nigadra le razanakolona

1. bazylou ( 17/04/2009 17:43)
mapano ski gasy any canada iry!! kay tazy mpilaiso carte bleu an'olona fotsiny no ataony. indrisy :roll: :roll:
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:43
2. vale ( 17/04/2009 19:03)
tsy nigadra izany izy, jereo fa misy article milaza an'io ao amin'ny sobika.com.
3. locl ( 17/04/2009 20:26)
Aza be fialonana ry bazylou a! Izany ihany le mokondoha gasy, faly ery rehefa misy gasy mianjera.
Jereo ange ireto arabo raha mba manaratsy ny azy zany na dia efa maloto be e
4. bazylou ( 17/04/2009 23:06)
ka mpilaiso i lery ka inona indray ary!! :-P :-P :-P
5. rhina ( 21/09/2009 05:43)
marina mintsy ny an'i locl aleo mba mifampiaro e!!!
mandeha tany ka tsy maintsy solafaka milolo lanitra ka tsy maintsy lena tsy efa mba hiitsy ve izy satria malaza loatra ny tsy nety nataony
bazylou ko ve hampianariny sky dia alefa any canada e!!!
hihiiiiihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4587