Resa-behivavy

hendry ( 06/04/2004 14:59)
Ny ankabeazan´ny vhv vazaha dia matahotra ala(araignée) indrindra indrindra sy zay mety karazam-biby na dia biby bitika kely aza. Inona no mba tena atahorantsika vhv gasy? Zaho aloha tsy matahotra ... suite
répondu par fijo le 28/04/2004 20:39
hendry ( 06/04/2004 14:55)
Mba ahoana ny hevitrareo @ reny vhv ohatra hoe manao mena hatrany @ satroka, akanjo, kiraro ka hatrany @ poketra reny? Tsara ilay mampiady loko fa raha mena na mavo na mainty hatrany atampon-doha ka h... suite
répondu par fijo le 31/05/2004 22:44
xxx ( 06/04/2004 04:50)
what s your opinion ?... suite
répondu par fijo le 01/07/2004 21:42
jhouhlambout ( 05/04/2004 19:03)
Misy bandy(inconnu) tonga avy any, inona no tianareo hataony: -Mody mijerijery fotsiny -Tonga dé mitsotra ny marina -Mbola miodikodina aloha -Manao hevitra ambadika maromaro aloha -Mananihany ... suite
répondu par booboo le 19/06/2004 18:47
hendry ( 05/04/2004 12:21)
Inona ny toetra na fihetsika sy ny sisa tokony ananan´ny lhl mba isokajiana ny olona iray ho lhl? Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon- doha (@ lafiny tsara io a!). Raha ... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:52
oully ( 03/04/2004 18:10)
Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina ... Ohabolana 31:30 TANDREMO !!!... suite
répondu par fijo le 20/04/2004 22:16
oully ( 03/04/2004 18:07)
Ireo hono no fakam-panahintsika vehivavy. Ny lamaody aloha tsy mahagaga fa maika mihitsy isika amin'io. Ny lela ihany koa dia tena mahakinga antsika ny mampiasa azy (fanaratsiana, fifosana,....) gaga ... suite
répondu par fijo le 07/04/2004 22:48
joda ( 03/04/2004 17:41)
somary sahirana kely @ fikarakarana ny papier e....... suite
répondu par fijo le 16/04/2004 22:44
xxx ( 03/04/2004 11:37)
Za ry reto saro-kenatra an! Na manoratra eto aza aho dia menatra sady mamay be ny sofiko, nefa fantatro fa tsy misy mahita. Le rahavaviko foana no manintona ny olona satria za tsy mahita tenenina mih... suite
répondu par fijo le 17/05/2004 23:06
alz ( 01/04/2004 09:19)
Ahoana ny hevitrareo amin'le Jo manao bikina hitazonana an'ilay kôfa?... suite
répondu par pitchou le 07/06/2004 16:10
joda ( 31/03/2004 19:15)
ilaina ve ny fametahana an'ireny e..ary inona no dikany tena marina... suite
répondu par fijo le 28/04/2004 20:40
voninkazokely ( 29/03/2004 20:30)
é !.é!...é ....Lasalasa ny saiko hoe raha mba ity fianana ity moa no vitan'ny tsiky dia ampy de angamba ho lafatra ny tany aman-danitra! ... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:52
xxx ( 29/03/2004 17:49)
mba omeo sopapa ry vahivay hoe ahoana no hatao araha te hiaraka amin'ireny ramatoa efa niteraka ireny nefa mbola manja be ny mahita azy .... suite
répondu par fijo le 21/04/2004 22:46
joda ( 29/03/2004 10:15)
mieritreritra ny ex ko foana aho r'ireto a....... suite
répondu par fijo le 05/04/2004 22:14
nananie ( 25/03/2004 13:29)
...malama ôtran'ny trondro, ny sipa vierge hono kizitina, ny sipa taureau hono saro-piaro, ny sipa scorpion hono sexuelle....ny bandy bélier hono mpanao collection, ny cancer hono mpanonofy.... Mba ... suite
répondu par booboo le 04/06/2004 12:26
joda ( 25/03/2004 13:28)
ahoana no hevitrareo fa misy vehivavy mahasaky mamono sy mikasitanana..ny sipany na ny vadiny... suite
répondu par fijo le 06/04/2004 21:20
lema ( 24/03/2004 14:27)
nareo ve mba tia manao sexy rehefa mampiaraka dé tsy mikozy vé le bandy hoe mba manaja tena e!!!... suite
répondu par fijo le 21/04/2004 22:48
ralipo ( 23/03/2004 15:34)
Amin'izao fandrosoan'ny fiaraha-monina izao dia betsaka ny lehilahy no mitety vonikazo fotsiny dia miala!... suite
répondu par fijo le 15/04/2004 21:17
joda ( 20/03/2004 13:03)
misy karazambehivavy vao mijery bandy dia ny kirarony aloha...asa ianareo raha miremarqué an'io..... suite
répondu par fijo le 05/04/2004 22:36
ralipo ( 19/03/2004 09:43)
Tena marina ry zareo fa rehefa feno 30 taona ny vhv dia mankafy m... sa ahoana hoy ianareo??... suite
répondu par pitchou le 24/04/2004 08:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.157