ny sport complet

1. jon ( 08/11/2005 11:41)
za mba te hanao sport nefa tsy haiko izay tokony ho ataoko
novalian'i hira ny 29/11/2005 14:02
2. fasaly ( 08/11/2005 14:08)
ny sport complet hono dia ny natation e!
ka raha vonona ny amzany de manandràma alou de ho hitan'i toi eo ny fandehany!
raha ny sport tokony hatao njay dia miankina aminao ihany hoe; te hanabokona ve sa juste ilay hanao sport fotsiny mba ho fitaizàna vatana sa....mba te hanana occupation fotsiny.
3. mandrindra ( 08/11/2005 16:37)
ny arts martiaux rehetra dia complet avokoa sady misy fitaizana ara tsaina mahafinaritra.
4. Herimiafina ( 08/11/2005 23:01)
Miombonkevitra amin'i mandrindra.
Raha te hikojakoja ny vatana ivelany de mila mikojakoja koa ny ao anaty fa raha mitongilana io dia na lasa somary adaladala na lasa mahery setra.

Ilaina miaraka amin'ny kotrana ara-batana ny kotrana ara-toetsaina, hananana "maîtrise de soi".

Maro ny olona raha vao misy manompa kely eny andalana dia miakatra be mitady hamely. Vitsy ny mahay mi-maîtrise de soi, na mihomehy eo anatrehan'ny ompa.

Art martiaux no complet, sady échauffement no durcissement no assouplissement no miampy NEI-TSIA kely.

ZEN.
5. hira ( 24/11/2005 10:25)
boxe thaï(l)
6. Herimiafina ( 25/11/2005 19:17)
Oay, ngah kou toi mirevy boxe thai klé. Ngo de akaman'i rababany ary i toi klé, hehehehe :-D:-D:-D:-D
7. hira ( 29/11/2005 14:02)
Herimiafina:

Oay, ngah kou toi mirevy boxe thai klé. Ngo de akaman'i rababany ary i toi klé, hehehehe :-D:-D:-D:-D



tsy azoko tsara ilay rababany:oops: fa ny boxe thaï aloha no ataon'ny vazaha hoe reine du ring e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2108