ireny suçon ireny e..
![](https://avatar.serasera.org/228c1b3d36290cb44317e550e7417da7.jpg)
1. joda
(
31/03/2004 19:15)
ilaina ve ny fametahana an'ireny e..ary inona no dikany tena marina
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:40
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
3. fijo
(
31/03/2004 20:32)
misy ny manao fanahiniana anehoana amin'ny hafa fa efa misy tompony ilay olona,
fa matetika rehefa entin'ilay feeling dia vopetaka tsy fidiny ny iray.
fa matetika rehefa entin'ilay feeling dia vopetaka tsy fidiny ny iray.
![](https://avatar.serasera.org/56e8c9e27b66522ecb7d76ccdd1e9e0a.jpg)
5. rivo
(
01/04/2004 05:55)
Marina ny an'i Fijo fa azo atao ny tsy mametaka ireny suçon ireny. Ny an'ny sasany dia fanehoana aty ivelany fotsiny fa ahy iny. Nefa moa rehefa entin'ny feeling dia voapetaka tsy nahy izy ireny.
![](https://avatar.serasera.org/c6a9c840b0fdbf3386b8ea8f85fe1be5.jpg)
6. bice
(
01/04/2004 07:15)
ra tsy efa lavitra kosa klou le filing tsy mahavita an`reny e
ankoatry zay d haingon-javatra e
ankoatry zay d haingon-javatra e
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
7. ravatorano
(
01/04/2004 07:25)
haingo tokoa v ireny ?
filazana fa efa misy tompony kosa aloha e ary matetika dia fanahy iniana no fanaovana an ireny ary ny jo sy kofa mbola tanora kely no voan ireny fa mahalana no toa antsika izao
filazana fa efa misy tompony kosa aloha e ary matetika dia fanahy iniana no fanaovana an ireny ary ny jo sy kofa mbola tanora kely no voan ireny fa mahalana no toa antsika izao
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
8. ravatorano
(
01/04/2004 07:42)

![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
11. kitjo
(
01/04/2004 15:53)
ttssss, ra lasalasa moa haninona fa le oe atao fanihinina fts ampisehoana oe misy tompony oh mahasosotra ndray ra zany ka.
ko ra tsy zazakely!
ko ra tsy zazakely!
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
12. donemaskit
(
01/04/2004 19:12)
tsy lamaody zany kosa reny e! na lamaody efa lany daty.
Sady tsy voatery ho hita foana nge izy reny e, misy miafina any anaty akanjo any !!
Sady tsy voatery ho hita foana nge izy reny e, misy miafina any anaty akanjo any !!
![](https://avatar.serasera.org/51aa1083b538ca41d99e89d78b9ccb4f.jpg)
13. bodallie
(
01/04/2004 20:50)
Ny fametahana ireny dia mariky ny fahavetavetana. Mbola tsy dia zakan'ny sain'ny Malagasy loatra. tsy dia ilaina loatra satria mariky ny tsy fahatokiana koa. Tsy mahatoky loatra matoa mametaka nefa koa ... mariky ny fahafinaretana lasa lavitra. Tandremo ihany fa tsy dia fomba mihaja fa raha hametaka aleo any @ tsy dia hita maso loatra. Oh hoe any @ tratra, na ohatran'izany e!
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
14. ralipo
(
02/04/2004 05:40)
Manahirana io e satria tsy kolo-tsaina malagasy fa zavatra senra hita t@ film na t@tendem-bazaha
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
15. ravatorano
(
02/04/2004 08:49)
ka ianarana dhl ralipo ze hitana any amin ny flim rhtr any ah! na soa na ratsy io ! zay no ilazan ny namana sasany azy ho lamody ary Joda zao efa mety rakotra ny vatany manontolo ! hihihihihihi !
![](https://avatar.serasera.org/e1927c5011cef6c7282e3bcaa00d8f5a.jpg)
16. ramoul
(
02/04/2004 09:24)
hihihihi tena mariky ny faha-vetavetana ireny amiko.
Maharikoriko izay tsy izy rehefa mahita an'ireny eny amin'ny vatan'ny vehivavy,matetika ianareo vehivavy no misy an'ireny.Eny fa na dia tsara aza ny feeling dia tokony hieritreritra ihany fa tsy hoe milay be ny feeling dia aleo asiko suçon ' ty olon' ty.
Maharikoriko izay tsy izy rehefa mahita an'ireny eny amin'ny vatan'ny vehivavy,matetika ianareo vehivavy no misy an'ireny.Eny fa na dia tsara aza ny feeling dia tokony hieritreritra ihany fa tsy hoe milay be ny feeling dia aleo asiko suçon ' ty olon' ty.
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
17. donemaskit
(
02/04/2004 14:29)
fa inona no maharikoriko @zany? ohatra ny hoe trace-na lokomena ihany io.
Satria ve tsy fomban'ny Ntaolo dia tsy ho ataoko ? driii!!! raha zany koa na ny handalo lava-piringa aza hatao ?
Arakarak'ilay couple ny hoe marika-na tsy fahatokisana sns.
Satria ve tsy fomban'ny Ntaolo dia tsy ho ataoko ? driii!!! raha zany koa na ny handalo lava-piringa aza hatao ?
Arakarak'ilay couple ny hoe marika-na tsy fahatokisana sns.
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
18. ralipo
(
02/04/2004 20:01)
ra done> aza taitaitra fa io le hoe ny mamy atelina ny mangidy aloha fa tena misy tokoa ataon'ny "couple" sasany "signature" io zavtr io an! Tandremo anefa fa mbola misy Johnnyrapide ary ohatra ny milay io raha atao pseudo
![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
20. kitjo
(
03/04/2004 09:25)
tttsssss, za koa aloha d oh halako tonga d halako znay mijery olona misy an ireny e,
maninona ra mba any @ hatoka farafaharatsiny na tsy d atao tombokase ngodabe
fa marina le oe fampisehoana tsy fahatokisana ny an sasany matetika, gadra virtuel!!!
maninona ra mba any @ hatoka farafaharatsiny na tsy d atao tombokase ngodabe
fa marina le oe fampisehoana tsy fahatokisana ny an sasany matetika, gadra virtuel!!!