ahoana no atao raha hiaraka @ ramatoa efa nitaraka
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
29/03/2004 17:49)
mba omeo sopapa ry vahivay hoe ahoana no hatao araha te hiaraka amin'ireny ramatoa efa niteraka ireny nefa mbola manja be ny mahita azy .
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:46
![](https://avatar.serasera.org/e2a4b07e6b3a73675660d93d9e937372.jpg)
2. herrykelly
(
29/03/2004 17:52)
Tena tsy haiko aloha fa izaho koa mba te hiaraka amin'ireny ramatoa efa niteraka ireny hoe mba manao ahoana è ! sur aloha fa matotra izy na dia manao sipa aza e, ary marina ve fa tena mirevy bandy jeune kely ireny ef ramatoa niteraka ireny. Mba valio ry sipa a.
![](https://avatar.serasera.org/423d69dd59bfea6c8b5a66fde6a47bd2.jpg)
4. voninkazokely
(
29/03/2004 18:13)
Conseil:
Ataovy tanora noho i mamanareo fotsiny dia miady io é!
Ataovy tanora noho i mamanareo fotsiny dia miady io é!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
5. fijo
(
29/03/2004 19:17)
na hoatran'ny bebenareo aza mety ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 07:17
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
6. xxx
(
30/03/2004 10:09)
Ary ahoana no ataonao raha misy bandikely mitovy aminao miaraka amin'i mamanareo?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 30/03/2004 10:09
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
7. xxx
(
30/03/2004 11:00)
gaga aho dia resahiko i mamanay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 30/03/2004 11:00
![](https://avatar.serasera.org/45408ac8b6ae2c724c60649594ac4343.jpg)
8. tsiky2004
(
30/03/2004 18:41)
Raha vadin'olona aloha le ramatoa de avelao sao de vitain'ny tôlany ro enao ry***. Raha libre izy, dia kôtio de ho hitanao e!! ny naturel sy ny fihetse po ihany ihany no miasa
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
10. ravatorano
(
30/03/2004 12:17)
hirevy fotsiny nareo sa tena hivady
miankina betsaka amin ny fitiavana io fa rehefa tiana na zokin i bebenareo aza v tsy hidiranao foana
laingako fa mba resaka fotsiny iany io
miankina betsaka amin ny fitiavana io fa rehefa tiana na zokin i bebenareo aza v tsy hidiranao foana
laingako fa mba resaka fotsiny iany io
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
11. pitchou
(
30/03/2004 12:19)
inona anefa ny olana raha izy no tianao e! iaraho izy raha mety d ho hitanao eo!
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
13. ikaretsaka
(
30/03/2004 21:48)
tsy hitako kao aloha izay olana afa tsy ilay hoe raha handravana tokatranon'olona e
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
17. ravatorano
(
31/03/2004 08:11)
no mety hanahirana ve le zaza ry ikaretsaka ? mamelona 'zanabaratra '' ?
asa aloha fa azy ny azy
asa aloha fa azy ny azy
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
20. hendry
(
31/03/2004 14:31)
misy milaza koa nefa hoe @ reny olona efa niteraka reny hono tsy dia misy risque hoe hanana responsabilité be ilay bandy na bevohoka aza ramatoa satria efa manana ny tokantranony izy, na raha tsy manambady ndray dia efa mba hitan´ny olona hoe niteraka na hoe efa lehibe dia tsy dia olana toy ny mahabevohoka sipakely.