Resa-behivavy
ralipo
(
19/03/2004 09:43)
Tena marina ry zareo fa rehefa feno 30 taona ny vhv dia mankafy m... sa ahoana hoy ianareo??...
tohiny
novalian'i pitchou ny 24/04/2004 08:55
joda
(
18/03/2004 16:37)
aza loza ry mpifakatia raha hiady lava a...mifankaleo ny farany dia misaraka...malahelo ery anefa rehefa avy eo fa lasan'ny olona ny entana...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 20:59
lema
(
18/03/2004 13:50)
ahoana ny famaritanareo vhv zany hoe lhl mahay mirevy zany:
mahay mandambolambo ve
mahay mitsaokalentika ve
mahay mampifila ve
sa inona mitsy e...........
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:37
lema
(
18/03/2004 13:34)
"ny vehivavy no fototry ny ratsy rehetra"
manaiky an'izany ve nareo?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:49
lema
(
18/03/2004 13:26)
fa ny ankamaroan'ny sipa tena tsy mety ho afa-po mihintsy an efa atao daholo zay rehetra mety ampifaly anareo fa nareo tena mahay mila vaniny mihitsy,oh:mba mitodika kely énao dé ozy ny sipa hoe fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:38
joda
(
17/03/2004 20:23)
tsy tiako ny mpivady mpanimba entana rehefa miady..
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:16
hendry
(
17/03/2004 15:39)
Fa inona no mahatonga antsika vhv hanana zany toetra zany kay? kizitina, mora sosotra, mora enti-po, mora andairany sy ny sisa. Tsy midika akory zany hoe ny vehivavy rehetra a, fa ny ankabezany hono. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:41
joda
(
13/03/2004 13:58)
inona no tianareo
lehilahy be volotratra sa
be volombava
be volotongotra
be volokelika
be volo.....
pelaka kosa raha dia tsy misy ny 1 @ireo e...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:17
jhouhlambout
(
12/03/2004 20:52)
Betsaka ny milaza(surtout.....),
fa tsaratsara kokoa ny miaraka fotsiny réfa miaraka! Fa maninona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:34
tsiky2004
(
12/03/2004 09:39)
ahoana ny fahitanareo ireny sipa manambady lehilahy zokiny 10 na 15 ans ireny...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:16
lema
(
11/03/2004 12:41)
misy ireo zatovo vavy izay mora kotina sy mora asina tokoa, misy ny milaza azy hoe maivan-doha misy koa anefa milaza zavatra hafa,ary samy manana ny fijeriny daholo isika rehetra fa ny fahafataran'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:20
nananie
(
10/03/2004 16:56)
Inona no mba tianareo vehivavy, lehilahy tsy mbola nanao sipa, sa lehilahy efa manana expérience?
Misy sipa zay hono woa tsy nety niharaka tamin'nle bandy izy satria mbola tsy nanao hono lery. ???...
tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:55
peluche
(
09/03/2004 13:13)
rehefa avy mifanena ,dia te-hiaraka,dia avy eo te-hanao @ ankapobeany.Ahona ny hevitrareo @ io manao aoriana kely ny mifankalala?...
tohiny
novalian'i tequila ny 23/04/2004 19:00
nananie
(
05/03/2004 18:47)
Ahoana no fahitan'areo an'ireny bandy malemilemy ireny e?Tsy mba mavitribitrika rehefa miharaka amin'ny sipany, fa malazolazo hafahafa ( na @ fomba firesaka, na @ pôzy).Ianao vehivavy indray no tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 21:30
hendry
(
05/03/2004 17:01)
Niady izy sy ny cousine-ny fa nangalarin´ilay cousine-ny hono ny firavaka sy akanjony vitsivitsy raha sendra nandalo namangy tao aminy ilay cousine-ny.
Dia efa tena matin´ny haingo ve lasa manao mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:42
hendry
(
05/03/2004 16:51)
Mandainga kosa aloha zay milaza hoe:" ny ahy ny toetrany ihany fa tsy mijery tarehy amam-bika ..."
Ny zavatra tsapa manko @ ankapobeny na vhv gasy na vazaha dia mitsiriritra ny lhl lava vaventy toa a...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 22:28
tequila
(
28/02/2004 17:54)
Mampalahelo mihitsy ny namana sasany voan'itony karazan-dehilahy itony , fa maninona aza rehefa tiana dia manao an'izany e ?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 15:02
peluche
(
27/02/2004 12:38)
be ny milaza fa tsara koka ny manambady lehilahy 10 taona lehibe noho ny tena,zahako nefa mihevitra fa vao maika sarotra satria ngeda lotra le elankelan-taona..ahona ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:51
xxx
(
25/02/2004 09:22)
mbo hisorohana @ vohoka tsy hirina d mangataka fanazavana momban`ny tokony atao.
marina fa eo ny fanabeazanaizana isan-karazany nefa raha misafidy ny tsy hanaraka an`ireny d ahona?
Mila confirmation...
tohiny
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:17
hendry
(
23/02/2004 13:04)
Mpitsabo iray, na ny marimarina kokoa mpianatra ho mpitsaboa fa efa andalam-pahavitana ny fianarany, no nilaza fa misy vokatsoa azo avy @ fanalana zaza hono. Tsy azoko tsara moa ilay fanazavany satria...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 09:44