tsy teho bevoka
21. pisobe
(
04/11/2003 14:13)
Bandy tia tena zany tsy mampiasa capote nefa te-hanao zany fona. Raha mbola tsy manambady dia aza mampiasa contraception zany. Mety hisy vokadratsiny ireny ka sao sanatria @ fotoana itadiavan-janaka, tsy hahazo eo; tsy mitovy anie ny taovan'ny vehivavy e.
Sady f'angaha tsisy zavatra hafa azon'lery atao ankoatr'izay e? Sa ve nareo miara-mipetraka?
Bye
Sady f'angaha tsisy zavatra hafa azon'lery atao ankoatr'izay e? Sa ve nareo miara-mipetraka?
Bye
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/pisobe ny 05/11/2003 02:13
22. fijo
(
05/11/2003 20:52)
rehefa tsy te hanao capote dia asaivo alefany aty ivelany.misy ny "branlette espagnole"na branlette japonaise"tsara daholo koa ireo,rehefa tsy te hanao capote.andramo dia ahita ianao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/11/2003 08:52
23. pisobe
(
08/11/2003 17:52)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/pisobe ny 08/11/2003 17:52
24. rinakely1
(
10/11/2003 18:36)
Ny tena tsara indrindra d ny mifehy tena zany we tsy nde aniky ny sipanao fona enao isak'izay mahatsiaro izy, fa mahaiza mandà!
Nefa ra tsy zaka mividiana pilule fa tena mahomby no tsy hatahorana na aanao fona ary nareo.
Zany sterilet zany ho an'i oln tsy t hiteraka intsony izany fa aza mbola mampiasan'izany raha tsy any aoriana e!
Ny manisa andro kou tsy d azo antoka fa miovaova ka manjary mampikorotana ny saina avy eo refa misy retard kely.
Le kapoty tsy milay fa fiarovana ihany io, fa izay wa mampiasas pilule mandehana mijery gynéco d anontanio azy nyy pilule tokony horaisinao fa sao d mividividy sy mihinakinana zavtra fatany eo.
Zay fa mino aho fa anaraka ny torohevitra keliko enao!

25. fijo
(
11/11/2003 20:28)
piso be a,mora be izany.rehafa fotoana maha bevohoka,nefa ny tena tena mafana dia atao ihany ny fandehany,fe rehefa hotonga iny dia misintona mba tsy ho lasa any ilay mamy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/11/2003 08:28
26. pisobe
(
11/11/2003 19:23)
Sali!
Tena mora be tokoa le fanazavana ry Fijo, fa in-1 andro dia tena tsy nahomby a. TarFa le branlette japonaise... ndray no inona, atao inona? o no tena tiko anontaniana fa nipetraka
Tena mora be tokoa le fanazavana ry Fijo, fa in-1 andro dia tena tsy nahomby a. TarFa le branlette japonaise... ndray no inona, atao inona? o no tena tiko anontaniana fa nipetraka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/pisobe ny 11/11/2003 19:23
27. pisobe
(
11/11/2003 19:27)
Averiko fa nikorontana.
Tena mora wa le fanazavana, fa tara lotra ny fisintonan'lery azy dia ... Ka le branlette atao inona? Ivantanan'ilay zavatra fotsiny, sa?
Tena mora wa le fanazavana, fa tara lotra ny fisintonan'lery azy dia ... Ka le branlette atao inona? Ivantanan'ilay zavatra fotsiny, sa?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/pisobe ny 11/11/2003 19:27
28. fijo
(
12/11/2003 20:17)
tsy prof aho akory fa mba hanazava ny haiko fotsiny.ilay branlette tsy fitaovana akory fa fomba fanao koa.branlette japonnaise>tsy atsofoka fa atao eo amin'ny fisasahan'ny an'ilay vehivavy.dia kitihana matetika ny clit.
branlette espagnole>dia toa izay ihany fa eo amin'ny nono no atao.
rehefa periode tsy fanaovana nefa tsy tanty dia azo atao ireo,ary tsara,fa na ilay sipa aza dia mety hahazo tsirony,raha mahay mampisy ambiansy ilay bandy.ilay japonnaise matetika no tian'ny sipa fa mahatonga ny azy.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/11/2003 08:17
30. fijo
(
12/11/2003 19:34)
ho an'ireo mora tonga dia fianarana mitazona azy koa io.de mirara-kivy ra oupsyy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/11/2003 07:34
31. isrine
(
14/11/2003 14:31)
Tena hitan'i Fijo mitsy enao ry Oupsy fa mirarakivy. Tsy fantatra io ry Fijo na mirarakivy, gaga @ hoe "hay mety ny toy izany" sy ny mirarakivy... " ny mahazo an'i Oupsyy io an! Fa tandremo Oupsyy fa mbola ilaina ny fanomezanao ambiansy an'le vehivavy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 14/11/2003 14:31
32. fijo
(
15/11/2003 14:49)
aiza ialahy ra oupsyy a?aza variana mijery fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/11/2003 02:49
33. xxx
(
17/11/2003 20:23)
Zao e! refa tsy mahatantyd any @dérika asiana tsy ho bevoka mihitsy enao @zay no sady mankafihy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/11/2003 20:23
34. fijo
(
17/11/2003 19:56)
efa nolazaiko tery ambony io,fa to tsy hitany ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/11/2003 07:56
35. xxx
(
03/12/2003 18:43)
Aza dia variana fa rehefa tonga ny fotoana te hiterahana eo vao tsy mety bevohoka ka mitandrema...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/12/2003 06:43
37. xxx
(
16/12/2003 12:03)
misy koa ilay ovule atsofoka any @sipa 5mn aloany anaovana RS zany,le temps demisafosafo,sy mitsôda be eo , ngamba;mety. ho + de 5 mn,sinon mijereva gyneco
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/12/2003 00:03
38. fijo
(
18/12/2003 12:26)
hanatsofoka ihany ve de tsy aleo...sa ahoana hozy nareo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/12/2003 12:26
39. isrine
(
19/12/2003 20:34)
Asa mou kou;
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 19/12/2003 08:34
40. fijo
(
19/12/2003 11:20)
izay wa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/12/2003 11:20