Fanatanjahantena

xxx ( 20/11/2009 15:10)
mody tsy dia faly ery ny frantsay hoe handeha ho any afika du sud noho le main an'i thierry henri iny ,alefa daholo izao blabla rehetra izao ,koa maninona moa raha tena milay ianareo ry france no tsy ... tohiny
Makouto ( 19/11/2009 19:35)
sao de misy gasy manan équipe basket lehilahy hi kaontra aminay aty Melun e... tohiny
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:19
xxx ( 18/11/2009 22:35)
:D Tafa ihany lesy sika a! saotra lesy anelka a! saotra lesy thierry lermita amin'ilay main a! misaotra lloris a! eny fa na dia i domenech aza dia hisaorana koa. Saotra reny malala a! Misaotra ants... tohiny
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:21
sitlo ( 16/10/2009 20:39)
Finale coupe du monde foot 20 taona noho ny midina, Brezil sy Ghana Tir-au-but fa na dia izany aza tena niady ny baolina... tohiny
novalian'i Makouto ny 09/11/2009 23:13
ravatorano ( 12/10/2009 06:16)
mendri-piderana ny mpilalao basket malagasy vehivay omaly raha nandresy andry zareo avy ao afrika atsimo tamin'ny isa 101-73. Antokoa iray hahafahatsika hiakatra amin'ny dingana manaraka izy io Efa ... tohiny
endrika01 ( 03/10/2009 08:52)
Akory aby e ! Tratriny asaramanitra jiaby ny e! Tchin-Tchin aby e! Tanjemo sô vaky ny vera! Sambatra dôly ny efa tato aminy serasera,tao anatinizay 10 taona izay ! Tena kotrana be mintsy angamba,na ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/10/2009 07:38
ronaldo09 ( 25/09/2009 11:22)
Tena marina io fa tsy lainga fa tao anatin'ny lalao 5 nataony dia baolina 18 be izao no tafiditry ry Kaka sy ny namany ary izy ireo no mitana ny laharana voalohany @ Liga sy ny groupe amin'ny CL! ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2009 10:41
rhina ( 21/09/2009 05:49)
nisy voa² efa elaela izy zay oe: niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe : tokony ho @... tohiny
novalian'i naina3 ny 21/09/2009 19:16
doria ( 26/08/2009 16:34)
Aminy zoma ny fotoana é! ho any mpankafy koh-lanta rehetra. Hanao ahoana indray ty saison ty ???? iza no favori nareo zao ??... tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/09/2009 06:28
nathie86 ( 24/08/2009 09:17)
Usain Bolt le record man en 100m, trop mety ho tafidina 9/40 v ny performance an'lery??? Ary ilay sipa lazain'ny vao2 fa oe mise en doute ny féminité any, tsy rariny kosa iny an, ko ratsy ra hoe ho... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:33
ravatorano ( 20/08/2009 05:15)
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=9523:fort-soupcon-sur-deux-membres-de-la-federation&catid=37:sport-madagascar&Itemid=56 dia tena mamohehetra sy mampalahelo ary m... tohiny
Samoana ( 15/08/2009 19:48)
Niaiky ny fahaizan-dRamalagasy mihintsy ny tao Millau (akaikin'i Montpellier) http://www.boulistenaute.com/modules/news/article.php?storyid=12129... tohiny
julianna ( 15/07/2009 10:47)
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... tohiny
xxx ( 05/07/2009 17:33)
FEDERER est LE meilleur, un point c'est tout.... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:39
ravatorano ( 12/06/2009 08:37)
Kitra – Cristiano Ronaldo Mpilalao lafo vidy indrindra Ela ny ela ka hiala ao amin’ny klioban’ny Manchester United ilay kintan’ny baolina kitra, portioge, Cristiano... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:22
sitlo ( 12/06/2009 07:38)
Tsy tokony mba hisy carton rouge ve amin'ny basket? Tamin'ny lalao faharoa Kobe efa nanao sauve panier be fa efa tokon'ny resin'ny Magic tsara. Dia tandroany koa ni-sauve panier daholo ny Lakers. Fan... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/06/2009 16:30
xxx ( 25/05/2009 16:09)
[img]http://drole.humours.net/sport/sport-039.jpg[/img]... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:13
artefy ( 09/05/2009 08:16)
Izahay maka anglisy eto... tohano aho ry namana... hangotraka io lalao famaranana any Rome io...... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/05/2009 08:00
xxx ( 07/05/2009 06:10)
Alahelo tsy homby tratra, nanganohano, fiareta-tory tsy nisy voninkazo. Izany no nahazo alina. Eny, ekeko tokoa fa na dia ny fijalian-dramalagasy amin'izao vano-potoana izao aza dia adinoko tanteraka ... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:40
bazylou ( 17/04/2009 17:43)
mapano ski gasy any canada iry!! kay tazy mpilaiso carte bleu an'olona fotsiny no ataony. indrisy :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364