Resa-behivavy

lema ( 09/12/2003 12:05)
any @tany mandroso dia efa saika ny sipa ndray no mikoty bandy raha misy tiany dé ahona ny evitry ny sipa gasy @ zany ?... suite
répondu par fijo le 10/03/2004 10:00
xxx ( 08/12/2003 19:19)
Efa nisy bandy nilaza anareo toa an'io ve ry zavavy isany o? Isrine... suite
répondu par lema le 16/01/2004 12:39
xxx ( 08/12/2003 11:30)
inona kay no mahatonga an'zany fa tenza gaga be aho ,sady tsy manaraka ny norma no tena glady be.... suite
répondu par fijo le 04/02/2004 19:51
lema ( 28/11/2003 11:40)
betsaka ny vehivavy milaza rehefa miaraka fa mbola virj nefa rehefa manao toa tsy zany akory,inona kay no mahatonga ny sasany manao anizany,maninona kay raha tsorina e!mahamenatra ve?... suite
répondu par ja le 18/01/2005 17:21
hoditrakondro ( 22/11/2003 15:42)
Mba tanisao eto ny filaharan'ireo namana lahy manan'endrika nametraka sary eto @ny serasera.... suite
répondu par fijo le 14/01/2004 09:36
xxx ( 15/11/2003 11:22)
Lehilahy no manoratra. Inona kay no zavatra tadiavinareo vehivavy ho fantarina voalohany indrindra rehefa misy kôfa miresaka aminareo. Dia manomboka aiza nareo no mety hoe mi-s'intéresser amin'ilay... suite
répondu par fijo le 14/01/2004 09:37
sipagasy ( 03/11/2003 17:08)
miarahaba antsika rehetra aloha é! inona ry reto no mba toro hevitra hataonareo amiko fa izaho dia mba te hampihena tena fa tsy mety lasa an! efa mba nanao ihany ilay lasopy laisoa aho fa tsy lasa... suite
répondu par hery le 22/07/2017 17:02
xxx ( 29/10/2003 12:38)
aza zarina toaka izany aky izy a! Izao no hevitra lazaiko an-dry : Tonga dia asaivo mipaompy haingana be izy @ voalohany . Mora tonga ny azy @'iny , fa mora velona indray rehefa hain-dry mamelona az... suite
répondu par tannya le 25/02/2004 18:38
xxx ( 07/10/2003 11:08)
in no mahatonga ny vehivavy sasany mampirafy e, misy tsirony anga io zavatra io sa???... suite
répondu par fijo le 13/01/2004 10:09
xxx ( 27/08/2003 17:06)
Niaraka t@ olona iray aho ary ny nampalahelo ahy dia izao: tena tsy exciter izy fa malemy tanteraka, nilaza izy fa efa tany dokotera fa tena tsy mety hono.Mety nihinana zavatra mahataitaitra vedia las... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:46
xxx ( 29/07/2003 09:35)
Raha @ zao androtsika izao:"possible" ve ny tsy hisian'ny firaisana alohan'ny "mariage"?... suite
répondu par zobeda le 13/02/2004 19:55
xxx ( 23/07/2003 17:47)
Fa maninoa ny joba matetika rehefa mijery kofa tonga de any @ kiraro fona?... suite
répondu par fijo le 10/02/2004 19:55
xxx ( 23/07/2003 12:15)
Aôna reo ry vevavy @ ty kôzy ty an:"rehefa ny vehivavy no manao ensemble jean de tô manja an!nefa raha vao miova akanjo hafa noho ny jean de toa eoeo ihany "... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:48
xxx ( 16/06/2003 08:49)
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?... suite
répondu par kamory le 20/10/2010 07:37
kloon ( 16/06/2003 08:47)
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?... suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 08:54
xxx ( 04/06/2003 18:56)
Ny sipa gasy aloha dia azo lazaina fa tsy ambakan'ny sasany é!...misy tena manja, nefa ny olana ngeza be dia lasa sarotiavina ry zareo ireny @ izao fotoana izao... sa hoe tsy maintsy ampy saosy be ny... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:57
taxbota ( 23/05/2003 19:27)
Maninona ny joban-ville .Tsy mirevy raha tsy kofa misy sosy eh!... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 20:57
xxx ( 23/05/2003 09:52)
mora tonga be ny any le bandy manao firaisana amiko ka inona no azo atao mba hahaela ny azy... suite
répondu par lhomme le 25/04/2018 07:07
xxx ( 14/04/2003 15:40)
Efa taona maro nivadina izahay ary 2 ny zanakay ,nanontany olona hafa koa fa dia mitovitovy @ izay ihany: Tsy dia te hanao firaisana firy @n' ny vadiny mihoatra ny in-droa isam-bolana,ny antony rerak... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:56
xxx ( 13/04/2003 08:04)
Ahoana kay ny fomba atao raha tsy te ho bevoka kanefa ilay olona miaraka amiko te hanao firaisana foana kanefa tsy tiany mampiasa kapôty. Inona le fanafody hanina iny moa?... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0638