C'est moche pour les irlandais

1. xxx ( 18/11/2009 22:35)
:D
Tafa ihany lesy sika a! saotra lesy anelka a! saotra lesy thierry lermita amin'ilay main a! misaotra lloris a! eny fa na dia i domenech aza dia hisaorana koa. Saotra reny malala a! Misaotra antsika rehetra e! :D

ola kely aloha e. OLA

saotra e!
:D
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:21
2. xxx ( 19/11/2009 09:12)
ilamm dolou iany ny pap's n'y gasy marina
3. Makouto ( 19/11/2009 19:37)
Ireny fa de fandresena ara-drariny oups @ rugby angamba no mahazo mandray tanana fa tsy @ foty raha tsy diso aho
4. xxx ( 20/11/2009 10:54)
Afaka mandray amin'ny tanana ihany koa ny amin'ny baolina kitra ka! ny gola ohatra dia afaka mandray, ny joueur de champs koa afaka fa amin'izay fotsiny mety lazain'ilay arbitre hoe main raha toa ka hitany.

Ka dia mamerina ny fisaorana an'i thierry lermita amin'ilay geste technique rare e! double contact mihitsy ilay izy, amorti dia avy eo orientation, zany no tena ze de main amin'izany. ze de main ze de vilain hoy ny tanora.
:D
5. Makouto ( 21/11/2009 09:21)
marina ny anao xxx a "tout est permis sans étre vu" hoy ny vazaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2475