Bandy saropiharo...
21. xxx
(
06/02/2004 10:36)
marina mitsy zany ry fijo an!
maninn marina kay ny kofa refa t-hisaraka d tedavina daol ny excuse bidon retra!fa tsy tonga d miteny fotsiny refa hiala!fa zao kou ny chat avy no kianina!
maninn marina kay ny kofa refa t-hisaraka d tedavina daol ny excuse bidon retra!fa tsy tonga d miteny fotsiny refa hiala!fa zao kou ny chat avy no kianina!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/02/2004 22:36
22. nananie
(
06/02/2004 10:52)
Ka sarotahotra ilay bandy ka. Ary ny mahagaga, dia maro ireo kôfa tsy sahy miteny ny marina!!!Fa maninn angaha???
23. lema
(
06/02/2004 11:52)
tsy dé tena hoe asarotapiaro anie lé na hoe tsy fahatokisana e! izy fa mahasosotra ny miaraka @ sipa tsy manaja tena e!
tsy matotra e!
tsy matotra e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 06/02/2004 23:52
24. pitchou
(
06/02/2004 13:19)
ny tian'i lema tenenina ve hoe izahay vehivavy miresaka aminareo ato dia tsy manaja tena sy tsy matotra? ary ianao izany sahala @ ahoana? manaja tena? sa matotra? tsy voatery ny olona "tsy manaja tena sy tsy matotra" no iantefan'ny resakay ao @ tchat fa fifanakalozan-kevitra manodidina ny fiaraha-monina misy anay! ianao raha te-hanadala sipa no alehanao ato ianao no ho lasa adala voalohany eo! raha izaho aloha d tsy mi-tchat @ olona otran'izany e!
26. lema
(
06/02/2004 14:32)
tsy ato @ forum anie no lazaiko ry pictcou fa ao @ caramail.na jereo ary ny chat ato @ forum fa tsy matotra mitsy le resaka, ny zavatra fantatro alou dé ny bandy rehefa i chat ao @ cara dé manala azy e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 07/02/2004 02:32
27. medianaranja
(
06/02/2004 15:08)
tsy mety kosa ngamba le we tsy matotra na manaiky kôtina ny sipa michat e! fa raha ho ahy manokana d fialamboliko sady zvt tiako ny miresaka sy michat, fa miankina @ le ol hiresahana sy le resaka atao no tsy mampahamatotra azy, de le bandy noresahin'i nananie tery ambony, izy ko zany michat d mety efa nahazaka sipa tao, ka manahy ko izy sao hiodina ohatra azy ny sipany
28. pitchou
(
06/02/2004 15:34)
d ny sasany izany izao mihevitra fa nampiresaka sipa tao kanjo kay sendra ny bandy nanala azy ka bandy no vokôtiny
33. fijo
(
10/02/2004 09:26)
ratsy wa ny saropiaro,fa ialao.aleo samy libre e,inona kay ny olana,raha libre ny tsy 1 1
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 09:26
34. rixes
(
10/02/2004 11:37)
tsy hitako izay mahasaropiaro eo ny sipa sy bandy feno erany tanana
aty amiko mande fa za tsy saropiaro .
aty amiko mande fa za tsy saropiaro .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rixes ny 10/02/2004 23:37
35. pitchou
(
10/02/2004 18:19)
za kosa aloha d tia mi-tchat! d rehefa miseho mampiresaka b d dddddddddddrrrrrrrraaaaaaaayyyyy! mampiresaka ko aho ka! d mandeha tsara ny resaka! ary resa-be mihitsy!
36. fijo
(
10/02/2004 19:31)
izay ka,samy miresaka dia vita.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 07:31
39. fijo
(
12/02/2004 18:52)
ie,inty ary vakio miakatra.
role lehilahy,
bandy kala,
lohateny,aza saropiaro fa nofa be
raha sendra mahatratra dia miova fotsiny vazo.fa iny efa malazo.
role lehilahy,
bandy kala,
lohateny,aza saropiaro fa nofa be
raha sendra mahatratra dia miova fotsiny vazo.fa iny efa malazo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 06:52
40. vegas
(
16/02/2004 18:48)
Tsy ampy fahatokisana lery! Ho sahirana lery ra zany. De aona ny afarany? mba tohizo oe?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vegas ny 17/02/2004 06:48