Fanatanjahantena

aglaadsgaiz ( 19/06/2015 12:56)
kez daool eh! ono oa rzareo in fika na fanantanjahantena azo antoka mety ampihena vatana fa efa nihezaka ian za fa ehehe! mbola glaad sy ngaiz b fona?... tohiny
5laody ( 30/05/2015 11:15)
Miarahaba ny mpisera rehetra, Hanomboka ny Sabotsy 6 jiona 2015 ny fifaninana ho tompon-daka eran-tany vehivavy any Canada. Tsy dia ankalazain'ny haino aman-jery loatra izy ity ary koa tsy dia misy ... tohiny
ambohijanaka ( 20/04/2015 16:18)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!! *. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha miasa hitanao normal hoe olo... tohiny
novalian'i hery ny 20/04/2015 20:02
hery ( 21/01/2015 17:54)
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)? Mba izarazarao t... tohiny
novalian'i ombelline ny 10/02/2015 15:28
mpisotrtoaka ( 19/01/2015 06:52)
Iza no afaka manoro fanaovana kung fu manodidina an'i tanjombato sy andoharanofotsy !?... tohiny
mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:42)
Raha te hanabokona tsy misy proteine ? Inona no azo atao ?... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:20
hery ( 14/01/2015 14:26)
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+ [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=rKKK-LmF2jg[/youtube] [url=htt... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:22
Jock ( 12/01/2015 07:28)
Salut daholo! Za hoa ry zareo tena mba tia sport nefa tsy anaty sport. Ny "tennis" no mba tena tiako kanefa za tsisy traikefa ka ho anareo namana mba apio za raha azo atao. Aiza no misy club azo idira... tohiny
salomo ( 12/12/2014 01:01)
Resy PSG omaly :) :) :)... tohiny
hery ( 13/07/2014 22:31)
Ho an'izay tsy naharaka dia lasan'i Allemagne ny amboara eran-tany an :-) i Götze no nampiditra ny baolina nandreseny azy tamin'ny minitra faha 113 Nanana 90 minitra ny Argentine hamonoana baolina fa... tohiny
novalian'i 5laody ny 17/07/2014 10:27
hery ( 20/06/2014 05:20)
Salama indray, Mamaky fotsiny dia mandinika an'ity email nifanaovan'i Ahmad tamin' i Najeeb Chirakal [url=http://www.wikileaks-forum.com/fifa-files/629/fifa-files-doc-38-madagascar-ahmad-and-a-promi... tohiny
novalian'i hery ny 14/01/2015 10:22
5laody ( 14/06/2014 11:25)
Ahoana ny eritreritrareo aorian'iny dimy sy iray iny? Toa mahazo tsiny be i Iker Casillas ary nifona mihitsy moa izy. Tsy dia heno kosa ny olona niteny hoe mahery kosa ireto Hollandais ireto ko. ... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/06/2014 12:06
ravatorano ( 18/05/2014 16:21)
Sambany mba tsy hitenenana hoe "mba" nandresy ny ekipa nasionalitsika tamin ny foot anio tany mahajanaga.Za aloha raha nijery ilay lalao tamin ny TVM dia nahatsapa fa zakan dry zalahy ilay ougandais .... tohiny
shannie ( 17/07/2013 21:58)
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. 6 taona lasa izay, rehefa niteraka aho dia nijanona. izao aho tia iverina izakazaka maraina indray, dia mba manontany aho oe, impiry isakerinandro no ... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/07/2013 06:55
rafangotsohana ( 12/07/2013 13:49)
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za raha misy mahita isika ato? De misaotra mialoha! Mba omeo eto raha misy manana contact!... tohiny
novalian'i hadji ny 22/07/2013 16:52
nintsievagio ( 11/07/2013 14:45)
Miarahaba antsika Malagasy rehetra izay nanohana sy ny tsinanahona ny ekipa Malagasy toa azy ihany. Ny teny tiko ambara dia mahagaga ihany raha isika Malagasy no manaratsy sy manakiana ny Malagasy iza... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:29
maholisoa ( 12/05/2013 11:28)
Manao ahoana, Misy mahafantatra ve hoe misy gasy mandray anjara ve any barcelone ??? Misaotra... tohiny
rabefou ( 18/04/2013 20:26)
mbola tokony hanao foot ve ny gasy? manodidina ny 30 taona aho izao fa mbola tsy naheno hoe tafakatra 1/8ème de final t@ CAN na ny SCORPION, NA NY BAREA. izany hoe taorian'ny CLUB M fahiny, tsy nisy... tohiny
AMIG0 ( 29/01/2013 17:54)
Inona no tokony hataoko mba hazahoakou bras genzabe sy tratra ngeza be ary abdomen tsara? Izaho tsy be nofo sady tsy matavy. ???????... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 02/04/2014 03:34
hadji ( 11/01/2013 12:23)
Efa ho avy izy ty fa asio kozy bobaka ity CAN 2013 ity e... tohiny
novalian'i nilex ny 21/01/2013 13:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0629