mitady match amical

1. Makouto ( 19/11/2009 19:35)
sao de misy gasy manan équipe basket lehilahy hi kaontra aminay aty Melun e
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:19
2. xxx ( 20/11/2009 10:48)
Fa niveau inona ianareo??? raha lé hanala azy fotsiny mantsy mahakamo. Na rehefa mitady match ihany ianareo, naninona raha ni-participé amin'nilay tournoin'ny clichy madagascar e!!
3. Makouto ( 21/11/2009 09:19)
xxx:

Fa niveau inona ianareo??? raha lé hanala azy fotsiny mantsy mahakamo. Na rehefa mitady match ihany ianareo, naninona raha ni-participé amin'nilay tournoin'ny clichy madagascar e!!


zahay mbola le tena badraodra be reny mihitsy mbola 2ème division ny blème de lay tournoi clichy madagascar ho an'ny gasy fotsiny fa zahay anie zah rery no gasy e oups
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536