Saro-kenatra be mihintsy

1. xxx ( 03/04/2004 11:37)
Za ry reto saro-kenatra an! Na manoratra eto aza aho dia menatra sady mamay be ny sofiko, nefa fantatro fa tsy misy mahita.
Le rahavaviko foana no manintona ny olona satria za tsy mahita tenenina mihintsy.
Raha mba misy olona afaka manoro hevitra ahy dia lazao.
Na ireo efa saro-kenatra tafala na hafa.
Mba omeo soupapa ry reto an!
novalian'i fijo ny 17/05/2004 23:06
2. xxx ( 03/04/2004 11:38)
Hay,
lasa ato amin'ny hatsikana sy lalao le izy fa aza hihomezana aho e!
3. xxx ( 03/04/2004 13:44)
haha haha haha haha haha haha mampome be
4. 2689 ( 04/04/2004 07:30)
Misy karazany efatra ny olona :
Ny tsy mahay manisa,
Ny mahay manisa,
ary ny tsy mba mahazo hatsikana raha tsy azavaina be.
5. bice ( 05/04/2004 10:55)
d iza am`reo 2689
6. bice ( 05/04/2004 10:57)
d iza am`reo 2689
7. hendry ( 05/04/2004 12:25)
Lasa ato @ hatsikana sy lalao ahoana ry XXXX ? Tsy resa-behivavy ngah moa ito, sa zaho no fanina.
Mba hanala henatra anao dia misehoa @ maha enao anao @ alalan´ny ps fa aza miafina @ X, io aloha ny étape voalohany.
8. fijo ( 05/04/2004 22:02)
marina izany mianara aloha miseho ho zatra ,dia mianara koa mandray anjara amin'ny ady hevitra matetika.
9. six ( 07/04/2004 06:36)
zay mintsy, aza miafinafina alou, d hitanao nytohiny
10. fijo ( 07/04/2004 22:57)
sarotra be izay fa ataovy aloha dia hitanao fa tsy maninona kay
11. xxx ( 08/04/2004 07:29)
Mampihomehy mihitsy ianao ry namana.
12. hendry ( 08/04/2004 14:50)
tsara rehefa mampihomehy fa tsy mahasosotra.
13. fijo ( 08/04/2004 23:29)
marina izany,ary ianao mahasosotra fa tsy sahy milaza PS
14. xxx ( 09/04/2004 21:02)
probléme be ve?
15. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:07)
ie.. sa lazaiko ko hoe iza ianao dia tsy menatra intsony fa ho tezitra?
16. xxx ( 12/04/2004 17:48)
Ininao tsy vliana ve le fanontaniana?
17. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:54)
ny ahy aloha vliana
18. fijo ( 13/04/2004 22:01)
tena blema amiko ny miresaka amin'ny olona tsy sahy miseho amin'ny maha izy azy.dia valio aloha ikaretsaka
19. mimita ( 22/04/2004 19:40)
zay tena saro kenatra d refa misy bandy tinay d tsy hita mitsy ze kozina!d ra tsy tiko ho hitany nefa we tia anazy a tonga d kopy b satria tsy mahita kozina!degany le saro kenatra ka!
20. fijo ( 22/04/2004 21:24)
marina izay fa rehefa tena tia voadingana io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2172