La France « noire » qualifiée pour la huitième de finale

1. rabaradaka ( 24/06/2006 09:27)
La France « noire » qualifiée pour la huitième de finale
Vainqueurs de la République du Togo à Cologne par 2 buts à 0, la France « noire » termine deuxième du Groupe G et retrouvera l’Espagne en huitième de finale. Je me demande si le match était vraiment pour la qualification de la France ou un match truqué pour que la France passe à la qualification.

France "black" qualified for the eighth of finale.
Winners of the Republic of Togo in Cologne by 2 goals 0, France "black" finishes second of the Group G and will find Spain in eighth of finale. I wonder whether the match were really for the qualification of France or a faked match so that France passes to the qualification.

Rabaradaka mba miteny vazaha ary nasiako teny anglisy fa mahasosotra ahy mihitsy ity teny frantsay ity. Mba mety ve dadatoa ilay frazy anglisiko
novalian'i rapala ny 29/06/2006 06:24
2. hery ( 24/06/2006 10:11)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy ihany ny fitsipika rabaradaka
3. sakaizakely ( 24/06/2006 18:02)
Mahasosotra kou no mbola atao ihany, tsy adika teny malagasy ho an'ny namana rehetra raha mahay ?

Match truqué nga ? Enao ve aloha nijery za mihainohaino anganombaza fotsiny e ? Les footbaleurs ne sont pas des comédiens mody milalao fotsiny. Tena niady tokoa ry zareo.

Aza be tsikera e fa mino aho fa tsy ampaladian'ireo mpilalao akory aza ny fahaizanao akory ! Andana mba manenjika baolina eny ambony terrain mandritry ny 90 mn raha mahavita.

^^^^^^:twisted:
4. vale ( 24/06/2006 23:30)
tsy misy trucage izany eo eh!! na ny samy mpilalao aza ve btsk ny maity hoditra ny ekipa frantsay dia ahoana no hoe misy trucage @lay lalao,! nefa raha ny mba henoko dia zareo samy mainty hoditra reny hono tena misy fifaninanana be eo @ izy samy maintsy ihany aza, fa rhf aty ivelany kosa lasa miray hina! ka marina io farany io kosa koh!!
5. corrads2000 ( 25/06/2006 10:47)
aza mialona ny france noire rabaradaka a fa na ialahy aza no asaina manao baolina ao mety ho pingapinga ihany ary tena fahaizana ireny fa tsy manao hoatra ialahy any ambany latabatra ary mba jereo tsara ny fandehan'ny baolina @ manaraka
6. lapino ( 25/06/2006 10:50)
corrads, tsy mety anaovana baolina eny ambony latabatra ko! Raha tsy hoe angaha ... :wink::-D:-D
7. dadabe ( 25/06/2006 10:52)
fa iza aloha no nadresy fa zah tsy maharaka e?? de tafakatra ve i togo sa raraka ?? de .....maninona no atao hoe frantsa mainty ??? tena tsy kopy zah le tie e
8. sakaizakely ( 25/06/2006 11:44)
Dadabe tokoa ve tsy maharaka sa te hampiresaka fotsiny ?

Lazaina fa mainty hono ny lafrantsa satria mainty aby ny ankabeazan'ny mpilalao. Asa toa roa na teo madina ny fotsifotsy tao, dont Ribery ! Ary tena fanimpanina tokoa ry zareo vao nahamarika buts 2 fa tena mahay ny Togolais. Saingy Rabaradaka manao vavan'ny tsy mahay sy tsy nahazo seza dia mitsikera fotsiny fa inn mou no mba hainy eo.

Tena lasa mainty tokoa la Frantsa, jereo moa anay aza lasa mameno ny tanana aty sady manome gasy petaka kely andry zareo. Izay ilay mélange ethnique izay tsy misy maharatsy azy e !
9. hertix ( 25/06/2006 16:31)
marigna zhany! Ampidino ny galeoka hoshotroigna valy de ndao hifety fa nahareshy ny ekiiipa!
10. naughtyboy ( 26/06/2006 10:28)
aza varina mibaradaka @ komentera teny vahiny zany ry akama,fa lalao araho tsara de ny valiny ihany no ilaza ny fiafarany.ny akabeazany frantsay tsy manisy olana @ le we france noire sao de mbo te hosarotiny alohany tompony zany ny mpanoratra
11. rapala ( 26/06/2006 15:48)
:-D:-D
12. sakaizakely ( 26/06/2006 17:20)
Marina ny anao fa tsy misy atao ho fanampiny intsony e :-*
Sao nefa tsy fantatr'i Rabaradaka izany fa asio dikany teny vahiny :-D:-D:-D:-D
naughtyboy:

aza varina mibaradaka @ komentera teny vahiny zany ry akama,fa lalao araho tsara de ny valiny ihany no ilaza ny fiafarany.ny akabeazany frantsay tsy manisy olana @ le we france noire sao de mbo te hosarotiny alohany tompony zany ny mpanoratra



13. naughtyboy ( 28/06/2006 15:27)
ka ra tsy ho azo @ teny gasy io de mino2 aho fa hisy olana @ teny vahiny ka za kalo tsy mazoto andika an'zany teny @ zao fa hevitra 1 no voalaza eto
14. rapala ( 29/06/2006 06:24)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4748