mora tonga ny an'lery

41. xxx ( 10/11/2003 20:41)
Expérience no zaraiko anareo, viavy no manoratra: misy fanafody izay tena adinoko ny anarany fa tsara le izy, asaivo hoaniny d refa manao nareo d elaela ihany ary mety vita daholo ny position rehetra vo samy tonga. Ny olana kely mandreraka b satria violent b ny lahy.
Andramo d hitanao ny hatsarany.
42. fijo ( 11/11/2003 20:22)
koa raha tsy homena ve ny anaran'ialy fanafody aiza no hanandramako azy?tadiavo aloha dia homeo anay avy eo.aza hadino an.
43. isrine ( 13/11/2003 19:16)
Salut!
Aiza moa no tsy ho reraka kou, andrasana ho tapitra daholo ve ny positio rehetra vao ho tonga. Aleo atao positio 1 de ny manaraka posy hafa akoa e.
44. xxx ( 13/11/2003 20:57)
Ho an' iFijo
Tena tsy tadidiko wa fa mandehana mijery gyneco d anontanio izy e!
45. oupsyyy ( 13/11/2003 09:48)
OMBY LAHY zany e
46. xxx ( 13/11/2003 13:20)
Tsy mahay raha daholo ianareo
mpanoro vohona
izao : Esory ny kiloty dia tapeno ny vava . Tohizo ny manaraka
47. oupsyyy ( 13/11/2003 14:53)
Lazao ary raha milaza ny tena mahay enao e, ary aza miafina ao fa amipseho ny anaranao
48. fijo ( 13/11/2003 19:50)
marina ra oupsyy.sady efa tsy hita maso ny sasany mbola matahotra ho hita solon'anarana koa.ny milevona velina sisa.
ka tsy misy tokony handehanako any amin'ny gyneco anie,fa mba te hanandrana fotsiny aho e.miverena any dia anontanio,fa alohako ny volan'ny radoko.
rehefa tonga aty aho ra oupsyy,mety ho tena revy gidraka ny an-tsika mitsamy an.
49. isrine ( 14/11/2003 14:22)
Salut!
Tsy ny anarany fotsiny no asaivo asehony ry Oupsyy sy Fijo a, fa ny maha-vehivavy na maha-lehilahy azy...
Ary i Oupsyy rehefa hianatra dia tongava isaky ny @ 12h lera gasy eto, fa@ izay fotoana izay ny fampianarana.
50. fijo ( 15/11/2003 14:47)
mba ho avy koa aho ka,raha tsy manelingelina.ah,ah,ah.
51. zerhum ( 17/11/2003 13:43)
ny fahitako anio moratonga io ndray de matetika efa ho tonga avy miasa ny vadiny le ramatoa de mitebiteby le boay de tonga vetivety ny azy
52. oupsyyy ( 17/11/2003 14:27)
sali daolo alou e, tongava aty misy lesy fa ataotsika revy milay be io a.
Ay tonga eto aza za refa am 12 fa tandremo tsy eo isrine a, za manko tena mila fampianarana mitsy. Ho an i zerhum, fa refa mitebiteby de mora tonga???
53. oupsyyy ( 17/11/2003 14:31)
sali daolo alou e, tongava aty misy lesy fa ataotsika revy milay be io a.
Ay tonga eto aza za refa am 12 fa tandremo tsy eo isrine a, za manko tena mila fampianarana mitsy. Ho an i zerhum, fa refa mitebiteby de mora tonga???
54. fijo ( 17/11/2003 19:55)
izany indray hono letsy ko.mety matahotra ny vadiny kosa angamba i lery.
55. oupsyyy ( 19/11/2003 17:13)
Zany ve, in ary ty mandroso mihemotra toy ny lelon jaza ty
56. fijo ( 20/11/2003 20:33)
izany no lazain'i lery eo ambony eo ko.mitebiteby hono dia koditra dia mora tonga.maninona angaha no nanambady raha tahotra no ho betsaka ao.
57. oupsyyy ( 20/11/2003 14:21)
Fa ahona kosa ary ny fomba ialany amin zany e??? Raha vao stressé be kou zany izy de mora tonga a??
58. fijo ( 20/11/2003 19:19)
ka matahotra ny vadiny i lery.loza anie e.
59. xxx ( 28/11/2003 11:53)
mety tsy mora tonga kou nenazy fa nénao no ela be vao tonga,na tena tiany be zany énao.
60. zizou ( 01/12/2003 12:01)
Ty misy fanafody iray mba andramo
ANAFRANIL na ANAFRANYL
fa tena tonga de tsy tonga mihintsy
ne le kofa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5672