sipa materialy
21. ambre
(
06/01/2004 15:47)
Le mijery an'le bandy tsy aninontsianinona kosa alou masosotra be e§Eo ve de ipetraka eo ambony tambo eo fona!!!Mba tia kofa mietsiketsika ny jobe!!!Nefa kou loza iany anie miaraka @ le bandy lebany reny e!!Be ny mpitetika ;sady mikata be daolo.Nefa bedindrabofy refa manataka!!!!
22. mawashi
(
16/01/2004 15:55)
Za zao tsy tiako mintsy le léla mandika r kelly sy mitondra golf d alefa mafy B ny mozika!!!!!
Matou ny Bandy nefa manao any ireny Dia Mba t ho hitan'ny sipa!!!!!
c'est à cauz de qui si el deviennent materialistes???!!!!???
Matou ny Bandy nefa manao any ireny Dia Mba t ho hitan'ny sipa!!!!!
c'est à cauz de qui si el deviennent materialistes???!!!!???
25. fijo
(
23/01/2004 20:57)
ny zesta ve no hampa materialy ny sipa,fa izy no efa mila zavatra hafa.
