ahoana no atao raha hiaraka @ ramatoa efa nitaraka
44. pitchou
(
09/04/2004 14:25)
voan'ny inona moa? ilay kanety be natsipinao ve?
fa tsy voako kosa ilay hoe miady ko!
fa tsy voako kosa ilay hoe miady ko!
45. ikaretsaka
(
09/04/2004 23:15)
vinatovavy sy rafozana.. misy geragera kely foana na froide aza.. fa ny vilantolahy sy y rafozandahy indray.. miady tsara ny onde
46. fijo
(
13/04/2004 22:09)
io voalazan'ikaretsaka io dia marina mihintsy ary mba tokony hazavainareo vehivavy ireo
48. pitchou
(
17/04/2004 14:07)
matetika ny zanaka vavy tsy mahasaraka ny RAD niny! asa na izay no mahatonga an-drafozambavy hialona satria lasa manaraka ilay vady i zanaka lahy d tavela eo izy! nefa sao kosa d noho ilay rafozambavy, mitady hanjakazaka ao an-tokantranon'ny zanany lahy no mahatonga anay zanaka vavy hamaly?
50. fijo
(
19/04/2004 20:42)
ka ny sipa koa ve rehefa manambady tsy tokony ahafohy ny RAR amin'izay e.izay no hanambadiana,raha tsy mbola mahafohy dia mijanona ao aloha.
51. pitchou
(
20/04/2004 18:10)
ka satria matetika ny rafozambavy mieritreritra fa ilay vhv no nanadala ny zanany ka! ary tsy hisy rafozambavy izany hahavita hiaraka @ vinantony @ andro farany sarotra sy mafy izany, oh hoe rehefa miteraka! ny reny ihany no mahavita an'izany!
