ireny suçon ireny e..

61. xxx ( 23/04/2004 06:31)
ary elah ry aladin miseho ho mahay azy an!sa misy sampana fianarana manokana de mivôka ho specialiste manao analyse na suçon?hihihi!vazi² 'zany sao tezitra eo e!
Nataoko xxxxx nenah satria mbola mineur a de tsy tiako ho kobon'ny kil!
62. aladin ( 26/04/2004 10:36)
ountsss!
63. lalapiso ( 26/04/2004 11:10)
Aza omena tsiny izay misy sucon fasao de mba any @tenda ny point vital ny e! amiko aloha dia 2% ny manao fanahy iniana mametaka e fa ny ambiny tena feeling tonga hatrany @7è ciel!!!!!
64. aladin ( 27/04/2004 16:59)
tsy 2% fotsiny kosa e!
65. fijo ( 28/04/2004 20:40)
mety marina io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2235