ireny suçon ireny e..

21. kally ( 03/04/2004 10:51)
Raha izaho indray aloha tsy midika ho fahavetavetana ireny suçon ireny amiko e!saingy ohatry ny maneho tsy fanajàna izany.Tsy tiako aloha e!raha mahita olona sendra misy indray aho dia izy tompony mitondra azy aza tsy taitra koa izaho indray ve no ho sarotiny?
22. donemaskit ( 03/04/2004 11:32)
zay indrindra e! Kitjo sarotiny loatra!
23. tequila ( 03/04/2004 12:48)
Zah koa aloha dia tsy tiako fa sady ratsy tarehy no ohatra'ny maloto .Sady manahirana ny maso .
24. donemaskit ( 03/04/2004 13:00)
tsy maloto zany ireny, fa nareo koa dia lasa lavitra loatra !
raha gilady bé alou ilay izy mety hampitahotra ihany... !
25. pitchou ( 03/04/2004 13:58)
to azoko an-tsaina i maskita feno suçons ny yendany!!! hihihihihihi!
raha zaho ko aloha d tsy tia! mangana sendra voadona aza efa tsy fidiny ko !
26. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:33)
zaany ve tsy oh mazikita trio cuit ny tendan'i maskita feno sicon... (somonga ny ahy e)
27. hendry ( 05/04/2004 12:29)
ka raha any @ hatoka anie ry kitjo tsisy mahita e! Ny tanjon´ny saro-
piaro @ reny dia ny hampisehoana @ hafa hoe efa misy tompony iny.
Tadidiko t@ mbola sipakely kilasy de 6ème, recreation zany dia revo daholo ny zaza bodo mianatra manisy sucon (tsisy cedille ato) @ tanana, zaza marina!
28. jhouhlambout ( 05/04/2004 13:07)
Hatao hita tsara lé izy @zay tsy misy mikitika. Ohatran'ilay fomba gasy taloha izay ataony amin'ny tanimbariny mba tsy hisy hikasika...
29. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:06)
hihihihi
30. fijo ( 05/04/2004 22:11)
ka iny tsy misaka ny hafa hikoty rehefa taitra ny lohany.
31. karinahbk ( 06/04/2004 10:38)
tsy hitako izay ilaivana ireny sa ahoana? nefa rehefa tena misy feelings lasalas hoazy le izy tsy fananina indraindrayy noho ny fitiavana nefa misy ny sasany mba te hanaraka ny atao ny olona fotsiny
32. tsiky2004 ( 06/04/2004 12:39)
Ratsy aloha le izy refa abaribary be eny @ tenda e!, fa iza kosa no amoureu na amoureuze, ka tsy mitsiky sy manembonembona refa mahita le suçon tsara afina ery à faritra anankiray. Mba mandainga kosa ze mandà an'izany e!!
33. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:41)
zay manko hoa
34. fijo ( 06/04/2004 21:11)
ao anaty body ve
35. six ( 07/04/2004 06:39)
aiza waiza ao?
36. hendry ( 07/04/2004 11:12)
any ngah no fasian´i fijo?
37. fijo ( 07/04/2004 23:01)
za tsy manisy an'ireny ka.hitsentsitra ihany ve tsy aleoko vatomamy
38. pitchou ( 08/04/2004 15:38)
hihihihihi! zaho ko aloha d tena tsy tia e!
39. fijo ( 08/04/2004 23:32)
raha tsy fidiny aloha tsy dia koi e
40. pitchou ( 09/04/2004 14:24)
rehefa hoe tsy tian'ny iray d tsy atao e! manjary mampiady fotsiny ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0608