Mbola ho tafakatra ve Espagne?
1. 5laody
(
14/06/2014 11:25)
Ahoana ny eritreritrareo aorian'iny dimy sy iray iny?
Toa mahazo tsiny be i Iker Casillas ary nifona mihitsy moa izy.
Tsy dia heno kosa ny olona niteny hoe mahery kosa ireto Hollandais ireto ko.
2. 5laody
(
19/06/2014 12:06)
5laody:
Ahoana ny eritreritrareo aorian'iny dimy sy iray iny?
Toa mahazo tsiny be i Iker Casillas ary nifona mihitsy moa izy.
Tsy dia heno kosa ny olona niteny hoe mahery kosa ireto Hollandais ireto ko.
Mahery koa ny Chiliens. Amin'ny efa-taona indray e!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1584