Resa-behivavy
jhouhlambout
(
22/01/2004 13:18)
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay? ...
suite
répondu par fijo le 09/03/2004 10:46
xxx
(
22/01/2004 09:36)
maro ny ol miteny hoe mamijaly sns! nefa refa sendra zay tsy mety tany anga sa atao hoe sendra tsy nahazaka sipa ray ilay kofa!maninn lazaina fa mampijaly ilay sipa!
ary maninn nareo kofa sty mety ...
suite
répondu par pitchou le 01/03/2004 19:15
lema
(
16/01/2004 11:51)
betsaka ny sipa mitaraina fa napijaliana bandy,rehefa dinihina anefa dé tsy misy mampijaly azy fa ry zareo no mampijaly tena...
suite
répondu par fijo le 03/02/2004 19:18
xxx
(
16/01/2004 09:03)
Raha olona 23 taona noho miakatra hono mbola vierge ka hanao firaisana voalohany dia mety ho bevohoka avy hatrany na dia @ période tsy tokony hahabevohoka aza? Inona ny mahatonga an´zany?...
suite
répondu par fijo le 12/02/2004 19:51
jhouhlambout
(
15/01/2004 13:31)
Zay ny conclusion hitako rehefa nandinika ny toetran' ireo andriambavilanitra ny tenako....
suite
répondu par pitchou le 25/03/2004 14:08
jhouhlambout
(
15/01/2004 09:57)
Satria androany milaza izy fa tia nefa rahampitso dia tsy té halala fa tsy tia intsony tampoka!!...
suite
répondu par donemaskit le 14/02/2004 20:06
isrine
(
07/01/2004 18:41)
Maninona no matetika tsy mifankahazo ny vinanto sy ny rafozana e? ...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 16:30
xxx
(
07/01/2004 10:40)
Misy mantsy lélà le miforcer vevavy hanao reny nefa tsy te hanao .Hitanareo le bozaka maniriniry ireny le ohatrany mainamaina reny?Reny alaina de ataovy any ampaosy de @zay tsy mety mihitsy e.De aza...
suite
répondu par fijo le 26/01/2004 19:54
xxx
(
06/01/2004 09:31)
fantatro fa tsy misy valiny hoe tena izy,fa mba te-hafantatra ny hevitrareo e...
suite
répondu par fijo le 05/02/2004 18:55
hascom
(
02/01/2004 18:25)
Ahoana kay ny fomba na teny hafahafa ahafahana mikoty sipa ankoatra ny teny mivantana be hoe "tiako ianao" .Mba omeo hevitra aho izay mahita fa tena tsy hitako izay ilazana azy ...
suite
répondu par fijo le 02/02/2004 19:56
ralanz
(
01/01/2004 09:20)
répondu par bozimanga le 16/09/2005 13:48
lema
(
30/12/2003 13:36)
inona houa no tena mba tianareo sipa reo ,lé bandy maditra reny ve sa le bandy mipetrapetraka?...
suite
répondu par nyainatiana le 01/03/2004 20:44
lema
(
23/12/2003 12:07)
dé ahona ndray lé sipa manao fanahinina bevohoka ireny fa te ho alaina vady,lany zara ve reny sa raiki-pitia sa inona no tanjony?...
suite
répondu par fijo le 22/01/2004 20:31
donemaskit
(
21/12/2003 19:07)
Ny lehilahy efa hatrizay, fa tsy hitanareo nihanaditra ve ny vehivavy @ zao fotoana?...
suite
répondu par fijo le 04/03/2004 10:29
kally
(
19/12/2003 10:04)
Mba inona daholo no ataontsika namana rehefa fety ohatr'izao e?Mba itantarao hoe.Ohatra ry Isrine ve any Liban any mba manao ahoana rehefa faran'ny taona ohatra,inona no ataonareo.Ry Fijo ohatra mba m...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 20:05
xxx
(
14/12/2003 18:11)
Inona no atao mba tsy hiverimberenan'izany ntsony e: "rehefa tonga fotoana de marary fona ny kibo na maloiloy te-handoa!". Sa ve mety efa tarazo ny toy izany?
Isrine...
suite
répondu par xxx le 12/03/2004 20:57
tequila
(
13/12/2003 09:37)
Hoe sipa materialy , nefa nareo koa ange rehefa mikaoty dia zay no asehonareo tsinona koa . Zahay ve haka ve dia haka ny ratsy , safidy daholo zany , na maka zavatra any amy score aza enao , zay tsy k...
suite
répondu par fijo le 13/01/2004 10:00
tonah
(
11/12/2003 17:40)
Ankehitriny dia hitako fa tena tsy mierika izany fivavahana izany intsny ny olona. Raha mandeha eny andalana ianao dia teny ratsy no henonao etsy sy eroa. Ny baiboly anefa milaza ao @ Joba 36 : 18 hoe...
suite
répondu par fijo le 04/02/2004 19:50
mozart
(
10/12/2003 16:53)
tena notantarain'ilery ihany fa namboariny lé jôba nefa tsy hainy hoe jôbako io,t@ detail an!de inona no tokony hataoko?nefa za'm'revy an'le sipa.mba omeo hevitra za' ry tovovavy a!!!!!!!...
suite
répondu par vegas le 23/02/2004 18:37
xxx
(
10/12/2003 11:20)
mba te hanontany aho raha mba azonareo valiana hoe inona no tena position tena ahazahoana fihiny tsara rehefa manao e!...
suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 09:12
