ireny suçon ireny e..

41. delvechio ( 10/04/2004 17:48)
Jigon lefon
42. fijo ( 13/04/2004 22:06)
ary raha tsy fanahiniana ry pitchou fa sendra ilay feeling lasa be?
43. pitchou ( 15/04/2004 10:54)
ko raha mba ianao no feno ny takolaka, tenda .... d mba ahoana? hanao col roulé foana izany nefa ny été ity ho avy?
44. fijo ( 15/04/2004 21:06)
ka atao hoe ny sipa no voany ko.
45. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:59)
fa maninona no hanao col roule?
46. fijo ( 16/04/2004 22:47)
ka ny bandy koa anie rehefa tonga feeling iny no tafametaka tsy fidiny e
47. pitchou ( 17/04/2004 14:03)
fijo> fa angaha tsy mahay mametaka suçon ny sipa ? ttssssss ianao marina!
karetsaka> aderaderan'i karetsaka v ny an'i karetsaka?
48. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:23)
ko inona ny mahamenatra amin'io.. raha lasa naturel ialy izy fa tsy fanahy inana dia tsy hitako ny olana... nga aho mitanjaka se maninona raha misy?
49. pitchou ( 19/04/2004 06:18)
ny olona angaha mahalala izay naturel sy artificiel any !
izaho aloha menatra e! otran'ireo hoe d tsy mahafehy tena ireny ny olona miaraka @tena! sady otran'ny afisazy b hoe zahay avy ....
50. aladin ( 19/04/2004 06:48)
raha tany @ collège sy lycée alou an de ataon'ny sipa hifampiderana @namany ie.de le raikitra le resa-behivavy miampy tantara valamaty kely de avy eo @ farany hoe ...de io akia le izy an!tena ouuuayyy!!fitiavan-jaza io an!
fa refa le fitiavana lalina de le avy @le feeling lasa² ka tsy foy notapahina.
Raha 1er soçon ndray de le avy @ voaloham-pitiavany iny de natao hanembonembonana e!de le jerijereny ao am-pandriana de hisentosentoany de ny zokivaviny ihany no atorony azy!
'zay alou ny fahalalako azy e!
51. fijo ( 19/04/2004 20:37)
pitchou an,rehefa tena nahita fahasambarana kosa anie tsy tana io e,ary ngaha mahamenatra ny hoe avy nifankatia izahay.
52. pitchou ( 20/04/2004 18:07)
ary hafa indray ny nataon'i aladin izany!
fijo> tsy mila atao afisazy ko! izay fitia tsy tsiambaratelo izany ttttttsssssss! otran'ny ....
53. fijo ( 20/04/2004 22:19)
hay mody samy fanina avy eo.ih,ih,ih,
-ary taiza kay ianareo e?
-an za aloha tary ambadika tary e
-iiii za kosa tatsy fa nifanena ihany izahay tao ka.
54. pitchou ( 21/04/2004 02:44)
tsisy resaka mody fanina teo fa fijo ko! rehefa kelikely angamba nareo d vohaina midanadana ny varavarana sy varavarankely mba ho hitan'ny olona hoe manannn
55. aladin ( 21/04/2004 15:56)
pitchou>in kou ny hafa ndray nataoko teo?hihihi
56. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:39)
tsy vohaina aza rehefa hitsirika ny olona mahalala ko fapitchou anagah ahaoana
57. fijo ( 21/04/2004 22:44)
raha le mafana be kosa ve maninona raha vahana le.any amin'ny 1er etage tsika eo an.
58. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:26)
59. pitchou ( 22/04/2004 17:24)
ko raha tsy hanao teatra ko!
aladin> ny nataonao mikasika ny suçon ko inona indray!
karetsaka> ko ho fantany ko maninona no aderadera hoe zahay misy suçons?
fijo> kaykaykay! nareo fa tsy tsika ka no!!!!
60. fijo ( 22/04/2004 21:26)
ny tiako lazaina dia ny toerana misy.satria raha aty ambany rihana mety mibanabana loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079