mampihena tena

1. sipagasy ( 03/11/2003 17:08)
miarahaba antsika rehetra aloha é!

inona ry reto no mba toro hevitra hataonareo amiko fa izaho dia mba te hampihena tena fa tsy mety lasa an! efa mba nanao ihany ilay lasopy laisoa aho fa tsy lasa é!
novalian'i hery ny 22/07/2017 17:02
2. fijo ( 04/11/2003 10:24)
manao ahoana,manaova sapaoro made a.io ihany no tena mandaitra.
3. malalatiana ( 04/11/2003 19:08)
bonjour ndry
ny sainao aloha no amboary voalohany
rehefa milamina ny sainao de mandeha ho azy ny zavatra rehetra
tsara ho fantatra ko ny hoe firy taona indry
mihinana pillule ve
manambady ve
manao sipa ve
inona ny sakafo tin-dry indrindra
inona ny zavatra mora mahasorena an-dry ao antrano, @ manodidina,@ sipandry na @ vadindry
tia mijery télé ve ndry........... tsara faritana daholo io fa na hiazakazaka du matin au soir eny @ mahamasina aza indry ka tsy mamantatra tsara ny momba an-dry manokana de ho reraka eo foana! mba marina e! efa niainako izany ! j'ai perdu 18 kilos en 1 mios et j'ai repris 20 kilos en 20 jours ! je peux te dire k c'était l'enfer pour moi!

fa izao zaho salama tsara , en forme na de lazaina aza hoe tsy de kely @ ilako azy! iye! ngeza mais je me sens bien dans ma peau!
porofon'izany..........


te hanampy an-dry aho mino aho fa tsy ho diso fanantenana toi@ zany

malalatiana
4. miantra ( 04/11/2003 19:47)
Miarahaba e!

Tena marina ny voalazan'i Malalatina.
Ny saina aloha no mandeha aloha.
Diniho ohatra hoe : isaky ny tezitra ve indry na malahelo ... dia mihinana zavatra.

ny ahy aloha ny nataoko dia au lieu de mividy glace gateau sy etc .... dia voankazo sy salade , tomate concombre no hohanina.

Mety mahasoa ihany fa andramo.
Izaho tsy nihena be akory fa tsy nitombo intsony ary very 5 kg teo.

Aza dia mi-focaliser be loatra amin'io koa fa vao maika frustrée be indry dia mi-déprime à la fin.

bon courage e!
5. tokana ( 04/11/2003 09:14)
Izaho dia efa tody tamin'ny hoe 98 kg. Efa very 8 kg aho tamin'ny nilanja farany. Ary mino aho fa efa very toy izay aho fa mbola tsy nilanja aloha aho. Ny fepetra dia tsotra ihany.
-vary 6 sotro in-3 isan'andro
Mihinana laoka sahaza io vary 6 sotro io
Misotro rano eo amin'ny 2 litre eo ho eo. Raha mofo dia in-6 haben'ny ankihibe. Mazana dia mazana ny telo andro voalohany fa rehefa avy eo mety tsy misy olana
6. pisobe ( 04/11/2003 12:21)
Salut!
Ny azoko lazaina dia ity, mihinana aradalana: maraina, atoandro, hariva.
Tsakoy tsara ny sakafo rehefa mihinana, f'aza maika lava.
Misotroa rano, au moins 2l par jour. Aza mihinana zavatra be siramamy à partir de 16h.
Manaova sport au moins 1 fois par semaine.
Ny sakafo hariva: 2h de temps alohan'ny hatoriana.
Tsy misy miracle, fa miankina amin'ny fifandanjan'ny zavatra atao, sakafo, torimaso, fialamboly sns.
Ok, bye
7. jahary ( 04/11/2003 14:19)
Andramo ihany ny ao @ homeopharma aloha e! efa nahita olona tao aho mantsy dia nahita ny résultat!
8. sipagasy ( 04/11/2003 19:43)
misaotra antsika namaly, fa izaho aloha tsy manambady , tsy dia tia sport loatra, ny asako indray tsy dia mampiasa vatana ihany koa ary milanja 73Kgs aho pour 160Cm ka te hihena any @ 10Kgs any ho any é!

Misaotra
9. tsimisitoazy ( 04/11/2003 19:53)
manahoana ndry!
marina ny voalaza tetsy ambony hoe manaova sport,nysakafo ho anina ve àbase na inona tia pattes ve ,mihinana glace foana ve, mihinana siramamy be loatra ve?
tia manao mafana ve be tory maso ve izy daholo izany tsy azo atao ny mihinana zavatra gras be loatra sy ireo ambony rehetra voalaza etsy ambony raha tsy tia manao sport mihinana pommes atao dessert fa io no itako fa tsy mangeza ana famanaova effort manao sportihany raha azo atao na dia une fois parsemaine ihany aza izay no azoko omena
10. fijo ( 05/11/2003 20:39)
manao ahoana i made,voalohany aloha dia tsy dia ngeza be indry raha io voalaza io.ary na ahena toa inona aza ny sakafo ka tsy manao sport,dia reraka fotsiny eo.Ny mandeha tongotra 30mn anie dia efa sport,fa tsy hoe tsy maintsy mihazakazaka e.aza dia manao mihena be koa fa ratsy anie izany sipa fingotra izany e.
11. anita ( 05/11/2003 10:35)
Salut daholo !
Ny tenajo koa dia mba te hanena tena toa andry, 58 kg te ho tonga 50 ou 45 kg any fa nataoko ireo sosokevitra nomen'ireo namana ireo fa nisy ny nahomby ny essentiel dia aza adino mihintsy ny misotro rano sy ny tsy mihinana sucre , ary ny fruits surtout ny pomme il faut manger beaucoup.
Izaho zao efa nihena 3 kg pendant 1 semaine , ka dia misaotra ireo nanome torohevitra de tout façon efa misotro rano foana aho isan'andro dia tonga dia mandeha ho azy
Merci !!!!!
12. andrygti ( 05/11/2003 17:02)
sipagasy!
raha tena misy re7 mahomby de lazao ny namana eh misy aty fa lazainy fa very 6 kg en 13 j recette clinique zany!
13. fijo ( 06/11/2003 20:37)
manao ahoana i anita.o ry made a,izany58 kg izany anie efa tena ao tsara mihintsy koa mbola ahena atao inona indray?dia taolana sisa mandehandeha.
14. taratra ( 06/11/2003 18:30)
manaona aloé!!!
ny fomba itako mba ampiena anao nga -mba dia tsotra.
manaova sport maro maro,toiny natation,na miazakazaka kely.
de ampiasao kely koa ny saina,fa enao tsy de miasa loa loatra,ka any ka matavy......satria hony ny olona miasa loa mahy,ka mitedava ianao zavatra ampiasa ny loanao.
de aza adino za rehefa mahy enao an!!!
jeremie
15. pisobe ( 07/11/2003 14:45)
Salut!
Ka izao anie le izy Sipagasy e, marina fa tsy tia sport indry fa eritrereto ihany alou ireo nolazain'ny namana rehetra ireo alohan'ny hanombohana ny fampihenana tena. Mangala fotoana handinihana alou, jereo hoe ny inona no azo tanterahina. Fa raha ny sakafo fotsiny no ho eritreretin'indry hoe hampihena ny tena dia tsy mety. Raha tena hitan'indry grave kou le izy dia tsy maintsy hidiran'indry ny fanaovana sport. Raha mipetraka ivelan'i MAda manko indry, ny fandehanana antongotra anie ka efa sport e.
Ny tanjona dia ny hihena tsikely2 ary ny niala tsy hiverina intsony, mandrapahitana fa tonga @ laja ilaina. Fa tsy hoe faly fa mihena 2 kg par semaine, dia avy eo mahazo 6 kg par mois.
Zay fa mahereza akia a!
16. rfanjav ( 07/11/2003 17:58)
Ka hono ho'aho aloha e, ny fihinanana rano au moins 2l par jour sao dia be loatra kosa e!

tsy ho very indray ny zavatra ilain'ny vatana? potassium ohatra!

sady lasa be pipi koa! tsy laitra mihitsy!
17. pisobe ( 08/11/2003 17:27)
Salut!
Le be pipi ve no atahoran'indry? Zany fisotroana rano 2l zany mila fahazarana, tsikely2 dry de zatra.
18. rinakely1 ( 10/11/2003 18:30)
zao ky atao an, misotro ranona poireau ampangotrahina d atao rano fisotro , mandritra ny fotoana ze tinao fa vetivety enao d mienà ary fadio ny mitsaingotsaingoka alohan'ny fisakafoanana mahazatra.
19. fijo ( 11/11/2003 20:09)
ilay misotro rano be aloha dia tsy misy maharatsy azy mihintsy.ilay hoe be pipi,raha tsemboka ny tena tsy be pipi izany.ilay ranona poireau no tsyhaiko.fa aza dia manao mahia loatra koa fa dia ratsy indray.
20. pisobe ( 11/11/2003 18:37)
Salut!
F'angah tsy tinareo dray ry Fijo ny mahia a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179