nahazo coupe du monde ny afrikanina

1. sitlo ( 16/10/2009 20:39)
Finale coupe du monde foot 20 taona noho ny midina,

Brezil sy Ghana

Tir-au-but fa na dia izany aza tena niady ny baolina
novalian'i Makouto ny 09/11/2009 23:13
2. endrika01 ( 17/10/2009 11:42)
Tsara izany e!
3. sitlo ( 18/10/2009 02:31)
Nahafinaritra mihitsy ny nijery azy fa ndry angaha ahoana?
4. endrika01 ( 19/10/2009 07:50)
sitlo:

Nahafinaritra mihitsy ny nijery azy fa ndry angaha ahoana?



:-*
5. kotobekibo ( 20/10/2009 22:08)
Enga anie ka ho tahak'izay koa ny coupe du monde ao afrika atsimo 8)
6. Makouto ( 09/11/2009 23:13)
ataoko fa ny gasy de taitra tampoka aho oups kay ny afrikana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1015