Resa-behivavy

xxx ( 18/02/2004 17:14)
inn kay mety atao hiprovokéna ny règle ra en retard!?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 09:11
lema ( 14/02/2004 13:44)
inona no tsy tantinao indrindra ra toa ny vadinao no :mamolava, mpiloka,tia vehivavy,sa izy mankany à mamany foana............sa inona no tena mampiady matetika ao @ couple ao... tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2004 22:15
lion ( 13/02/2004 18:52)
Pour sa contre an lay Marque nike,puma,max elite,adidas reny ve nareo vehivavy? Dia aza hatao xxxx ... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:10
jhouhlambout ( 13/02/2004 18:27)
Ahoana ny fomba fangatahana 3 ème chanche rehefa nahazo 1 sy 2 è chanche?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 09:31
tambatra ( 10/02/2004 17:46)
Inona no hatao fa misy sipa te ho tiako kanefa zaho tsy hoe tsy tia azy raha namana fotsiny,fa ny azy izany miarak@mihitsy nefa aho tsy te hiteny hoe:tsy te hiaraka aminao aho satria hitako fa tia ery... tohiny
lema ( 07/02/2004 14:58)
rehefa miaraka @ na sipa énao dé elaela lou izy zay vo manao. inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........ ary nareo ve mahavita manao @... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 09:23
tambatra ( 07/02/2004 09:38)
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?... tohiny
lema ( 06/02/2004 14:59)
"zay tia anao hiarahana fa tsy zay tinao "... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 09:51
xxx ( 05/02/2004 20:21)
Mety aminreo ve raha ny sipa indray no magataka firaisana valhany? Ny ahy mantsy ny kfako hedry be loatra.... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:50
lema ( 05/02/2004 13:46)
ny bandy dé mahavita tsy miaraka @ vehivavy mandritra ny 2 taona mba firy kosa ary ny anareo vhv... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 09:46
lema ( 05/02/2004 13:42)
ny lehiahy dia miteny hoe tsara ny sipa mipetrapetraka nefa any @ ilay sipa pelipelika reny foana no ifandrombahana sy iadivana plus elle est conne plus elle est bonne in no evitrareo amizany... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:09
nananie ( 05/02/2004 11:26)
Salut daholo! Noheveriko hatrami'zay fa ny sipa ihany no mba saropiharo, hay kay ny bandy ihany koa.Sady amizay danz be rehefa ry zareo no mba jaloux! Misy ol fantatro zay zao hoe nisaraka tam... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 04:03
xxx ( 04/02/2004 14:56)
Iza no afaka mitantara ny 1er amour-ny?na ny fitiavana na ny fanaovana,zay tantarainareo mety doly... tohiny
ratsiraka ( 03/02/2004 15:26)
Maninona no tokony hajaina ny vehivavy? ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/04/2004 07:53
jhouhlambout ( 02/02/2004 11:46)
Be reseka ny vehivavy e? sa ahoana? zay fotsiny fa tsy be resaka aho... tohiny
novalian'i pitchou ny 06/02/2004 17:38
lema ( 02/02/2004 09:36)
fantatrao t@ namanao fa ny sipa nao dé miaraka @ namanao akaiky, inona no ataonao?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2004 10:23
lema ( 31/01/2004 15:30)
mahafinaritra tokoa ny miaraka @ sipa gasy be fitiavana no be fandeferana no mahari-pery ,mahakarakara,sns............nefa hoy ny ohabolana manao hoe "c bien mè c pas une qualité"lasa manararaotra d... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 09:12
jhouhlambout ( 26/01/2004 20:43)
Inona ary no mba ataonareo vehivavy raha toa ka Bevohoka tao aoriana Viol?... tohiny
novalian'i pitchou ny 03/04/2004 14:17
lema ( 23/01/2004 13:02)
raha iaraka @ na bandy énao dé inona no tena ambony indrindra aminao:ny volany ve;ny toetrany ve sa ny bogositeany sa inona no mba tadiavinao............raha toetra dia toetra ohatran'ny ahoana? rah... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:13
jhouhlambout ( 22/01/2004 13:18)
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2004 10:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1445