mora tonga ny an'lery

1. xxx ( 23/05/2003 09:52)
mora tonga be ny any le bandy manao firaisana amiko ka inona no azo atao mba hahaela ny azy
novalian'i lhomme ny 25/04/2018 07:07
2. xxx ( 23/05/2003 10:32)
tsy hitako izay havaly anao marina. satria ny ahy koa vetivety kely muihitsy dia tonga rehefa manao @ sipako aho.
Bandy.
3. jahary ( 23/05/2003 10:48)
ra iteny hoe asaivo alefany any lavitra ny sainy de taaka ny oe mnao ano ho tsy misy.nefa hevitra iray ity : aza hampirevena be loatra izy aloha reefa tafiditra ny azy , somary fihino tsy hipaompy be loatra na maharitra na koa asaivo maka aina kely aloha
4. xxx ( 28/05/2003 19:04)
tsy haiko akia raha mety aminareo fa rehefa somary miresaka izahay eo ampanaovana de ela kokoa vao tonga nenazy nony le manao tsy mikôzy reny.
fa sao koa aloha any @ toerana tsy sûr nareo no manao de matahotra ny ho tratra izy de zany no mampa mora tonga nenazy e? na mety olana arapahasalamana mihitsy ka ilàna mankany @dokotera
5. r32 ( 29/05/2003 19:30)
slt!; Raha mora tonga ny anazy dia asaivo asiany sakamalao ao amban ny lela folo minitra alohan ny anaovany na mividy stimulant any @ny farmacie izy
6. njivo ( 03/06/2003 18:49)
Tsotra fotsiny,
asaina mi-mast izy alohan'ny fotoana. de ny deuxième hasambarana no andrasanao.
7. xxx ( 05/06/2003 08:58)
asaivo mi-masturber akia izy a ! na ataondry dé refa @ faharoa tandremo indry indray no valaka eo !
8. njivo ( 07/06/2003 18:55)
asivo misotro coca sy tonic 30 mn alohan'ny hirevenareo
9. xxx ( 10/06/2003 11:56)
mila mieritreritra an'i Claudia S. izy vao tonga angambany!
sô ndry tsy manivana tsara e !kolokoly koa i peta sao dé malalaka loatra , sasao @ ranon'alamo ho teritery! asio katrafay kely!
10. maka misa ( 17/06/2003 16:31)
ianareo dia aza manao izao fitenenenana ratsy loatra izao ,fa ny heran'izao tontolo izao anie no mijeryazy ity ka dia aza ampidirina ato loatra ny resaka toa izany e,mahamenatra loatra ny toa izany e
11. xxx ( 17/06/2003 08:55)
maka concetration tsara de rehefa mitady ho tonga nenazy dia ialao kely dia ...tairo ndray ....dia ovaovao ny positionareo ....teneno mitsy izy hanovaova position matetika fa sady mahafinaritra no mahaela ny fahatongavan'ny anazy
12. xxx ( 27/06/2003 18:04)
izaho kofy fa tena hitako oe gravy io olana iray io
13. yloh ( 12/07/2003 18:32)
aza atao milay be le izy dia tsy mora tonga ny azy na efa tsy ampy le1 tour tonga de ataovy 10 @izay mahazo tsirony tsara mintsy dia teneno izy hoe aza atao tonga vetivety fa tsy afa-po enao
14. xxx ( 19/07/2003 09:44)
salut,
na ny ahy koa refa miaraka @ vadiko de malaky tonga, na de 2eme c'est la meme hitako hoe miankina @ toe-batana io.
Tys mbola nanadramako de ny mihina cola
a+
15. xxx ( 30/07/2003 11:54)
TENA TIANY IANAO IZANY MATOA TONGA RAIM NY AZY
16. xxx ( 30/07/2003 18:05)
Ianareo manao vazivazy ratsy amin ' io resaka io . Tena io anie no fototry ny faharetan' ny fiarahan ' olon - droa e!
Omeo sopapa ny bandy
17. xxx ( 11/08/2003 11:33)
Iresaho izy dia ifanaraho aminy tsara hoe milaza izy rehefa mitady ho tonga ny azy dia ajanona kely aloha dia avy eo indray tohizina dia ohatra an'izany hatrany hatrany. Fa rehefa zatra ho azy izy rehefa manao izany matetika ianareo. Fa raha mbola tsy tiany handeha io dia vitany ny mitazona azy. Fa izay ilay hoe ifanarahana ilay izy hoe ajanona kely aloha rehefa mitady handeha.
18. rija ( 15/08/2003 16:51)
Za lehilahy an !
Ary sao de efa elabe kosa ianareo no tsy nanao de môla be izy?
Raha tsy izay ny problème-ny de asaivo misotro toaka kely izy alohan'ny hanaovanareo. Mino aho fa mba au moins kosa 10mn e ! Fa ny olana fotsiny mety ho lasa dependant indray izy. Raha mbola tsy efficace io de aleo manantona dokotera marina fa tsy milamina izany !
19. xxx ( 28/08/2003 11:26)
Hatraty io blem fa tsy mizesta e!
tena gravy fa inona ry reto no fanafodiny ah! le hoe mi mast aloha tsy mety e! reraka ambony ihany d tsy mety e! tokony ho efa 2è voyge v d hariana fotsiny ny ny voalohany tsy manaiky aho kah!lazao moa izay tena mba fanafodiny e!
20. xxx ( 04/09/2003 09:31)
lalaovy kely aloha ny an i lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7243