tsy teho bevoka
49. pilokely
(
15/01/2004 14:17)
tsy te ho bevoka nefa tsy te hampiasa kapôty? tsy mahay manisa andro? tsotra ihany:maka marge be mihitsy, zany hoe raha oul à règles régulières; de maka au minimum 5 jours avant et apres date présumée de la fécondité, i-e 14 jours avant règles
50. pilokely
(
15/01/2004 14:22)
misy koa ny moyens contraceptifs hafa zay ny tsirairay no mahita ny azoany aina : pilule, diaphragme, spermicide, hfa koa zay tena mbola mila fahaizana manokana ny mametaka azy na ny manao azy, norplan, stérilet, de farany ny CCV na contraception chirurgicale volontaire (ligature trompes na vasectomie ho an'ny lelà)
53. yves
(
23/01/2004 09:06)
manajà tena hoe mantsy azy mampiasa izay zavatra asain'nymanampahaizana hatao dia vita fa aza mitady zavatra lalina
57. Blaspc
(
28/04/2005 13:16)
Lasa eritreritra ihany aho mandinika ireo valinteny ireo,tandremo re ry akama isany fa efa betsaka anie no manenina é,tsy aleo ve miandry mariazy dia sady afa-po no afa-tebiteby , asa ahoana ?
58. booboo
(
28/04/2005 13:29)
xxx tary @ voalohany> - ny pillule de lendemain ve no tianao tenenina. Tandremo fa tsy moyen de contraception io. Ary 48h à 72 h afaran'ny rapport sexuel ihany io no mandaitra (tsy zato isan-jato koa nefa.
-ny fampiasana fimailo miaro @ MST sy ny HIV koa fa eritrereto ihany. Ny traitement -ny MSt raha tsy déctecter mialoha dia mety haharitra ela.
-aza matahotra manatona gynéco hi-préscrire anao ny méthode contraceptive mety aminao.
-ilay méthode de retrait natoron'i tsy tadidiko ao ambonimbony ao dia tena piège beeeeee fa tandremo. Satria tsy hainao raha efa misy sperme na kely fotsiny aza tafiditra any aminao any.
-ny fanisana andro koa mitandrema ihany fa mety miova ny période d'ovulation anao arakaraka fiovan'ny hormones anao.
Conseil-ko : manatona gynéco fa aza manaonao foana !!!!!!

59. rakotozafykevin
(
04/12/2016 09:32)
xxx:
Mba manontany aho. Raha mampiasa kapaoty ve dia tena tsy bevoka? Mba tiako ho fantatra ny valiny raha misy afaka mamaly ahy..
Mah liana za mints ny valin zan