lany zara ve sa..........................

21. ikaretsaka ( 08/01/2004 10:09)
hitazonana angamba fa tsy hitazanana
22. lema ( 08/01/2004 12:51)
lé izy alou hafetsena e!satria tsy misy olona tsy mahalala ny toe batany zany
23. fijo ( 08/01/2004 18:32)
ka ny fiainana tsy natao ho an'ny doma ralema o.
24. lema ( 09/01/2004 13:51)
ka izy anie mandrora mitsylany dé iza no doma @ra mioteraka tsy manambady?
25. ikaretsaka ( 09/01/2004 18:38)
raha izay no safidiny Ra lema tsy koi.. fa raha hoe fika hitazonany an'ela ilay izy dia mailomailo ihany
26. rinakely1 ( 12/01/2004 12:55)
raha tsy manao @ lé jo nareo d tsy misy daholo zany olana izany.
matoa manao d vonona hizaka zé vokany eo!
27. fijo ( 13/01/2004 09:53)
safidiny koa io ka.dia tsy misy olana raha izay.
28. xxx ( 13/01/2004 15:24)
zao koa no tokony ataontsika antsaina misy ane ny sipa tsy mahafantatra ny tenany hoe bikina izy satria miheritreritra ny tenany normal foana tsy manao ny fomba famaritana ny bikina ao ny en règle foana ka mihevitra ny tenany mahazo aina ny manodidina azy koa tsy kopy fa zinga daoly ; Ao ny en manana probleme irregulier
ka tsy manome tsiny azy aho ka efa kibo efa 6 mois ve ohatra no ande esorina tsy ho loza a!
zay ny fandehiny ao indray ny mifanao pact oh ilay vadin'ilay lela tsy miteraka sy ny sisa e! fa tsy voatery voadona avokoa akory
29. fijo ( 14/01/2004 09:30)
sady tsy tokony hifanome tsiny amin'izany e.
30. pilokely ( 15/01/2004 14:13)
tsy hoe manome rariny reny sipa manao fanaihina reny aloh za e! fa ngamba ny tokony hatao voalohany de ny mijery ifotony ny naha bevoka azy aloh vao manome tsiny nareo lelà, satria na de ol bien réglée zao aza de mety hisy ny irregularités ndray2
31. fijo ( 16/01/2004 20:02)
ilay manome tsiny dia ratsy e.satria tsy hay izay tena antony.
32. ikaretsaka ( 16/01/2004 15:23)
fa ilay sipa koa ange aloha tsy hay na misy fetsy na misy doma e...

raha miteny anie hoe tsy fanaovana aho androany fa efa zao eme jour ko dia mety bikna na hoe za maanna regle irregulier dia mety hi copre ilay bandy na mamba be toy ny inona aza ee

fa ilay sipa mihitsy no NA MENATRA hilaza izany @ bandy miaraka aminy indraindray, NA FANAHY INIANA tsy lazaina mba hiforceny ilay bandyan-kolaka mba hanabikina azy dia amin'izay ilay bandy tsy afa miala aminy intsony

Ilay tenin=dra XXX io ambony io hoe sipa tsy mahafantatra ny tenany: ekeko ilay izy raha ilay sipa kely hoe 12-14 ans na ireo hoe vao tsy ampy aman-taonany nynahatonga fotoana azy,,, fa olona efa firy taona ve ohatra no mahalala ohatra fa isaky zao ny regle-ny na irregulier ny regle ny? tsy mitombina izany fa ao raha!
33. fijo ( 21/01/2004 09:32)
mody fanina izy izany e.fika daholo izany,ary tsy omena tsiny,fa izay voa no adala e.izay tonga amin'ny tanjony ihany no mandresy.
34. xxx ( 21/01/2004 19:34)
Ny tena marina dia izao!

Betsaka laotra ny sipa tsy mahazo vady @ izao fotoana izao ka rahefa mahita ao hifikirana izy dia tonga dia mamandrika sisa no azo atao. sanatri tsy manenjika vehivavy aho fa izaho miteny koa dia vehivavy ka mba lanjalanjao ihany ry tovovavy isany ny zavatra atao fa manjary ataon dry zalahy firesaky tsika vehivavy! jereo any resaky ry zareo lehilahy fa misy lohateny hoe : maninona ny vehivavy ankehitriny no maditra!
Taloha izany vehivavy miteraka izany fa tsy misy rainy dia tena henatra @ fianakms sy ny mpiara monina fa ankehitriny ohatry rahefa tsy mitanjaka sisa isika dia mandeha faona! ka lanjalanjao ihany akia ny zavatra atao fa aza mananao faona e!atsipy ny teny ho ao ampony ny mahalala ..............
35. fijo ( 22/01/2004 20:31)
na dia tsy milaza anarana aza ianao dia marina ny voalazanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3702