaly no niaka-tsehatra ny avy ao amin'ny sokajy A ,nahitana an'i Ghana mpampiatrano sy i Guinee ,teo amin'... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 15/02/2008 21:12
lapino ( 19/01/2008 14:17)
Vao 64 taona fotsiny lery kanefa. :-( Amerikana anti-amerikana, hors-la-loi any US lery io. Ary tena rebelle hatrany amin'ny filalaony ka hatramin'ny fomba fiainany. Mahavariana ny mamaky ny tantar... tohiny
novalian'i lapino ny 21/01/2008 16:33
lazounet ( 19/01/2008 09:14)
Saika maty Marco Randrianantoanina http://fr.news.yahoo.com/afp/20080119/tfr-foot-fra-l2-sport-4elead-f56f567_1.html Vokatry ny Dopage ve?... tohiny
novalian'i meva2 ny 22/01/2008 07:44
midjoh ( 17/01/2008 12:21)
Za lesy tena namboarina bandy zay de tena mila manao "VENGENCE" ka mba atoroy toerana fianarana BOXE. Lery aloa voako matetika fa tsy ampy COUP ny totondriko dia otrany tsy de nanina izy. Fa ra za m... tohiny
novalian'i kiadi ny 19/01/2008 22:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876