lany zara ve sa..........................
1. lema
(
23/12/2003 12:07)
dé ahona ndray lé sipa manao fanahinina bevohoka ireny fa te ho alaina vady,lany zara ve reny sa raiki-pitia sa inona no tanjony?
novalian'i fijo ny 22/01/2004 20:31
4. isrine
(
23/12/2003 16:33)
I ralema mou ve tsy efa in-100 voadona zay e. ka tiny kosa ary enao kou, de tsy mampaninon aazy ny tohiny, de iaano no erany avy eo. Enao kou no lehilahy tia milalao vehivavy fotsiny angamba de izay no teny lazainao reehfa bevohoka ny sipa.
5. fijo
(
24/12/2003 09:10)
tandremo ralema fa masiaka anie ireo sipa ireo e.ih,ih,ihilay te hobevohoka aloha safidiny iny,ka tsy misy anomezana tsiny azy.mety ho tena reviny koa ialahy ka.
6. sifotra
(
24/12/2003 19:09)
Tsisy mpankafia ngamba reny ko. Sa gasy @ le milaza we "tano ny azo fa sarotra ny mila" ? tsisy ifanomezan-tsiny ko io fa evy samy manana ny azy, raha hisorona hamelona zaza iray nohon'ny tsy tahotra ny tsy hahalala lahy hafa tsony, diso ve izy?
7. sifotra
(
24/12/2003 19:10)
Tsisy mpankafia ngamba reny ko. Sa gasy @ le milaza we "tano ny azo fa sarotra ny mila" ? tsisy ifanomezan-tsiny ko io fa evy samy manana ny azy, raha hisorona hamelona zaza iray nohon'ny tsy tahotra ny tsy hahalala lahy hafa tsony, diso ve izy?
9. fijo
(
26/12/2003 18:11)
ra XXXXX a,i lema anie tsy milaza hoe inona,fa manontany e.tsy mahatanty fanontaniana koa ve ianareo.sady efa tsy sahy manome solon'anarana.
10. isrine
(
28/12/2003 09:02)
lany zara zany e, zay angamba no tinareo lehilahy ho lazainay vehivavy!
11. ikaretsaka
(
28/12/2003 14:31)
Na hafetsena ireny na havendranana.. vehivavy efa ela nanaovana ve dia tsy hahalala ny toe-batany? fa ny tena maha lehilahy an'ialahy dia ny fahaizan'ialahy mi evite an'io tsy haha bikina azy op ihany!
12. fijo
(
29/12/2003 19:09)
ady ny fiainana,ka avelao ny olona ho fetsy e.samy manana ny tiany io.aza dia mitsara be fahatany ny safidin'ny sasany.
14. lema
(
05/01/2004 15:13)
dé zay lé hoe miteratera-poana ohatran'ny alika le zaza anie mba mila dada sy mama fa tsy hoe ..........
15. fijo
(
06/01/2004 09:26)
aza dia mafy teny toa izany ralema,fa ny safidy anie tsy voatery hitovy e.ny azy izay no tiany dia ajaina amin'izay izy.
16. lema
(
06/01/2004 12:15)
ka zay ny azy ny safidiny fa lé zaza kou né mba jerena e!fa tsy tia tena be ohatrizany
19. ikaretsaka
(
07/01/2004 14:31)
ny tokony ho sujet an'ity izany dia hafetsena ve sa havendranana ilay fanaovana fanahy iniana ho behovoka mba hitazanana vady ...
nohon'ny tahotra hoe sao lany zara?
nohon'ny tahotra hoe sao lany zara?
