Bandy saropiharo...

1. nananie ( 05/02/2004 11:26)
Salut daholo!
Noheveriko hatrami'zay fa ny sipa ihany no mba saropiharo, hay kay ny bandy ihany koa.Sady amizay danz be rehefa ry zareo no mba jaloux! Misy ol fantatro zay zao hoe nisaraka tamin'ny sipany hono izy satria ikala mi-chat sy mandeha @ site ôtr'izao.Manome rariny azy ve nareo?Amiko zany grave!
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 04:03
2. lema ( 05/02/2004 11:30)
tena marina zany kou !
za alou tsy miaraka @ sipa tsy matotra zany e!
3. tahiana ( 05/02/2004 11:37)
Tsy fahasaro tapiaro tsony zany fa efa diso tafahoatra!
d ny olona kosa zany ra te hi-chat sns d tsy avela!ny mahavoa an'ny kofa sasany d zao:refa miaraka @ sipa izy an!d possessif loatra! tsy avelany manao zao retra zao!
4. xxx ( 05/02/2004 11:47)
ka énao zany tsy matotra ra mbola mampiresaka bandy any @ chat ihany
5. xxx ( 05/02/2004 11:48)
nareo kofa hoa aza ba possessif zany! fa anga moa refa hoe miaraka d rarana daol zao retra zao! maninn kou tsy avela mivoka ny trano!
6. nananie ( 05/02/2004 12:03)
Tsy fantatro alou fa grave ny fahitako an'ny fihetsik'ilay bandy e! Raha toa ange ka mi-chat tsy vaotery hoe mikôty bandy e!Marina fa izany ny antony andehanan'ny olona @ reny fa na izany aza, mba hafaka miresaka zavatra hafa anie!
7. xxx ( 05/02/2004 12:26)
marina mitsy zany akia ry nananie an! za tena miombonkevitra @zany mitsy!
sady ra efa manana sipa v izy d bola hikoty bandy ihany!
8. lema ( 05/02/2004 13:04)
ka inona ary no ho resahina any a@ chat ny bandy matoa mi chat dé anadala sipa zany ny sipa matoua mi chat dé te ho adalaina zany
9. nananie ( 05/02/2004 13:18)
Marina fa misy sipa te ho adalaina, fa tsy ny rehetra no ohatran'izany.Sady rehefa mi-chat anie hafaka miresaka pôlitika, hira hira.Betsaka ny zavatra azo resahina raha toa ka samy mitovy intéret!
10. lema ( 05/02/2004 13:29)
fa ny bandy tsy andany andro iresaka politika sy hirahira ka!ra mifanao fotoana ndray ny mpinamana dé afa zay
11. xxx ( 05/02/2004 13:34)
ny chat anie tsy midika mitsy hoe rencontre akory e!
misy zao ol michat mananala azy fotsiny!
12. lema ( 05/02/2004 13:36)
ka zay o tsy mahamatotra azy ka tsysy zavatra afa azo atao?
13. nananie ( 05/02/2004 13:42)
Mety ho marina ny anao, fa raha hesorina daholo angamba zay kala rehetra manao sipa nefa mi-chat ato, dia tsy hisy olona tsony ato lol !
14. lema ( 05/02/2004 13:45)
nananie:nénao ary inona no tena resahanao ao @ chat
15. nananie ( 05/02/2004 14:56)
Ben je parle de tout et de rien!Avec les amis proches, on parle de ce qu'on a vécu.Les expériences de tout genre quoi!
16. lema ( 05/02/2004 15:03)
c ça oui
on te crois tous,lol
17. hery ( 05/02/2004 18:07)
Mety hoe matotra sy azo itokisana ilay sipa. FA matoa ny bandy saro-piaro dia satria misy kôfa manadala sipa amin'ilay chat. Mety hoe mandiso fanatenana kofa hafa fotsiny izany izy.
Fitsinjovana ny kôfa koa angé zany lé hasarotam-piaro e!! Ny sipa mantsy vitsy no sahy miteny hoe efa miaraka amina kôfa hafa aho... fa mody miresaka eo ihany, dé ôtran'ireny hoe dia tena ho raikitra be ireny dé avy eo ilay kôfa voapetraka fotsiny.
18. fijo ( 05/02/2004 18:44)
izaho aloha,na bandy na sipa ilay saro piaro amiko dia ratsy e.mariky ny tsy fahatokisana io.raha michat izy avilao hanao,ngaha itany akory ilay olona,fa mba resaka iny.
19. donemaskit ( 06/02/2004 09:10)
mbola tsy nahare ny fisian'ny webcams nga raFijo zany ?

> ho famaliana ny olana, tsy fahasarotam-piaro zany fa aiza ve zay chat ve no hisarahana, efa te hisaraka efa ela leiry dia mody maka excuse (vendrana).
20. fijo ( 06/02/2004 16:07)
tsy ny rehetra akory no manana webcams radone a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7685