tsy teho bevoka

1. xxx ( 13/04/2003 08:04)
Ahoana kay ny fomba atao raha tsy te ho bevoka kanefa ilay olona miaraka amiko te hanao firaisana foana kanefa tsy tiany mampiasa kapôty. Inona le fanafody hanina iny moa?
2. xxx ( 13/04/2003 15:25)
Andro mazava be izao ve dia mbola misy tsy maharaka ihany ? Raha any Mada ianao izao dia pilplan no malaza e! Sady mora : 1000F izy izay angamba ny plaquette. Raha tsy mahita dia ataovy ny "sitrany tsy magnano" e !
3. xxx ( 14/04/2003 10:12)
Eo koa ny "stérilet". Afaka manatona ny Marie Stopes international ianao na fikambanana momba ny planning familial.
Aza misalasala, fa ianao irery ihany no tompon'ny vatanao.
4. vainn ( 17/04/2003 11:31)
mahaiza aloha manisa andro é!
enao angamba inoako fa efa mahay anizany tsara! fa hono hoa impiry zany te hanao firaisana zany fona de misy 7/7 ve?
5. xxx ( 18/04/2003 09:44)
Raha mahatazona ny tsy mandefa i lery dia tsoahina malaky be na miova position malaky , toro-hevitra io an fa raha tsy mahatanty mi-contrôle lery dia aleo ihany marie stopes e ,tsy amitaka anao izany ireo fa mijery ny ho avinao
6. xxx ( 20/04/2003 09:39)
aza manao firaisana alohany mariazy
7. levondraky ( 04/05/2003 18:49)
Raha ny tokony ho izy, ny fampiasana ilay lavaka iray saro-kenatra eo akaikikaiky eo koa toa tsy mety mahabevoka, na dia tsy mitotaly andro aza. Tsara anefa raha atao betsaka kokoa ny tambitamby sy ny fanomanan-taina alohan'ny hanaovana izany. Mba hanamorana ny fidirana voalohany dia aleo any amin'ny ladosy mampiasa rano. Tandremo! Tsy ny rehetra no afaka manao izany.
8. xxx ( 10/05/2003 13:10)
Mba manontany aho. Raha mampiasa kapaoty ve dia tena tsy bevoka? Mba tiako ho fantatra ny valiny raha misy afaka mamaly ahy..
9. njivo ( 13/05/2003 11:55)
mahaiza mitondra tena tsara mba tsy hanenena raha tsy te ho bevoka
filandratsy fotsiny mantsy ny an'ny sasany ka rehefa vita izay tiany dia eo ianao fa izy mety hiala
10. jaha ( 15/05/2003 17:59)
raha tsy te ho bevoka dia tsy manao amin'ny fotoana maha bevoka, araka ny hevitro mantsy dia, tsy dia tsara loatra koa ny mihinana ireny pillule ireny, ny tena tsara amoha dia ny manao kapaoty, na raha tsy tia an'izany, dia ny mampiasa spermicide, na koa maka vinaigre eran'ny sotro ianao ho any rano 10 sotro, dia misasa amin'iny alohan'ny hanaovana, mahasolo spermicide io
11. xxx ( 28/05/2003 19:31)
tsoriko aloha fa tsy tena azo antoka lé manisa andro e! ny anà zao ndraindray régulier (eo @ 32 jours eo ho eo) tao anatin'ny 5 mois de avy eo lasa misy 40 jours tampoka zany de avy eo ndray tsy régulier tsony, de ny nataoko zao de raha sendra ao anatin'ny 14 è jour ka hatr@ 20è no manao de asaiko miala aloha le bandy
12. xxx ( 30/06/2003 10:27)
si tu ne veux pas etre enceinte et ton mec il ne veux pas mettre de preservatif c simple tu ne baise plus avec
13. mialy ( 27/08/2003 18:04)
Ny kapoty anie ry xxxx io ambony io sady miaro anao tsy ho bevoka sy miaro anao @ sida e!
14. xxx ( 30/09/2003 17:57)
Rehefa tsy te-ho bevoka enao de aza manao fotsiny fa ny an'lery koa zany sady te-hanao nefa tsy manao kapôty. de enao no mangana eo, ny fanisana andro tsy azo antoka io fa aza miantehitra amin'io. Ny tsy fanaovana ihany no tena mahomby. Ny sterilet sns indray, enao ve mbola tsy manambady akory de ampiasa an'izany sahady mbola rahoviana no iainana e
15. koty ( 03/10/2003 09:06)
kely veta tsy mahay raha,rehefa tsy tiany ny contraceptif ry reto aleo izy tenenina hoe :aza atsofika any ambany fa ataovy any ambava atramfarany a
16. holt ( 03/10/2003 10:19)
Ny tsara aminareo angamba dia ny mihinana pilule, raha mahazaka satria misy olona tsy mahazaka . Fa tandremo!! Raha vao adino dia ao....dia sinon ny tsara dia ny kapôty ihany, fa ny sipanao izany no tery saina!!
17. rfanjav ( 15/10/2003 18:55)
raha sady tsy te ho bevohoka, nefa tsy te hanao kapoty dia aleo mijanona tsy manao e,
mbola ho leo an'izany pillule sy ny karazany izany ihany ianao rehefa manambady
18. duddy ( 27/10/2003 17:40)
Inona anefa ny olana raha bikina e?Ny hamelomana azy angaha no tsy misy!Sady milay be ange ilay miteraka e!Andramo ange e!
19. xxx ( 27/10/2003 13:39)
Sao dia lasa zaza tsy nirina eo ka ilay zaza tsy manan-tsiny no mizaka ny ditranareo fa mipetraha tsara raha mbola tsy vonona!
20. fijo ( 28/10/2003 11:59)
ao aoriana atao dia sady tsy bevohoka ianao no nanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1862