Fanatanjahantena

AndriambyII ( 03/03/2011 08:20)
Argentine: Un arbitre expulse 36 joueurs dans un méme match ! mar, 01 mars 21:00:04 2011 Au cours d'un match de quatrième division argentine, l'arbitre de la rencontre a adressé pas moins de 36... tohiny
joax20 ( 08/02/2011 15:00)
Fernando torres sa louis Suarez... tohiny
novalian'i Enry ny 02/01/2012 23:37
bazylou ( 27/01/2011 21:37)
io ry cnaps a, sady hitaingina avion fotsiny no ady eo. Kobo be ry lerony hoe resy vrala be fa tsy hahavita inona akory. baolina etsy an tanim bary mahamasian aza mbola resy ihany fa maika fany ao zi... tohiny
novalian'i joax20 ny 18/02/2011 15:13
bazylou ( 27/01/2011 08:49)
mety tsara kosa ny isan'dry zareo syny toeran tsirairay an. dia aleo anaovan'i Dally azy fa efa ela izy no tsy nahazo valim pitia tamin'ny taranja tennis e, sady izy tanora su bokonytsra... tohiny
mickaelerivk ( 17/01/2011 14:46)
efa misokatra izao ny http://www.madasport.net hanome an'ireovaovao arapanantanjahantena misongadina rehetra eto Madagasikara sy avy any ampita,eo koa ny vidéos-actu,ny sondage zone sy ny maro hafa ,... tohiny
Samoana ( 10/10/2010 09:51)
Tafakatra demi-finale chpnt du monde ny namana malagasy. En direct sur internet amin'ny 1 ora hariva. Jereo www.boulistenaute.com... tohiny
novalian'i Samoana ny 10/10/2010 14:56
lionelmessy ( 10/07/2010 13:49)
Hatramin'izao aloha matoky anao aho ry lery fa aza mandiso fanantenana ahy kosa @ Espagne , fa raha tsy izahy na hamidiko toi na ataoko kaly [img]http://a7.idata.over-blog.com/500x422/1/84/98/06/phot... tohiny
pikanety ( 09/07/2010 20:07)
tena mahavarina i paul ity fa dia hitany daholo ny pronostic rehetra rehefa i allemagne, ny petit final entre Allemagne sy uruguay dia mbola nandinika 10min paul vao nilaza ny resultat, i espagne no... tohiny
novalian'i pikanety ny 11/07/2010 22:34
LionelMessy ( 03/07/2010 13:07)
VIVA ARGENTINA Mandresy ny Argentine ary izaho manokana no hamono ilay but Argentine 1-0Allemagne... tohiny
hery ( 03/07/2010 00:24)
Rangitra be mihitsy aho tamin'ilay penalty tsy maty tamin'ny 120e min iny kle. Saika tafakatra. tsss... tohiny
diamondra27 ( 03/07/2010 00:23)
tena tsy nampoizina koa iny nampihintsana an'i bresil iny an[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Ez4AEd5tV5M[/youtube]... tohiny
Ralay ( 25/06/2010 13:44)
Iza no heverinareo ho tompndaka @ity mondial 2010 ity? Samia manomeny heviny. Ny ahy aloha dia Paysbas no alaiko e! na i Ghana ... tohiny
novalian'i Ralay ny 07/07/2010 20:59
LionelMessy ( 23/06/2010 12:58)
USA 2-2 Algerie Slovenie 2-1 Angleterre Ghana 2-1 Allemagne Australie 0-2 Serbie Dia izay ny @ iny aloha ,mandra-pitafa indray... tohiny
pikanety ( 22/06/2010 17:37)
za aloha dia sur fa ho lasa lavitra ireto Uruguay na dia nahohana an'i la france sy afrique du sud aza aho ,i chili vs @ prochaine match ,1/4 assuré ,araka ny efa nolazaiko t@ ,voalaohany dia ny ny ... tohiny
novalian'i pikanety ny 24/06/2010 21:35
Ronaldo ( 22/06/2010 15:36)
IZAY NO ALEHANY REHEFA KALIFIKASIO NANGALARINA T@ IRLANDAIS [youtube]1TbNVyxHjs[/youtube]eo @ 9' eo ilay tanàna mpangarona ... tohiny
terrywui ( 22/06/2010 14:56)
tokony aharesy ihany lafrantsa fa nisy nanozona angamba de zao no niafarany !!!! petsa tanteraka !....amin'ny efatra taona ho avy ndray manarina fa lasa lamokany ity !!! voa e....mahamay be !!!... tohiny
novalian'i zandikely ny 23/06/2010 00:27
LionelMessy ( 22/06/2010 12:07)
Mampamangy indrindra , vita hatreo ny aminy Bafana bafana1 - 0 Frantsay ... tohiny
novalian'i milamm ny 27/06/2010 17:09
LionelMessy ( 22/06/2010 12:03)
Raha izao no fanomanana natokana ho @ mondial dia aza manantena , tsy ahazo but mihoatra ny 3 izany ry zalahy ireo ,nefa i Mexique mety handeresy an'i Uruguay mba hialany an'i Ekipako , ARGENTINE vs G... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/06/2010 13:37
vuvuzela ( 20/06/2010 21:20)
fahamenarana tanteraka no mahazo ny equipe de france t@ iny faharesena miezinezina iny dia mitady bouc émissaire ry zalahy mpilalao matianina,toy izao no fandefahany raharaha hita fa tsy namely mihit... tohiny
novalian'i vuvuzela ny 20/06/2010 21:46
terrywui ( 18/06/2010 12:08)
Manaiky resy zahay refa voa e!...voa lafrantsa nay mitomany izahay de mody fa tsy be kafara tsony ! vita.......... tohiny
novalian'i diloo ny 20/06/2010 22:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2575