france vs irland ,frantsay mpiatsaravelatsihy

1. xxx ( 20/11/2009 15:10)
mody tsy dia faly ery ny frantsay hoe handeha ho any afika du sud noho le main an'i thierry henri iny ,alefa daholo izao blabla rehetra izao ,koa maninona moa raha tena milay ianareo ry france no tsy miteny hoe izahay frantsay dia tsy handray anjara amin'io coupe du monde fa irland no merite dia ho hita eo hoe ahoana sy ahoana
2. Makouto ( 21/11/2009 09:24)
ny tsara de aleo averina mihitsy ny match atao ohatr'ireny an'i Algerie/Egypte ireny dia atao any @ tany neutre de ho hita eo ny tena fahaizany
3. kotobekibo ( 28/11/2009 13:19)
Za nanohana ny france foana taloha , fa h@ nanavaozana ny fitondrana ny ekipa ( Raymond Domenech ) d tsy mijery ny lalao ataony intsony . I Aimée Jacquet aza mi-tacle an'i lery @ handondronany .
Ny DTN ( dondron'opa tahak'azy ) koa manko miray tsikombakomba aminy satria akamany doly ny ao .
Domazy tsy resin'ny Ireland tssssss :evil: :evil: :evil:
4. Mirananirina ( 29/11/2009 13:28)
ny tsara de aleo averina mihitsy ny match atao ohatr'ireny an'i Algerie/Egypte ireny dia atao any @ tany neutre de ho hita eo ny tena fahaizany
izay mihitsy,tsy azoko hoe nahoana no tsy averina,hita fa diso be izao ilay arbitre tsy mahita an'iny.
5. kotobekibo ( 29/11/2009 14:42)
Ilay resaka match averina indray d tena contre zà ! Ref natao sy nekena d assumer-na . Misy ny fitaovana azo isorohana ny tsy fahitan'ny arbitre .
Efa an-taonany maro izao no ady hevitra b eo anoloan'ny FIFA sy ny mpilalao , ny mpitondra kliba isankarazany ary ireo mpanatalenta @ foot , momba ny fanampiana ny arbitre @ alàlan'ny VIDEO .
Tsy manaiky mihitsy anefa ingahy M . PLATINI izay lehiben'ny FIFA fa hoe raha manomboka ampidirina hono ny resaka VIDEO d hiafara @ tsy fisian'ny arbitre ( olombelona ) intsony no hiafarany . Ho fitsinjovana ny asan'ny arbitre hono e , anisan'ny fandehan'ny lalao football hono ny hadisona mety hataon'ny arbitre , sady mandany andro hono ny fanajanonana ny match matetika e....
Nefa any @ rugby , tennis , tiercé , vélo , .... efa mampiasa doly ary tsy misy olana . GRRRRR
:evil:

Tokony ho soloina ny slogan an'ny foot , tsy hoe " que le meilleur gagne " , fa kosa " que le meilleur tricheur gagne " :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1497