sipa materialy

1. taxbota ( 23/05/2003 19:27)
Maninona ny joban-ville .Tsy mirevy raha tsy kofa misy sosy eh!
novalian'i fijo ny 23/01/2004 20:57
2. jahary ( 23/05/2003 09:13)
Tsy gaga aho ra maita io lohateny io!!
Zao rangahy no hevitro @ io an! Jereo ireo mères rehetra 34 à 44 na 45 ans @ izao fotoana zao fa misy ny niaina t@ izany.Toy izany koa ireo Pères mitovy tranche d'âge aminy.Tsotra ny fanazavana : Mety logika izany resaka materialy zany satria koa ny vevavy natao entina sy kitihina sy tolotolorana foana dia mitady zay tsaratsara hatrany izy!
Tadidinareo ve ny taloha e t@ 19780,82,83 à 1989 nampalaza an'izany bandy he Brice sy ny tariny zany tao @ lycée ampefiloha, ry zanaky ry Bedo joseph tao Ambohimanoro , ry Mena sy ry Jacky karatéka sy ny sisa e!!T@ ireny ianao refa tsy Adidas sy stan smith sy jean sy velours de tena tsy jerin'ny sipa mihitsy! Raha mijery anao izy de ny tongotrao no jereny voalohany!Ka aza gaga ry zalahy raha mitohy io fa zary lasa comportement natoraly a! Izaho zay manoratra dia anisan'ny tsy hitan'ny sipa mihitsy t@ireny!! Ankehitriny izahay mitovy génération vao miresaka hoe i .... ange lety t@ireny ka môla t@ ialahy e! dia hoy aho hoe Antsoy ary izy fa zao aho vao matakatra zay tadiaviny!HAHAHA !!!Zany hoe ny resaka Materialy sisa no mivoy e! ary saika ny lafim-pianana rehetra mihitsy ; na fanjakana na fiangonana na tokantrano.Rehefa misy misy vao ny lafiny ara-structure indray vao mandeha ! efa mifamadikae Angamba koa ny fitazaina t@ andron'ny Révolution socialiste no nahatonga izany! Jereo fa taorian'ireny na t@ ireny fotoana ireny miitsy no nampahery an'io zavatra io.
3. bolida ( 23/05/2003 09:32)
io rangah tsy de asiana blem fa zao tadiavo fontsiny ze sipa reven'la sy mirevy an la de milay ary tenin'ilay rahalahy ray zay hoe"aleo manana ny tsotra tsy de be mpaniry..." zany hoe tsy votery ho materialista ny sipa milay .Zay rangah no eritreritro fa aza kivy zay efa nianjadian'izany.
4. hery ( 23/05/2003 11:33)
Marina fa hoe % avo be dia sipa materialy fa tsy izy rehetra kah. Misy tokoa ny sipa gasy izay hendry sy maotina... tsy mijery resaka saosy izany.
Ilaina koa anie ny mijery raha tena vola marina no tadiaviny na mba hoe mila vola tsindraindray fotsiny izy e. Fa ilay vao mijery kiraro dia miavona no tena tsy laitrako... Sipan'i Tanà amin'izao no efa mianatra an'izany an...
5. xxx ( 04/06/2003 18:47)
angamba ny lamaody sy ny fitiavana tia seoseo no mahatonga an'io. Nefa koa mety araka ilay fitenenana hoe:"y a pas d'amour, il n'y a que des preuves" ... dia lasa tamana sy tavela fotsiny @ le hendrika ivelany ilay sipa anefa ny fitiavana no tena zava-dehibe!
6. xxx ( 26/06/2003 17:38)
moi je prefere qu'on me dise que je suis materialiste car ny fitiavana tsy vitan'ny rano mangatsiaka c vrai que l'amour et plus important que tt mais bon tt le monde fait se qu'il veulent car il y en a qui aime reste avec un mec mm s'il a pas d'argent
mais bon
7. xxx ( 30/09/2003 18:04)
Ny anao kosa izany rehefa hoe important ny fitiavana de ilana zavatra sarotra be. Rehefa tsy vitan'ny ranô mangatsika de ndana mitady lasantsy na gazoal de tondray e
8. xxx ( 30/09/2003 18:06)
Ny anao kosa izany rehefa hoe important ny fitiavana de ilana zavatra sarotra be. Rehefa tsy vitan'ny ranô mangatsika de ndana mitady lasantsy na gazoal de tondray e
9. ratam ( 02/10/2003 13:07)
Lalina izany raha loha-hevitra e !

Miteny ho azy ny lohateny. Hatrany io ka hatraty hoy ny fitenenana. Na aiza na aiza alehanao dia io no tena filamatry ny joba am zao fotoana izao : na ho any Etazonia, na ho any Frantsa na ho any Japs dia akanga aloha vao reniakoho.

Rehefa tsy afaka hamita ny sitra-pony amin'ny fihetsika ety ivelany dia eo no raisina... Tsarovy anefa fa hoy ny fiteny hoe miriorio foana ny angidina fa any an-kady foana no iafarany.

Ny kofy mampirevy joba ihany koa anie misy ambadika politika e... Tsarovy anefa fa ny FANAHY no mibaiko ny SAINA ary ny SAINA no mibaiko ny sisa ambiny... Ny materialy zany anie iva be e... dia arakarak'izay ihany koa ny fandinihana azy. Raha sipa na joba somary AVO FOMBA FISAINANA dia tsy voasarik'ireny loatra... Ny "mitovy no milambana" hoy ny fiteny any atsimo izay.

Raha ny fahitana azy dia ny joba na ny sipa rehetra dia te ho hita daholo e. Tena fahafinaretan'ny sipa na ny joba am zao fotoana zao ny manaitra ny be sy ny maro. Ka rehefa kofy tsy hahafahany mivelatra ao anatin'io lafiny io dia efa tsy ao anaty liste e...

Raha fehezina dia zao : ny sipa jejo tsy mitaingina soavaly tsy sakafo sy tsy miborosy ary mora ditsoka e, ary soavaly milay ihany koa tsy mety hokaravasian'ny sipa na joba tsy hamokatra... !

Tandremo anefa sao dia ho toy ny bisikiletan'ny fivondronana ka mitaingina daholo ny besinimaro.

Mirary soa e
10. rfanjav ( 15/10/2003 18:45)
Ka ny ankamaroan'ny sipa eto Tanà koa anie efa manana sôsy ka tsy tia bandy tsy manana noho izy intsony e!
11. isrine ( 12/11/2003 18:45)
Salut!
Marina zany ry rfanjav a. Mbo izay misy an'le sosy no tadiavina e.
12. fijo ( 12/11/2003 19:31)
sosy sy revy be izany.hm,sady tiako ny saosy no tsy te havelako ny revy.ndao ary e.
13. isrine ( 14/11/2003 14:25)
Ny tena ve efa maina iny no mbola tsy hitady ny misy sosy! Sady ny tin'i Taxbota lazaina @ le sosy anie tsy de fantatra marina hoe sosy manao akory e?
14. bonnard ( 10/12/2003 11:23)
ka efa tsy hitan'ny Joba intsony izay hatao e! mba te hanana mbala tsara izy mba ho dinihin'ny bandy anefa tsy misy saosy, anefa raha hanao kôx indray manahirana dia aleo mitady kôfa be saosy e!
15. fijo ( 11/12/2003 09:46)
sady ny saosy be ranony e
16. isrine ( 12/12/2003 18:21)
Tsy haiko ny vehivavy sasany fa @ ankapobeny ny vehivavy mila sosy e! Efa hotran'ny mandeha ho azy zany mitsy ny @ izay e.
Sady ny sosy misy ranony fona, haiko tsara ny tin'i Fijo lazaina!
17. rinakely1 ( 16/12/2003 11:17)
mila an'lé sosy hafa ny vhv fa tsy lé sosy raviny e!
18. fijo ( 17/12/2003 09:41)
sao dia ilay raviny be rano kosa ary.hmmm
19. rinakely1 ( 05/01/2004 12:55)
ala b midoroboka mitsy
20. fijo ( 06/01/2004 09:55)
ary raha very any anaty ala ry rina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658