ahoana no atao raha hiaraka @ ramatoa efa nitaraka

21. pitchou ( 31/03/2004 14:38)
bevohoka ahoana ary? matoa bevohoka izany d izay izany no nifanarahany ko! ary angaha misy lhl mitady hitsoaka responsabilités indray eo e!
22. ralipo ( 31/03/2004 17:29)
Safidy io e! Mahasahy ianao dia miditra fa matoa miseho izany dia ao raha:
-Mety ho personnalité.
-Mety ho intérêt.
-Mety ho tena goût koa. Izay tiana ho a mitombo tarehy.
23. jhouhlambout ( 31/03/2004 17:59)
Fa misy karazan'olona tsy simban'ny taona mihintsy k'hah!
24. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:48)
aiza indray fa tsss
25. fijo ( 31/03/2004 20:35)
marina io voalazan'i jhoul io ka.misy maman tena mbola manahirana be mihintsy ny mifanena aminy.
26. xxx ( 01/04/2004 12:52)
Tsy ny hoe efa niteraka na tsia angamba no tena important fa ny personnalité an'ilay vehivavy. Misy ange sipa kely fa efa niteraka ary misy koa efa bôfy fa mbola célib.. e!Donc ny hoe niteraka ne veut pas dire hoe efa bôfy. Rehefa tia dia tia e !! N'est-ce pas ? L'amour n'a pas d'âge ou de situation, si c'est du vrai.
27. kitjo ( 01/04/2004 15:56)
bof!
28. pitchou ( 01/04/2004 17:48)
bof ahoana ary! rehefa lanin'ny fonao sy ny sainao kambony d iaraho! ianao no hanana azy ko!
29. herrykelly ( 01/04/2004 19:09)
Rehefa tena lanin'ny fonao dia iaraho fa Izy koa anie mety tena tia anao mbady kely io e! fa tsy fantatra. misy koa anie ireny bof ! ireny mety mitempo fitiavana amin'ny jeune noho izy e ! asa aloha e !
30. bodallie ( 01/04/2004 20:53)
Mbola tsara e !
ho ahy dia dia hatairana ny anao, kanefa raha tena tia dia tadiavo ny zavatra tena tiany sy mahafinaritra azy fa rehefa hainao izay dia ho tsapanao fa ho tiany foana ianao. Aza adino anefa fa raha manambady izy dia tokony tsy hiaraka @ny ianao fa fahotana izany. veloma !
31. ralipo ( 02/04/2004 20:12)
kitjo/pitchou> Bof samy hafa noresahinareo zany. Ny iray interjection ny iray le Bofy be oln
herrykelly> Io le 30 taona sy 18 taona
bodallie>ianao sy hendry angaha mpinamana
32. ikaretsaka ( 03/04/2004 01:05)
tadidio fa ny vady ahita foana hozy ny ntaolo fa ny ho rafozanina no ...
33. kitjo ( 03/04/2004 09:26)
ihihih, pitchou an, tsy le bofy oe maman no teneniko k,hiihhihihi
ralipo>marina e
34. pitchou ( 03/04/2004 14:03)
hihihihiihi! raha azoko tsara d ralipo no very tany @ bof ! izaho ko tsy bof ! maman no noteneniko fa ilay "bof !" toa midika hoe "tsy koa, na d ahoana! na sans importance, na çà ne me concerne pas, na çà ne m'intéresse pas ...." ka!
35. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:34)
lol.. io language barrier oi hoa e
36. fijo ( 05/04/2004 22:12)
rehefa mahay boule letia ny rafozana dia ok izay an.hm
37. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:12)
inona indray zao ny morse @ zany.. mba miara manao boule zahay @ zay ko :o)
38. fijo ( 06/04/2004 21:13)
hita wa,mba miaraka mifanipy kanety be eny fa tsy miady toa ny vehivavy sy ny rafozam bavy
39. ikaretsaka ( 07/04/2004 03:33)
zany hono
40. six ( 07/04/2004 06:41)
andramo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0954