mora tonga ny an'lery

21. koty ( 03/10/2003 08:56)
contraire be zany zay mtsamy ,nena ny sipako mangataka pause mihitsy ,aary rehefa vita dia mangovitra be ny vatany ,
22. xxx ( 07/10/2003 09:27)
za zany kofa no miresaka aminareo e,
tsotra be ny valin'izany
asaivo minono izy alo de afapo tsara enao vevavy io vao izay izy asaivo manao @ zay fa ho hitanao ny tsirony avy eo.Tena efficace tsara io torohevitra io an
23. xxx ( 13/10/2003 13:07)
Tsotra fotsiny e, aza ampidirina aloha fa ny revirevy no ataovy masaka tsara, rhefa mahatsiaro ho excitée ianao vao atsofoka ny azy! miaraka tsara @ izay!
24. xxx ( 14/10/2003 15:17)
Variana be aho mamaky ny fifanankalozankevitra. Lehilahy ny tena ary tsy dia manana an'izany olana izany. Ny sosokevitro dia ilazao izay miaraka aminareo fa raha tena mandinika tsara ny lehilahy dia afaka mahafantatra ny tenany izy ka ahalalany fa efa akaiky izay ny fotoana ahatongavany... Dia hajanona kely vetivety ny hetsika rehetra amin'izay fotoana izay ary tsy manohy indray raha tsy afaka ilay manitikitika alohan'ny fahatongavana iny. Fahazarana io ho'aho.
25. xxx ( 27/10/2003 15:47)
Tay @ am zany mahazo an'i toi zany ry kala hevitra 2 no omko an'i toi raha ny amin'io resaka io :
1- Asaivo manao kapôty lay bandy miray aminao, elabe oi raha misy kapaoty, mahazo fy tsara ianao @zay; fa izy no tsy mahazo fy intsony, mba mifamadika indray ny baolina fa aiza ve de toi foana no miala maina hatr@zay rehefa mil...
2- asaivo manao sport izy fa matetika ny olona sportif de ela tonga ny spèrme-ny, kôzy e!, sady avy eo mahavita in-5 na in-6. valaka sady afa-po tsara toi am'zay de après 1 mois indray vao mahatsiarotsiaro. Andramo moa
Bandy @ sisiny e!
26. xxx ( 29/10/2003 09:21)
ny azoko atoroko anareo de zao
Raha mora tonga foana ny an le bandy de zao
alohan ny anaovanareo firasina kina dia asaivo misotro chmpapgne kely le bandy amin zay mateza kokoa ny an lery an!!!
hoy doc gyneco
na tsy champagne aza fa rehefa taoka fotsiny defa mety
fa tena maharitra ela be io serieu a
27. xxx ( 29/10/2003 12:46)
asaivo mipaompy haingana be izy aky a! dia @'izay tonga haingana ny voalohany , fa @n'ny faha-2 kosa , ialako tsiny , matatesa
28. fijo ( 30/10/2003 09:37)
ko raha vaky ny pne,dia ahoana?tsy misy intsony ilay faharoa.
29. jo1211 ( 30/10/2003 18:11)
Misy fomba hahafana mihazona tsy ho tonga haingana.Misy exercice atao isan'andro izay nalaiko tamina site iray.Na izaho aza dia manomboka manao io "exercice" io ary hitako fa tsara.Raha tianao manana problème ny hifandray amiko dia ity ny adiresy mailako rakoto_jo@yahoo.fr.Sady misy fika hafa azo homena anao Je suis serieux et je ne blague pas.
30. xxx ( 30/10/2003 12:58)
aiza koa no tsy misy faha-roa izany
tena koa ohatra ny adala
na faha-15 ve tsy hisy rehefa asiana e!
31. fijo ( 31/10/2003 20:58)
an,an,raha reraka kosa ve;sa ianano mila be?
32. pisobe ( 04/11/2003 13:18)
Salut!
Miankina amin'ny saina ny zavadrehetra e. Misy ny lehilahy na sary fotsiny aza no hitany dia efa ... maika moa fa mahita vehivavy. Tokony hanomboka @ safosafo sy biz maharitra anie le izy fa tsy hoe 1,2,3 ...Miankina amin'ny fahazarana ihany koa e. Marina ireo nolazain'ny sasany hoe asaivo misotro kely, fa tsy ho mora tonga zany izy @ izay. Fa divay no sotroy satria io no tsara ho an'ny fahasalamana an!
De marina koa ilay hoe ny an'ny bandy sportif, elaela vao tonga!
Bye
33. fijo ( 05/11/2003 09:16)
misaotra pisobe a!efa tena mahay zavatra ianao ka.
34. oupsyyy ( 05/11/2003 14:31)
Misy mahay rah eto an. Mody hoe piso k'anefa tena danz be klety e!!!! hihihi.
Manana traikefa an
Tsara fa tohizo sy zarao am namana e
35. fijo ( 06/11/2003 20:39)
i oupsyyy koa anie mody fanina fa hitako mahay e.ih,ih,ih.sa ahoana.rehefa tsy iteny i ndry aleo anaovan'i MIAO azy.
36. oupsyyy ( 06/11/2003 17:37)
Mahau in za kay ry fijo???
Za ary mitady mpampianatra fa vendrana be kou. Ataon 'ny ol fimehezana fotsiny
MITADY MPAMPIANATRA ZANY ZA E (avis aux intéressées)
37. xxx ( 06/11/2003 09:44)
ity misy hevitra, dite sinou ! fa tapak'andro lery velona b fona mba andramo ange e!!
38. bonnard ( 06/11/2003 13:13)
Tena lasa tafiditra aty am resa-behivavy aho ity le! anefa bandy be, tsy maninona anefa fa mba hamaly ilay kôsy misenina e! Mora tonga ve ny an nedala, ny ahy koa ary tena ohatran'izany ko, fa izao e! asaivo mihinana sakamalao sy misotro coca nedala adiny 1 alohan'ilay revy dia milay io e! andramo nge e! D tandremo valaka ndray.
39. oupsyyy ( 06/11/2003 14:02)
Marina zany sady ny sakamalao aphrodisiaque milay an.

Tandremo marina sao valaka fa sao...........hihihi
40. fijo ( 06/11/2003 19:14)
ho an'i oupsyyy,raha mitady mpampianatra koa tsy manontany an'i miao.izy mahay be.oh,oh,oh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837